elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
16 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
ilpensiero

L’Afrique a de grands talents, s’il y a 700 cas, 800 sont guéris, le covid19 leur doit encore 100 guéris.

gasy

jaloux?

ilpensiero

Tellement jaloux parce qu’ils ne sont même pas connus pour avoir utilisé quelconque Coït Orgasmics

GuyBary

Je meurs de rire

Coolboy

c’est pas mal comme analyse

Rafangy

hihihihihi!




Banksybeat

Mahavariana fa misy tombony tsy azo novinavinaina mihitsy ity havoretràna ity rehefa dinihina.

Coolboy

ka mandositra mihitsy ny covid fa maloto loatra! kkkkkkk

Tabraka

Nisy ankizy fianakaviana tonga teto Mada ary nihinana henan-kisoa sy ravitoto. Nandoa sy nivalana daholo ny avy any an-dafy.; Ny ankizy gasy teto an*toerana tsy nisy naninona. Fanazavana: avotry ny havoretrany

Soso

Rehefa miova amin’ny mahazatra dia mazàna mivalana sy marary kibo na dia madio aza ny sakafo hohanina.
Rehefa nijanona naharitra ivelan’i Madagasikara ka mody avy eo dia samy efa tratran’izany daholo.

Tsy resaka havoretrana ilay izy fa habitude alimentaire sy resaka flore intestinale.

Rafangy

izay mihitsy ka!, indray taona izay, nisy namana nandray 4’mis teo analakely hoe hiasa ao aminy nierana tamin’ireo ray amandreniny, dia nentina tany antrano dia nampandroina tamin’ny rano mafana dia avy eo norosoana sakafo mafana fa ny harivan’iny ihany dia nivlana be

carole

izaho ko mahita fa mahataty choc covid ireo zatra loto. Ohatra hitako: samy nisy symptôme covid be daholo ny iray trano afa-tsy ireo anankiroa mpihinana ramanonaka atsy amin’ny mpivarotra maloto2. Mety oe par hasard, tsy manana porofo siantifika aho annnn.




Rakoto

Tena mety hoe ramanonaka zany ny fanafodin’ity covid ty an. Aza hitako ka hanangana ozinina mpanao ramanonaka indray Radanz, tena hitodika aty amintsika daholo ny mason’izao tontolo izao 🙂

gasy

usine mpanao ramanonaka lehibe indrindra aty afrika

carole

sady somary maloto2 fa tsy ilay mofogasy « snob » eny analamahitsy an, lol

Nasser

le système immunitaire fonctionne bien pour les africains. Là ou il y a beaucoup de mort c’est là ou on a un mode de vie moderne. L’Éthiopie est très peuplé, pourtant le virus n’a pas tué comme aux Etats-Unis où en France.

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!