Alors, ce ravitoto de Tang ?

Et bien ma foi excellent !  Riz jaune, rougaille

Et le piment maison d’elman hihi

Aaah la la, c’est tellement agréable de pouvoir enfin rentrer chez soi le midi et goûter aux bons petits plats d’ardine 🙂

Et ne pas oublier de se brosser les dents avant de repartir au bureau, hihi.

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

11
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
Tsitàna
Invité
Tsitàna

Ny ravitoton’i Tang mila averina totoina kely ihany indraindray 😉 mbola misy matevitevina tsinona. Fa matsiro foana ! Mazotoa homana e, mety mbola misy ho an’ny rahariva ô? 🙂

Rafangy
Membre
Rafangy

raha atao amin’ny fitotoankena dia averina indroa fotsiny

Tsitàna
Invité
Tsitàna

Izay mihitsy ilay fanaovana azy. Sady mamerina in-droa hono manana ny tena izy lay 😀

justice-madagascar.org
Membre

averina totoina koa dia mora masaka

Lita Z.
Membre
Lita Z.

Mampilendalenda an. Na aty Dago aza mety tsy mahavita toy izao. Ravitoto sy henakisoa endémiques be ny aty an.

Rafangy
Membre
Rafangy

andramo ny ravitoto fingotra fa tena tsara sady ohatry ny misy dibera izany!

Harry
Invité

Fingotra ve ? tena hatahorako @ nifiko zany fingotra zany, sinon refa tonga eo @ Tang dia aleo maka sandwich vetnamien eo ampita kely eo, lasary karoty sy hena endasina fa tsy haiko aloha fa tsara be ah 5€ eo ny bagety ray

FLORENT
Invité
FLORENT

Tena matsiro. Le seul plat malgache que mes enfants adorent: RAVITOTO (prononcé à la française svp!) kkk

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!