Ambohijatovo : Marc Ravalomanana fait le plein

Il n’a peut-être pas 182 millions de dollars mais il est capable de faire venir les gens lui aussi.

Mon pronostic pour le deuxième tour ?

Marc Ravalomanana vs .. Mailhol

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
20 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
zo.zefa

Entina am-bavaka izany raha mba i Mailhol, enfin si tour2 existe.

Doraadm

Tena @ izao ny ahy aleoko lavitra mihintsy hoe tut sauf le DJ.
Aleo indray ary miverina @ Hery Vomanga toy izay ilay DJ. Tena tsy maintsy averina ary hakana tombony be dia be anie ireo 182 millions ireo e

Noems

Miombon-kevitra aminao tanteraka. Miseho ho tsy maty manota loatra dia atao daholo izao fomba ratsy rehetra izao hahazoana ny sezan’ny filoha. Ilay fanararaotana ratsy ny fahantran’ny gasy koa no tena tsy rariny mihitsy e. Zarainy mora fotsiny ity vola be tsy fanta-pihaviana. Ny stratégie com amin’izay natao handrangitana ny olona fotsiny dia hambolena korontana sy hanaratsiana ny candidats hafa. Ny iem koa moa poak’aty rahateo dia tsy misy hafa-tsy ny mividy olona no tena fomba fiadiny. Adin’ny jiolam-boto tsy vitan’ny hoe ratsy taiza fa tena tsy ao mihitsy @ resaka fitondrana firenena.

Raleva

les artistes, même les géants, ne sont pas payés mais affichent clairement leur soutien. fantastique élan de solidarité.

Geronimo

hu hu hu ! de hino an’izany ve zahay????
Tsy mihira ireo raha tsy mahazo cachet, ary ambony noho ny @ vanim potoana tsy fampielezan kevitra

zo.zefa

Dama est géant mais il ne soutient pas d’autres candidats. Élan de solidarité dans la dilapidation peut être.




Invité

Le Live était génial!
Blindé de monde, Ravalomanana était obligé de faire deux discours. Pour ceux devant la scène et ceux de derrière.

https://youtu.be/dDB9TZIJxCg

ramatoa

merci pour le partage

Izy
ramatoa

merci pour ce partage,
c’est triste le traitement qu’on lui a fait et pourtant Rajoelina disait haut et fort qu’il n’est pas un putschiste
Comparer l’amour de la patrie de Ravalomanana a montré durant cette vidéo lors de son exile et l’autre durant ce qu’il a fait pour détruire le pays

angelikademada

Comment s’est passé la distribution des tee-shirts et autres gadgets?

Jojo

Dans l’ordre et la discipline




Njaka

On a dû acheter notre fanion. Il y avait un concours de meilleurs t shirt créer par et pour les partisans. Les artistes disent clairement devant tout le monde tsy voavidy vola fa fitiavan-tanindrazana. J’ai dû payer 20 mil ar de taxi pour rentrer.

Que de la volonté, rien que la volonté. On s’en fout royalement des t shirt et des gadgets.

no name

bah, le 12, le 13 font aussi toujours le plein, et (si j’ai bien vu) le 22 et le pasteur aussi.. donc faire le plein ne veut pas dire grand chose au point où on en est

Raleva

plein peut être mais pas pour les mêmes raisons: alimentaire ou soutien volontaire.

Invité
ramatoa

Trara e!
Misaotra tamin’ny fifampizarana e!
Ny anay efa azo ny karampifidianana an
samia mijery ny karany daholo ô

Zainjafy

Izaho ndray mahita hoe Andry vs Ravalo. Ary izay hotohanan’ny Hery @ 2tour no ho lany




Ramamy

izahay ato an-trano efa nahazo kara-pifidianana 2 isan’olona avy tany@fokontany (eto Tana).
Ny maha samy hafa an’ireo karatra roa ireo dia ny salle hifidianana, ny ahy izao salle2 ilay karatra1 dia salle4 ilay karatra2.
Ho enjana ny hala-bato @ty raha izao a ka mety hisy korontana be rehefa mivoaka eo ny valim-pifidianana, miampy an’ireo 2.000.000 d’électeurs fantomes…

Maminiaina

Je suis d’accord avec Elmann sur ce sondage. Tsy fantako aloha na ho tafiditra deuxième tour fa tsy ampiozin’olona ny isam-baton’i pasitera io. Mihomehy ny olona rehefa milaza aho hoe, possible mi dépasser les 10% Mailhol, fa ity no tsy azon’olona:

1°/tsy vidiam-bola ny mpino ao fiangonanana entiny dia mandatsa-bato ho an’i Malhol.

2°/misy mpino Apokalipsy daholo na any ambanivohitra misy rabôfinay anaty ala mikitroka be ireny -any Ambohitrandriamanitra io (tsy mijery interent rabôfy dia soratako izany), ary indrindra fa ity:

3°/ Ny mpino @ fiangonanana « zandriny » izay misy milaza hifidy azy.

Tsy izay mitondra hélicoptères 6 @ grande ville akory (dj) sy manao feux d’artifice no tena rôle.Ceci dit, tsy mpifidy mailhol aho, mais je ne le sous-estime pas.

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!