
Mais bon, il leur manque encore quelques noms dans leurs investigations pour boucler la boucle : Lionel Lelievre, Danil Radjan, Galib, Sahid … et comme dans les films policiers, relier tous ces noms entre eux avec des fils 🙂
Tandremo tratra farany oooo…
et sur fb les défenseurs des « gros poissons » mis en cause de dire que c’est une fake new et que certains médias étranger sont payés pour déclencher des instabilités politiques
ah oui, et la vidéo des aveux du Lelievre ça doit être un gros montage alors.
Tsy miraraha an’izany ry lerony eh!
Je suis quand même surpris que des p.v. d’audition des enquêteurs circulent sur les réseaux sociaux à notre grand bonheur, il faut se le dire. On dirait qu’il y a des malintentionnés au sein du cercle des privilégiés.
C’est l’audition video carrément qui circule oui
On voudrait voir ça les vidéos des auditions. 🙂
comme c’est des « affaires en cours » cette video n’est pas supposée circuler comme cela.
Video inona moa no nalefan’iny Viva tamin’ny 2008? Raha izaho MBS alefa.
Vous voulez vous rabaisser au niveau des sauvageons et des jiolahimboto ?
mahazendana mihintsy
aiza koa hoe affaire be ohatran’ireny dia ho hita etsy sy eroa ny dossiers / vidéo
tsy hay intsony izay hevitra ambadika any, na avy @ andaniny na avy @ ankilany
Et après, tous les fils convergent vers…
RomeMiami ve?Sinon juste constatation, à un moment on avait Leloup, maintenant Lelièvre… Il ne manque plus que Latortu…re?
Je ne pense pas que Miami tire les ficelles.. Miami semble plutôt avoir un entourage
mafieuxdouteux, mais ca c’est pas une nouveauté.. ah la la, les liaisons encombrantes.. mais surtout dangereuses !Mba omeo sopapa e, iza indray izany Miami izany?
zany ve tsy miharihary oghatrany ny tafika andrefantanana! sa ?
Raha tratra farany avy niosina tamin’ny vovobolamena ve tsy hiosina vovoka lafarinina no iafarany?
an an, Andry no resahina eto fa .. tsy Edgard ka 🙂
Marina izany ka, tsy tadidinao fa nisy niositra lafarinina tany ADP tamin’ny 2009
lol, iza ndray zany
Tsy Mialy ve izany!
Tadidinao tsara
kiii.. iny kosa aloha za tsy d’accord e, tss
Lafarinina fotsiny kosa fa tsy misy nihaotra an’izay ka.
tena tsy mahalala menatra.
Dia ireto valala be mAndry manaiky.
Mpitondra sauvage, vahoaka DP
aoka nareo kosa i DP an
ka pondo dory anie PD anefa efa nisy lalana LGBT dia tsy mety e.
AV apondra very fa mbola sarotra ny hampita io message io.
Fa tena.ilay vahoaka tena tsy avotra an. variana amin’ny vody sy ny toaka.
ah oui quand on voit la brève de 16:00 lol
ndrii, lasa tena mampalahelo ilay vahoaka
omena kilalao dia variana eo daholo
Ka iza ary nosahy hanao tsipaîaikaly eo. Ny hanina ho anina efa tsy misy ny rano tsy misy dia ahoana.
Izany Mihintsy, izaho vao saika hiteny hoe aleo maty rafozandoza toa izay miandry vary masaka. Eto anefa tsy maty rafozandoza no tsy hisy vary masaka.
Loza tsy roa aman-tany raha ny Ministeran’ny tetibola no miray tsikombakomba mamoaka ny harem-pirenena, fomba ratsy namatsiana ny tetezamita ka nolovaina mandrak’ankehitriny