elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
39 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
kof

And now what?

Eric

J espère qkE c fini avec ce dictateur

Mavo

Ny fidirana @ fifidianana milamina tsy misy fitaka no tanjona fa tsy fanonganam-panjakana. Fanatsaràna ny lalàm-pifidianana mba ho hana-jo hifidy izay tiany marina ny vahoaka.

Einstein parlait de nationalisme débile… Il avait très rarement tort.

Botovasoa

La main de Hery ensanglatée sur la place de 13 Mai c’est toujours fatal pour un regime à Madagascar.
Comment expliquer ce brusque retrait des FIGN/EMMOREG : repli strategique ? Basculement de l’Armée? Consignes de Hery? les Rats quittent la Navire ? Victoire du Tolona ?

kof

Quel tolona?

gerard

a t on le droit d’être cynique ?
1 mort, humainement c’est trop ! mais politiquement? ce « martyr » puisque les opposants vont le qualifier ainsi, est peut être bien peu…
ceux qui commandent Emmoreg et cie l’ont peut être compris juste à temps pour ne pas aller plus loin et couler « leur » régime de façon définitive




gerard

cynisme encore ?
ces événements, mais surtout le travail de Elman valent à Actutana les honneurs de la presse réunionnaise

http://www.linfo.re/ocean-indien/madagascar/manifestation-a-antananarivo-la-population-determinee-a-avancer-vers-l-hotel-de-ville

Botovasoa

Tsy tolona @ Jadona fanampenambava moa no atao io ? f’angah sarimihetsika ? Izahay tehijery Black Nadia amizay nefa tsy avela….

kof

Dia hanongana fanjakana ve raha tsy afaka mijery an’i Black Nadia? Io ny président io. Vendrana izy, corrompu, tsy mahavita azy. Fa mbola izy no filohan’ny firenena. Ataovy izay haharesy azy @ fifidianana. Adinoy ity resaka fanonganam-panjakana ity. Io no anisan’ny nampiletika antsika.

Botovasoa

Aoka hazava fa mbola tsy nisy niresaka fanaonganampanjakana mihitsy teo an! Hiano tatitra ny Deputés no resaka eto , fa Rajao no manongatena fotsiny eo , Any aminy ianao raKOF mianakendry sy miaro seza mitsingilaila !

Mavo

Afaka alefa @ télé sy radio ary gazety ny tatitra.

Sady ireo mapar anie efa « pro » @ fanonganam-panjakana ka mailo ny olona e. Aoka tsy hifanome tsiny fa samy maneho ny heviny.

Ie, matahotra izahay sao manongqm-panjakana eo indray ianareo, ohatran’ilay hoe fitakiana ny hisokafan’ny viva ihany no fiatombohany avy eo manararaotra (le naturel revient au galop). Tsy mahazo miahiahy ve izahay?

kof

Tsisy miaro seza eto. Fa ny zavatra tokana mbola ratsy noho i Rajao dia ny hanonganana azy. Ianao niteny hoe tolona. Dia ny fanontaniako tsotra : tolona inona? Inona no tanjona? Fantatsika tsara ity place du 13 mai ity. Fantatsika ny dikan’io fa aza mody tsy mahalala.




Botovasoa

Izay fandikan-dRaKOF ny atao hoe Tolona de anao manokana any sy ny sezanao mitsingililaila, fa ny anay rehefa miady amin’ny tsy rariny de tolona avokoa no ilazana azy …Tolona mba ahazoan-dRavalomanana mankany Ambalavao ankalalahana ohatra ….MDRRR ! Tolona madio mba ahafahany milatsaka ihany koa…. reLOL! fa ohatry ny misy ratsiana tolona ao an….! Vao resahana tolona de mitsangambolo,ny fiainana mihitsy anefa no tolona isan’andro ho amin’ny tsaratsara kokoa….!

kof

Moramora ianao fa sao dia ho tapaka lalan-dra eto 🙂

Dia tsy maintsy hatao eto @ 13 mai ve ny tolona ? Ngeza anie ny tanana e. Lehibe i Madagasikara. Izaho sy ianao samy mahafantatra ny valiny. Taiza itony députés itony t@ fanombohan’ny fitondran’i Rajao raha niandry groupe opposition ny olona? Izao hitan-dry zareo ny fiafaran’i Rajao dia milahatra daholo izy hitondra ny tolona. Mba tongava saina e 🙂

Raleva

ny fototry ny olana dia terend-rajao ho lany ny lalana izay hampandresy azy. ireo lalana ireo dia miendrika hala-bato. tsy ny bulletin n°2 no tena olana fa hala-bato: hisy 4.000 bureaux de vote vaovao (mora no manao fictifs), tsy misy tableau ny fanisana vato, manao sonia ny bulletin ny délégué (hvm) vao mana-kery ny vato, ny pv tsy tonga ara-potoana dia tsy manan-kery. izany rehetra izany tsy maintsy toherina, aleo ho rava izay ho rava, fa izahay tsy mila rajao hanao 2e mandat !

kof

Dia inona moa no ho rava voalohany eo fa tsy ny ain’olona? Dia manaraka eo ny économie efa malemy. Misondrotra ny fiainana efa lafo. Ny insécurité sy ny chaos. Dia hiverina ireny barragem-bahoaka eny anisan’ny quartier ireny, sns sns… Miadia miaro ny fifidianana. Izany no ady tokony hiadiana. Fa tsy izao volana vitsivitsy alohan’ny fifidianana izao.

veve

Vitaaaaaa! Mialà teo @ izay ireo mpamoritra vahoaka! Asaivo entina eo @ place 13 Mai ilay razana handrasana alohan’ny fandevenana mba ho hitan’izao tontolo izao ny asan’ireo tsy mataho-tody! Naninona raha navela fotsiny ireo olona ireo nanatrika ny fanaovana tatitra dia vita!

Ralek

C’est toujours terrible une vie perdue…
Mais qu’en est-il de demain?
Qui pense sérieusement que la vie des gasy vont s’améliorer demain?




Debile Profond 2.1.5 ™

Sauf avec une transition scandinave ….

kof

Avec des blondes à forte poitrine ?

Papiléo

où ça , où ça ???

Debile Profond 2.1.5 ™

dans tes rêves ! 😛

gerard

je me demande si, par rapport au titre de la brève, nous ne serions pas là hors sujet, voire un chouia « déplacés » ?

randria

Biscotte Wasa pour tout le monde, ca facilite le transit.




dalia

tafakatra efatra ( 4 ) no maty vao nolazain’ ny deputé Hanitra teo

Mavo

Tena mampalahelo ary tsy rariny.

Tandremo ary sao ho eny ambohitsirohitra indray dia ho AV firy indray!

Raleva

hanao inona eny. ho ao an-tranony (mairie) aza tofiriny.

Debile Profond 2.1.5 ™

Dans moins d’un mois sera créé « AV18 », l’association des victimes du samedi 21 Avril 2018 , qui fera vivre éternellement ses membres par les subventions qui seront votées par les dépiotés qui exigerons une stèle de plus sur la place du 13 Mai pour les futures commémorations annuelles de cette révolte légitime du vaoaka …

Debile Profond 2.1.5 ™

Qui parie avec moi, que lundi au plus tard sera dénoncé officiellement une tentative de coup d’état par les députés de l’opposition ?




Ralek

On est dans une boucle temporelle, Madagascar vit une crise environ tous les 7-10 ans…
Donc oui, c’est prévisible… Je ne parie pas moi…

Raleva

solo-nandra et rivomainty l’ont déjà fait, non ?

Citoyen

On peut parler de la ZAD de Madagascar, un gigantesque bordel sans avenir….

Raleva

ici, c’est zes, un paradis pour expat !

vazaha

« il est ou le président , il est ou , il est ou le président , il est ou ?

Debile Profond 2.1.5 ™

61 quai de Grenelle 75015 Paris




Raleva

qu’il y reçoit des Grenades.

banksybeat

maty voatsindron’ny antsy na sabatra ny olona maty voalohany (quid du maitre Avoko et de ses apprentis Shaolin) ny maratra dia bala sy eclats grenade offensive.

Raleva

avoko, jaona ralita, préfet angelo (quel nom ironique pour un démon), mahazoasy, constance, lalatiana ravololomanana, solo-nandra, rivo mainty, mad max entre autres, auront le sommeil léger à partir de maintenant. quand à rajao et V., ils vont mettre une couche pour dormir.

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!