Certains n’ont pas attendu pour prendre leur angady et tout le tralala
Courrier reçu d’un lecteur
Ireto misy sary sy vidéo vitsivitsy,
Nividy tany sy tanimbary 16Ha au total …
Mamboly vary, @ toerana rehetra, tanimbary tanety.
Mamboly café koa, anana sy légumes.
Ny rano sy ny zezika no fanalahidy (clé),
Nanao forage mandeha @ pompe solaire sy éolienne hybride aho fa zaraiko @ mponina ny rano, environs 8m3/H rehefa mandeha. Tsy miandry orana intsony aloha hatreto.
Ny vokabary mihoatra ny 3T à l’hectare,
Mamboly ovy koa vao miala ny vary (an-tanimbary) voly avotra.
Bref, un petit village auto-suffisant et pas loin de tana.
RN7 any ho any io, 5Km miala ny arabe.
Nanangana EPP koa izahay ho an’ny ankizy, ny karaman’ny mpampianatra sy ny mpampianatra aloha FRAM hatreto, mbola kamo aho hieritreritra an’izany fa mandeha tsikelikely.
Madefa sary sy détail misimisy rehefa avy any indray
Mankasitraka
hevitra tsara, mety
Mamokarak be ô!
Misaotra nizara
c’est très très bien et je vous encourage à persévérer!5 comme vous dans chaque fokontany et nous serons autosuffisants dans 5 ans au plus tard!
malheureusement , chez nous, le type qui a volé les tracteurs importés pour l’agriculture est recompensé en ayant un siège de gouverneur et même apres 666 jour se gouvernance, pas encore 1ha d’amenagé!
kay, je suis masiaka mais vous vous êtes .. impitoyable ?
Tsara sy mahafinaritra fa mila mailo @ tsy fandriampahalemana.
Manaova ihany voly rakotra manatsara ny tsiron’ny tany.
Bravo
izao no atao hoe miaina amin’ny zavamisy fa tsy mila miandry trakitera na omby aloha vao hiasa tany fa avy dia lasa izo! hevero anie izany hoe vary 3t/ha izany e!enga anie mba tsy hisy ny mpialona
Disons sur 10 hectares.. soit 30 000 kilos par récolte.
Pas besoin de tralala, de maquettes, de tompokolahy sy tompokovavy on va faire ceci cela, fa tonga dia raikitra.
Si j’étais encore à Madagougou à cette heure-ci, je pense que je serai exactement en train de faire la même chose.. mais un peu plus à l’Est, pas au Sud 🙂
à l’est? et vos terres un peu à l’ouest, qui s’en occupe? hihihihi!
les sensés font des annonces d’effets
Mes rizières les autochtones s’en occupent parfaitement bien 🙂
A l’Est, l’agriculture/elevage s’arrete Ambohimalaza et Ambatomanga. Au-dela, c’est des taillis d’eucalyptus a courte rotation qui rapportent tous les 3 voire 5 ans. Je ne crois plus en leur potentiel en agriculture. Ils ont perdu la main sur plusieurs generations.
cqfd 🙂
Ça a plus de gueule que des distributions de sacs de riz, peu importe la quantité
Pendant ce temps, certains attendent un miracle de l’IEM pour qu’il puisse enfin manger de la viande tous les jours…
Ils attendent Paul alors.
Chôse qui ne déplait pas au Prezida
Ou bien Razakatsimiv..ana ?
Paul répond à l’IEM en chantant lie la lie, lie la lie
hono oa azafady, mety teo amin’ny otrinona teo no nahazoana ilay 16 Ha azafady?
mety tanimpanjakana ve? nefa raha iznay 5km mialaamin’nyarabe izany efa tanin’olona an! efa mba nanontany koa tany aminareo (fort-dauphin) fa gaigy be ny any, aleo ihany eto amin’ny manodidina,iny manodidina an’anjozorobe iny izao mbola malalaka tsara sady mahavokatra
Aty anie tena trop ny speculation e ary Tena tsapako mihitsy ilay izy. Ny tena hitako ary tena tsy mety ny ataon’ny domaine/topo dia raha mahita tany ianao, hamarinina ao amin’ny domaine/topo fa tsy misy tompony fa mbola domonial, dia ny valinteny azonao dia mifandamina aloha amin’ilay olona mipetraka eo amin’ilay tany (izay tsy manana taratasy akory) ary rehefa vita ny fifanarahanareo any dia tongava amizay aty hanao ny paperasse administrative rehetra. Euh, fialana andraikitra ny dikan izany amiko.
ampio ilay oe rehefa metimety @ireo mpiasa ao na ny akamakamany ny tany tsiriritinao dia ahodiny fotsiny izao dia ianao mihahaka eo
Tena marina!
Au vu du paysage sur la photo et la video je dirais … 16 millions ar ? 🙂
1 million d’ariary/ha alors! Comment vous faites pour avoir de bon plan comme ca? Zahay koa mba te hanana tany hanaovana eco-ferme. 🙂
Si la problématique de l’insécurité est maîtrisée, c’est effectivement un excellent plan.
L’insécurité freine tout à Mada! Et dire que plus on a de généraux, plus l’insécurité fait rage.