Bah alors, il est où Edouard Philippe ?

Tout le monde l’attend comme le messie pour son annonce sur les retraites, l’intervention etait programme a 12:00 heure française.

Et bien non, c’est décalé a 12:20.

Mmmh, manao fotoan-gasy tena.

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

40
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
Malala
Membre

Raha ny fahazahoako azy dia 1000€/mois zay nanao carrière complète, dia zay tsy ampy zany latsaka?

kof
Editor
VIP

Au-delà d’Edouard Philippe, regardez bien l’opposition française à l’oeuvre en réaction. De Marine Le Pen à Mélenchon en passant par Les Républicains (ceux-ci vont leur reprocher de reculer). Ils n’iront pas occuper le Magro ou le 13 mai français. Ils vont pilonner Edouard Philippe et Macron de tous les côtés. Plateaux télé/radio, presse écrite, tweet etc… Tout est bon. ça c’est l’opposition là où ça fonctionne. Et pourquoi on n’aurait pas le droit de jeter ça sur la gueule des politiciens endémiques? Qu’ils voient à quel point ils sont minables quand ils sont dans l’opposition.

Rafangy
Membre
Rafangy

les politiciens endemiques? ils ont l’endemicité qu’on ne retrouvera pas nulle part ailleurs, je reve en regardant la tv et y voir des opposants au regime, vous avez oublié les felaka?alors que pas plus tard que cette semaine, le journal l’express titrait réunion séditieuse

mpijery
Membre
mpijery

Dans le cas de l’Express, ce n’est pas du felaka, c’est une recommandation du propriétaire

ramatoa
Invité
ramatoa

fa tena tsy azonao mihintsy hoe tsy izany ny eto

Eto raha vao miteny ianao dia tonga any an-tranonao ny FIS, na ny EMMOREG ny maraina be maka anao , hananganana dossier fa manohitohina ny filaminam-bahoaka ianao ary ny fiafaran’ny fiainana dia Tsiafahy
Raha tsy izany dia mahazo taratasy fanakantonana ny radio na ny télé mi-diffuser ny teninao manohatra na retirer ny licence
Mbola ho ela izany fahafahana maneho hevitra malalaka izany satria lazaina fa manohitohina ny filaminana sy loza ho an’ny fankjakana ianao ary dia tsiafahy na antanimora na encaissmenet no mahazo anao
manana havana akiky ny tenako izay jeune tima fa nahita ny sary mihintsy ary tany antanimora volana vitsivitsy

Tsy vitan’y vava ilay izy fa mahalala olona sy tanora maro ny tenako izay sahy fa ny fonja sy ny fampiasan-kery no fanidiana vava mba fantarry ny fanjakana

Ary inoako fa ireo mpanoratra eto dia mahalala zavatra bestaka noho ny tenako ny @ traitement mahazo izay te haneho hevitra fa tsy te hamboraka izany eto sao dia hifarana any @ toerana izay tsy hahafahana hamelobna vady aman-janaka koa nefa tsy mba hanana mpiaro mafonja dia leo tsy mitantara aminao hoa inona marina no zava-misy eto @ tanana izay iaretandry zareo raha vao miteny sy mihetsika

Asa raha fantarao ilay hoe RAZILY, t@ 2009 ireny, aiza izy izao, inon no najnjo azy?

Rafangy
Invité
Rafangy

fony faha revolisiona sosialista(izay hitan’Ianona sy Maverick fa fitondrana tsara indrindra nisy teto) dia tonga ao amin’ny paositra antaninarenina ny olon’ny dgid, mipetrapetraka sy mampiresaka eo satria fantany fa eo daholo ny ankabeazan’ny lehibe eto antananarivo no maniraka ny mpiasany haka ny taratasy ao amin’ny boites postales, dia mampiresaka eo ny olon’ny dgid, mamandrika moa ny tena marina dia ny marivo salosana dia mitantara ny zavamisy ao amin’ny mpapiasa azy dia avy eo mandefa olona any vao maraina be, amin’ny 5 any ho any ny dgid maka ilay olona ao ho entina eny ambohibao, hany ka lasa matahotra ny olona araky ny voasoratry ramatoa io, fa nandritra ny 16 taona nisiany dia tsy mbola nahafantatra aho olonanosamborin’ny dgdid ka hoe afaka nody tany aminy soa amantsara

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!