Mila mahay prix, misy zavatra intéressant any, fa mila mitadidy tsianjery oe c’est combioen chez score et chez l’épicier du quartier.
JOFA
6 années il y a
@carole TenA il aina lé mampitovy prix etsy sy eroa nefa tsy maintsy calculer-na koa ny fotoana sy ny frais de déplacement lany @ fivezivezena.Azo atao izany raha mahay mandrindra sy mandamina ny ara-vola sy ny ara-potoana tsara.
Afist dans Olga Ramalason : ah 15 ans après: “Les zoranza vont dire qu’on n’est pas au Mexique ou 17 candidats pour les elections de Juin ont ete abattushttps://apnews.com/article/mexico-mayoral-candidate-killed-violence-elections-886c497b221087126014f7b113fd54a2” 25/04/2024 à 16:49
Rafangy dans Prix à la pompe : tsy mila ampiakarina na ampidinina: “sosialimbahoaka pour faire croire que cedric nouzalon pense plus au peuple que tous ses predecesseurs, or si l’economie est à…” 25/04/2024 à 13:01
c’est confirmé?
eka
Merci ! Tsy mila mandeha eny Tanjombato na eny Akorondrano intsony zany rehefa hividy zavatra…
Où sommes-nous ?
Antaninarenina (entre BOA et BFV)
Bravo 🙂
fa ny parking dia asa indray izay hiafarany. sa afaka mipetraka eo am-pita ?
Le nerf de la guerre de la grande distribution effectivement.
Par contre il y a beaucoup d’affluence piétonne dans la zone
c’est quoi le sujet ?
bah que ce sera une nouvelle enseigne Leader Price pardi.
Tsy ho an’ny vahoaka ireny
Le vahoaka serait étonné de voir les bons plans dans ces endroits 🙂
eo tsika mahita rehefa misokatra 🙂