Aaah, mon petit plaisir du matin (et du soir)

Du cerfeuil ici en l’occurrence

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

4
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
Nicodème
Invité
Nicodème

sao dia mba hampihen-danja ny site-tsika ny resaka momba na’i Elman manokana ? Tokony ho objective ny resaka eto. Sa ? Sa ny hevitr’i Elman indray no hotohanana eto ? Raha miova MAPAR i Elman dia manohana azy isika ?

Nicodème
Invité
Nicodème

Ny mba tiako hatao sujet izao dia hoe : holany maire ve i Rina ? Iza no maro an’isa : bas quartier IRD sa ny ville-haute TIM ? Maro ve ny Bas-quartier mahita an’ity site ity ?
Tena marina ny an’i Elman hoe : tsy ampy communication isika. Ny marina dia malemy ny agents sur terrain. Raha izaho no opposition dia nataoko nahamay i Joelina niteny hoe : ny opposition no nivarotra sujets bac. Samy manginana haratsiana aza fa miandry an’i Dada daholo. Dada anefa tsy mamoaka vola fa matoky tena. Sssss !

Debile Profond 2.1.5 ™
Membre

Attention à ne pas se faire remblayer… 😛

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!