Antsirabe : il attrape la chienne et …

Et quoi ?

Bah vous voulez un dessin ? 🙂

Entre la vente au marché d’esclaves et la zoo*philie, certaines personnes sont vraiment bizarres à Antsirabe.

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
43 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
mpijery

C’est la faute à celle qui a declaré faire la chienne avec ses soeurs, il s’agit clairement d’un malentendu 😆

tsytiafoza

Ce chien était évidemment resté collé dessus des heures bien sur…ou non

rakotosambany

hi3 merci pour la précision chienne fa raha ny article hitako aloha tsy namaritra hoe chien ou chienne… simba ny tanora malagasy e!

zainjafy

je ne comprends pas du tout, quelle est la relation entre esclave et zoophilie

mpijery

ce sont deux affaires différentes, mais les deux se passaient à Antsirabe




ilpensiero

on devrait aussi créer une loi protégeant les chiennes, non je déconne, plutôt que de dépenser de l’argent avec des sessions pour voter des lois avec les députés mallettes, je propose mieux, renforcer et prioriser l’éducation, ça couvre beaucoup de chôses, au lieu de dépenser des sous pour des sessions au parle ment qui ne servent a pas grand chôse

kof

ça vous arrive de vous détendre et ne pas penser politique? 🙂

ilpensiero

si si, je me marre avec tous ces politiciens verreux, quand je suis fatigué, je me met en mode je me marre d’eux

kof

Mais qu’est-ce qui se passe à Antsirabe? ^^

mpijery

Any azoazo mantsy ny frais… 😛

kof

C’est l’effet combiné du manque d’oxygène du cerveau dû à l’altitude et des marmites au plomb d’Ambatolampy à côté. 🙂




mpijery

Attention, Antsirabe nous a aussi sorti les plus grands artistes que Madagascar ait jamais eu
…mais les plus nuls aussi

kof

Les plus grands c’était à une époque où les marmites n’étaient pas bourrées de plomb. 🙂

mpijery

Oui, à partir des années 2000, c’était le massacre

Debile Profond 2.1.5 ™

Partout dans le monde les chiens aboient quand la caravane passe, a Anstirabe c’est quand ils ont mal au *** … Waaaouuuuuu … 😛

Debile Profond 2.1.5 ™

Bien sur, c’est vous qui avez publié cette brève ! 😛




Debile Profond 2.1.5 ™

Quand j’ai lu cette brève, directement des images en mode Tex Avery me sont apparues … 😛

kof

Sinon la grande question est quand-même de savoir si la chienne s’est laissée faire. Et sont-ils restés collés? Vous voyez ce que je veux dire. 🙂

babakaty

Le petit gars,enfin il a déjà presque 18 ans je crois,est un enfant de sans abri dans le quartier populeux d’Antsenakely ,on le surnommait Gila…A part s’accoupler avec les chiens,il semblerait qu’il viole aussi ses petits camarades d’infortune et des fois ,d’après toujours les témoignages des habitants de ce quartier …il fournique avec sa propre …mère avec qui il avait déjà eu un enfant ou frère ou sœur c’est selon .

mpijery

Il a encore tout l’avenir devant lui 🙂




Je Comprends Pas Et...

kof

Il se tape tout ce qui bouge quoi. Littéralement.

TheWatchDog

Aleo atao @ tenindrazantsika ity resaka ity … Izaho koa nahita an’ilay lahatsoratra t@ gazety androany hoe efa nanolana tovolahy 15 ilay tovolahy io izay vao tratra nanisy alika indray … Tsy haiko raha mba efa nanakaiky an’ireny olona mipetraka eny ambanivohitra be ireny ianareo, ohatra hoe eny ambanivohitr’i Antsirabe, fa rehefa mifankahazo tsara aminy ianareo, dia mivaha tsikelikely ny lelany, ary mahavita miresaka zavatra be dia be tsy azo eritreretena mihitsy andrenivohitra … Ohatra, fomba dia fomba tokoa eny @ faritra sasany izay efa noteteziko ny hoe biby aloha no hianarana sy hizaran’ny bandikely manao firaisana ara-nofo. Ohatra: @ ny omby, ny kisoa, ny gana, ny sasany aza efa nanandrana akoho! (Any Colombie ohatra izao, dia malaza hoe ny apondra no ampiasain’izalahy @ izany, na bandikely vao mianatra, na lehibe efa manambady …) Ary tsy vitan’izay fa rehefa milalao koa ny bandy samy bandy any ambanivohitra be aty Madagasikara, dia milalao “kiombiomby” ka ny lehibe no mitaingina ny kely … Fanampin’izay, hatrany ambanivohitra be, lavitry ny atao hoe sivilizasiôna sy ny fiainana atao hoe “maharaka ny vaninandro ankehitriny” sy ny fifampikasoana @ kolontsaina vazaha, dia misy dia misy ny ataontsika aty andrenivohitra hoe “sarimbavy” sy lehilahy mankafy lehilahy … Dia somary gaga ihany aho indraindray mahita ny olona sasany miteny hoe “tsy araka ny soatoavina malagasy izany …” Raha ny fahitako azy aloha dia efa zavatra efa nisy t@ fiarahamonina malagasy hatr@ fahagolantany ireo, ary mbola hisy hatrany na inona na inona no atao, fa tsy zavatra nalaina tahaka t@ vazaha na vokatry ny vaninandro ankehitry … Mino aho fa rehefa miteny ny olona sasany hoe “voatohitohina ny soatovina malagasy”, ny tena tokony tenenina dia hoe “voatohitohina ny soatoavina nampidirin’ny fivavahana izay nampanjankain’ny vazaha teto amintsika (ohatra: fivavahana kristiana)” satria zavatra 2 samihafa be ireo …

mpijery

Aleo ihany aho hitazona ny soatoaviko manokana raha izany ka

njaka

mazotoa ianao sy ny kiombiombinao ary ny famelezana kisoa e. aleo izahay ho rajakombazaha raha izany.

beurk, zao za laza tsy te hihinana gana intsony rehefa tonga any ambanivohitra noho ianao.




TheWatchDog

Milaza ny zavamisy fotsiny aho … sans état d’âme et sans parti pris … tsy misy iraharahiko raha hamely na tsy hamely kisoa sy omby sy gana daholo ry zalahy, izaho manokana aloha tsy hanao an’izany velively … fiainany izany fa tsy fiainako… fa milaza an’io fotsiny aho satria toa ohatry ny betsaka ny tsy mahafantatra ny tena zavamisy eto Madagasikara ary mampifangaro ny “soatoavina malagasy” sy … ny “soatoavina kristiana” ohatra.
Raha io resaka firaisana aranofo io aloha, ny azoko lazaina fotsiny angamba dia izao: ny sipa eny ambanivohitra mora taraikiraiky @ bandy aty andrenivohitra, ary mora mamelatra satria manantena hoe izay no mety lalana hahatongavany tampoka aty andrenivohitra ka “hampivoatra ny fiainany”. Kanefa aza adino anefa fa ny tahan’ny aretina azo avy @ firaisana aranofo sy ny SIDA dia avo lavitra any ambanivohitra noho ny aty andrenivohitra … Ka dia mitandremà ihany e! Ny otrikaretin’ny syphilis izao dia fantatra hoe mety avy @ biby antsoina hoe “lama” no nipoirany ary ny otrikaretin’ny SIDA dia avy aminy gidro maitso any Afrika afovoany … Asa koa re, raha mbola mety misy aretina mety ho azo avy @ kisoa, omby sy gana … Fa ry zalahy aloha dia nitantara an’ahy mihitsy hoe rehefa miandry omby ry zalahy ka te hanala azy, dia hifandimbiasan’izy dimy lahy eo ilay omby … Dia tsy hay koa izay olona manaraka mety “haka ny anjarany” rehefa avy eo … Dia avy eo hitety aiza koa ireo olona ireo ?!!
Tandremo ihany koa ny tahirinkevitra ahelin’ny haino amanjery izay toa mikendry vondron’olombitsy foana fa mila fisainana lanina. Ohatra izao, toa ezahin’ny tatitra mivoaka rehetra ampidirina antsain’ny olona fa ny pelaka no mahatonga ny SIDA ho betsaka aty amintsika. Mahatratra 14% isanjato ny pelaka hono no voan’ny SIDA ary latsaky ny 1.5% isanjaton’ny Malagasy @ ankapobeny no voan’ny SIDA. Kanefa any Betsiboka sy Ifanadiana no tena ambony dia ambony ny tahan’ny olona voan’ny SIDA. Dia any koa ve izany no betsaka indrindra ny pelaka ? Mahagaga ihany.
Mitandremà fotsiny ary miarova tena e!

njaka

ka ilay soatoavina no tsy azonao. misy hoe soa ao. izay ratsy izany dia tsy soatoavina.

ka nisy pelaka sy zoophile ary h@ fahagola dia tsy soatoavina no filaza azy fa fahazarandratsy izay tokony hialana.

ny finiavava hi forrmaliser an’io fomba ratsy io no mifanohitra @ soatoavina malagasy i(soa fanaonao nisy teo @ fiarahamonina ka lovaina.)
soa:tsara
toavina: ekena, tohizana.

fa tsy hoe nanambady 12 akory andriananmpoinimerina ka.hilaza.koa isika hoe.soatoavina.ny polygamie.

Rafangy

“fa tsy hoe nanambady 12 akory andriananmpoinimerina …”
tsy dia tena fitiavana ilay v**y loatra ny an’Andrianampoinimerina no nakany ireo 12 ireo fa resaka politika, ary raha tsy diso aho, dia nisy tsy niterahany akory ireo, fa ny zanany nandimby azy kosa dia tena andriambodilova tokoa ary aretina vokatry ny firaisana no nahafaty tanora azy(satria moa tsy mbola fantatra ny syphilis tamin’izany)

njaka

mitandrema ihany
hi hi, olona tokana ihany no iarahana ka. sady tsy ampirafesina @olona.no tsy ampirafesina @ biby. tsy ampirafesina @ internet sy ny felatanana koa

Rafangy

ka ny fiteny anie dia hoe “ry zalahy izany fa tsy izaho” , “cela n’arrive qu’aux autres”
fa dia nisy tokoa raimpianakaviana iray izay, izay tratran’ny aretin’ny firaisana dia zavanahagaga fa dia voa koa ny zanany vavy 7 taona, dia rehefa nentina teny amin’ny mpitsabo dia hoe ny lamba sy fitaoavana tao antrano no namindra tamin’ilay zazakely

Rafangy

maharikoriko be izany zavamisy izany, na dia efa fantatra ihany aza, fa izaho kosa aloha tsy nihevitra hoe tena fanao any tokoa izany




Rafangy

fa araky ny tantara koa aloha dia anisany namonoana ny mpanjaka Radama II dia izy tia miray amin’ny lahy miaraka amin’ireo menamaso ireo,

mpijery

Hay efa hatramin’izany fotoana izany no nisy ny toaka mankarary v*dy? 😛

Rafangy

Andrianampoinimerina no tsy tia toaka fa ny taty aoriana tena nankafy tokoa, ary Radama II moa dia tena nandray ambontolo ny fomba rehetra nentin’ireo vahiny

raossy

Dans la plupart des pays européens, la zoophilie est maintenant officiellement réprimée par la loi. Mais c’est loin d’être une pratique isolée ; mitandrina fotsiny ry zalahy sy ry zavavy tsy ho tratra farany :https://actu.fr/normandie/verneuil-sur-avre_27679/filmer-zoophilie-chien-homme-pris-flagrant-delit-par-femme-dans-eure-normandie_25075586.html

Ralay Rock

Mipetraka eto ny fanonaniana hoe iza marina moa izany i Kalista ? Nampitahorana anay izany tamin’ny mbola kely mantsy hoe aza mandehandeha irery ao anaty ala ao ialahy isany fa tratran’i kalista ao. 😀 😀 😀

Rafangy

teo Imahamasina teo aza tena natahorana ny nandeha irery tamin’iny fihazakzahan’ny soavaly iny fa nisy an’i lapaika koa! dia nampiana hoe ny ankizilahy ohatranaroe no tena tiany!




Ralay Rock

Tadidiko koa i lapaika izay… hahahahahaha. Izay mihintsy hoe ialahy isany bandikely ireo 😀 😀

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!