Andriana

Fa maninona kay rehefa maty ny taranak’Andriana no tsy maintsy asiana hoe « Ny Andriana » eo amin’ny ferapara? Miampy ny diplaoma, ny mari-boninahitra, ny asany taloha sns! F’angaha any ankoatra any mbola voasokajy arakarak’izay ihany koa ?

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
33 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
Ianona

Ka ny ANdriana manana ny Hasiny manokana, manana sang royal. Na miarahaba azy azy dia « Tsarava Tompoko », fa tsy tahakan’ny sarababembahoaka.

mangableu

Ny vola no maha andriana izao. J’ai laisse depuis longtemps cette facon de saluer  » tsarava tompoko »; et j’en rigole meme lorsque les petits cousins,… de la grande famille me disent; « tsarava tompoko tonton ». Hihihi! Ny mahazatra ny sofiko izao, satria efa niova fiainana dia ny:  » akory iaby eee! » 🙂

elman

Ny vola no maha andriana izao.

Euh quand je vois des abrutis rouler en Toyota V8 et jeter leurs ordures par la fenêtre de la voiture, non, l’argent ne fait malheureusement pas tout 🙂

mangableu

Le mieux peut etre c’est qu’un andriana nous explique un peu plus ce qu’est un andriana.

elman

y a qu’à googler 🙂

ici par exemple https://mg.wikipedia.org/wiki/Andriana

kof

Cette page explique exclusivement le concept d’Andriana chez les merina. Dommage. Chaque foko a ses andriana et ils sont tous malgaches. Il y en a même qui ont encore des rois 🙂




elman

et bizarrement c’est toujours les andriana chez les merina qui déchaînent les gens 🙂

kof

Oui c’est vrai. Et par les merina eux-même généralement.

elman

« Pour la fierté des merina » déclamait un ancien PDS lol 🙂

kof

Pour moi ce n’est ni plus choquant ni plus significatif que ça :

http://www.leparisien.fr/societe/mort-du-comte-de-paris-qui-sont-les-pretendants-au-trone-de-france-22-01-2019-7994340.php

Au pire c’est ridicule, sinon c’est inoffensif, du folklore. C’est juste une tradition que les intéressés tentent de perpétrer. Ce qui est sûr c’est que les Français ne sont pas là genre « c’est scandaleux qu’il se définit encore comme compte de Paris, héritier du trône de France ». Paradoxalement, cette absence de passion est la preuve qu’ils ont dépassé tout ça. Nous, pas sûr.

elman

Paradoxalement, cette absence de passion est la preuve qu’ils ont dépassé tout ça. Nous, pas sûr.

bah la preuve cette tribune 🙂

Brandon

En fait, Madagascar était une colonie stricto sensu, il y a 60 ans. Cela veut dire que la Monarchie n’est pas encore bien loin, par rapport à la réalité française. Actuellement, en 2020, tous les Malagasy férus de leur civilisation sont conscients que le pouvoir doit maintenant revenir à ses propriétaires pour qu’il y ait un réel développement à Madagascar. Tous les Ampanjaka des Côtes de l’Ile attendent juste le Mpanjaka Merina. En effet, 90 % des Malagasy ne savent pas ce qu’on attend par République, et encore moins la Démocratie occidentale. Par contre, ils savent ce qu’est le « FANJAKANA » dont la racine est « anjaka » et qui vient de « Mpanjaka ».




Ianona

Zay tam mbola kely tena bedy b rehefa tsy manao « tsarava tompoko a ». Dia izao moa dia mande ho azy rehefa mihaona fampihavana.

Brandon

Tsy ny vola no maha Andriana Tompoko. Ny olona miteny an’izany dia ireo izay atao hoe « mivadika ati-doha » araka ny filozofia Malagasy. Fa inona tokoa moa no atao hoe : « Soatoavina Malagasy » ? 1- Fanajana ny Mpahary. 2- Aina. 3- Hasina. 4- Fihavanana. 5- Vola sy ny ara-materialy rehetra. Rehefa avadikao ambony ambany io, satria ianao satria ianao manaiky ny soatoavina vahiny izay miankina amin’ny vola ( izany hoe ny vodiny ery ambany no ataonao ho lasa lohany ary ny loha no ataonao vodiny ), dia izay ilay « mivadika ati-doha » araka ny fomba Malagasy. Ny maha Andriana dia toetra sy foto-pisainana hananan’izy ireo hatrizay eo amin’ny fiaraha-monina.

Malala

Tsy efa lany andro ve zany « andriana » zany?

mpijery

Lany andro nefa na izany aza ilaina foana ny tantara ka tsy tokony hadinoina

Malala

Marina fa tsy mila adinoina, fa kosa tokony tsy ampiasaina tsony (hevitro manokana)

elman

fa maninona ? Parce-que ça dérange certains ve ?




Malala

Tokony hitovy ny olona rehetra fa tsy asiana tsony zany andriana sy esclave zany tsony ka 🙂

kof

Initiatives personnelles io. Fomba privé. Samy manao an’izay tiany. Rehefa manaja ny fiarahamonina sy tsy manambany ny hafa dia tsy hitako no maha ratsy azy. Ny fanjakana fotsiny no tsy mety raha mampiasa an’ireny.

Malala

Ny ao @ fanjakana mitovy @ olona rehetra ihany, tsy mety ny ampiasany an’izany, dia tokony hanaraka koa ny vahoaka fa tsy hoe ny fanjakana rery ihany ka, io no mampanavakavaka.

kof

Fa manavakavaka angaha ny olona mampiasa an’ireny?

Malala

asa koa, hevitra manokana ny ahy iny

Mia

Manipika fa tsy mitovy am hafa angamba hoy aho, na dia samy nandevoizina aza. Fa ny vazaha no nikambanana.




Mia

Dia raha misy maty izany eny ambanitanana dia afaka milaza hoe Ny Andriana Bemainty raha izay no mba tiany, sa inona no mety ho vokany?

kof

Dia hanaovana inona izy raha milaza an’izany? Hogadraina? Kanefa izy tsy hilaza an’izany kosa!

despote

Hay ve kof ity ka mahay manoratra teny gasy e.

Njaka

Kay, lasa poubelle ny com. Bon, izay izany, vita

elman

euh j’ai rien mis à la poubelle sur ce topic ?

Njaka

Peut être à cause du mot andevo que j’ai utilisé




elman

bah là ça passe ? Non j’ai vérifié, ce mot là n’est pas blacklisté.

Bloo

Aleo atao hoe efa vaninandron’ny samy maka hoazy izao e.
Misy mampiasa satria sarotiny amin’ny azy izy.
Misy mampiasa satria izay ny fomba, tsy hay hoe inona, fa atao fotsiny.
Misy mampiasa satria mba te ho deraina.
…..
Toy ilay lamaody nisy fotoana hoe asiana « Dokotera » satria manana doctorat (n’inon’inona sampampampianarana)

Lita Z.

Ary ahoana ilay asiana hoe « (France) » eo aorian’ny anaran’ny zanaka ao anaty filazana manjo? Dia ilay zanak mipetraka ao Manjakaray anefa tsy mba atao anaty fonosana.

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!