C’est fou cette incitation à la consommation

Consommer, toujours consommer 🙂

Mais bon, tant qu’à faire, autant consommer intelligemment alors.

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

12
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
rnaivos
Membre

Intermarché ? on a les mêmes à la maison 🙂 . Par contre, pour nous c’est tout les 25€ d’achat.

mangableu
Membre
Gold

Mahay mamarotra ny vazaha! Ao ny promo, ao ny solde, ao ny 2eme main, ….. ny antsika mbola tavela « prix fixe io, tsisy adivarotra ary tsisy garantie ka verifieo tsara ny entana alohan’ny hialana».

zainjafy
Invité

Ny antsika vao miditra dia misy soratra hoe: Tsy manao trosa anio, miverena rahampitso

mangableu
Membre
Gold

« Ny vola fitady, ny trosa tsy lasa! »

ramatoa
Invité
ramatoa

tsss, nga izany ihany, hividy fantsika t@ quincaillerie karana izay za, teo ambanidia. Dia 1/4kg oa, toa 1 500 ar izy izany 1/4kg. Misy madinika ve hoy izy, 2 000 ar oa. Tsy manome hono izy raha tsy misy madinika,

hahaha

lasa koa za koo, hihihih

mangableu
Membre
Gold

Manao style toliara taloha izany: « tsisy la monnaie! ». Fa rehefa tonga amizay ny mpivarotra avy any fianarantsoa sy Ambatolampy nameno ny tanana ary misahirana mitady majinika satria te ahalafo entana, dia nahay nanova toe tsaina ihany ny farany.

kototsotra
Membre
kototsotra

zay ny olanantsika.
Ianao ve hahazo valiteny sahala @ zany @ karana na sinoa?? Ry zareo no miezaka mitady madinika. lasa mifindra any daholo ny olona vao gaga Ra gasikely !

Betsaka ny olona tsy natao hivarotra no manao ny asana mpivarotra.

Ny fandraisan’olona zany dia : ZERO.
Manontany vidin’entana iray ianao. Valiny : Madinika ve ny volanao? Tonga aho dia lasa ary TSY MIVERINA ao zany intsony !!

mpijery
Membre
mpijery

Ka ny sasany koa mitrosa nefa tsy mieritreritra ny hamerina akory

Vazaha be
Membre
Gold

Actuellement chez Auchan 100 jours étonnants avec chaque semaine, différents produits achetés 100% remboursés sous forme de bons d’achat.

Labra
Invité
Labra

Un pays qui consomme c’est un pays qui réussit économiquement parlant.




Do NOT follow this link or you will be banned from the site!