Le caractère spontané de la liesse donne encore plus d’importance à l’engouement. Profitons-en, au rythme où les affaires nationales vont, ça va se faire rare ce genre de chose.
Invité
Koto
C’etait magnifaique, voir des sourires partout, des hurlements de joies partout, des accolades spontanées sans arrière-pensée, les drapeaux qui flottent par fierté… Merci les barea
Ca va rester dans l’histoire de Madagascar; et les malagasy diront: « ie, tadidiko io, tamin’isika nandresy tamin’ny can 2019 tany egypte. Barea no anaran’ny ekipantsika tamin’izany fotoana izany »
Quand on racontera cette épopée plus tard, on se rappellera où nous étions, avec qui nous étions et surtout comment nous étions fiers de notre équipe et cette communion sans précédent.
mbola vahoaka an, satria ny olona betsaka no namojy fan zone ( filatex ankadimbahoaka, Radio, Analakely …)
Za aloha tsy nivoaka fa ny horakoraka na dia tsy nitovy t@ fandresena aza ny hakony dia ela² ihany vao tapitra. Nisy bal be tao an-tanana
hier le caca dans l’eau, aujourd’hui le pipi dans l’air. et demain ?
Invité
ramatoa
les deux sur la route après l’accueil de barea
Invité
ramatoa
et oui,
ny anay ny fahatsiarovana dia nifampiarahaba na dia tsy nifankafantatra azy noho ny fandresena après 1/8ème de finale
Nively sarombilany teny @ arabe
nanofahofa saina,
tsy nisy lehibe sy kely, tsy nisy bedy, tsy nisy fanavakavahana volon-koditra sy firazanana ary fihaviana ary koa saranga
Tantara tsy hay ho hadinoana
Merci Barea
Tsy Analakely irery io fa erak i Madagasikara. Raha Antananarivo fotsiny dia tena n’aiza n’aiza. Tao aorinan’ny fandresena ohatra fotsiny dia 1h nanaovana Tsimbazaza Antaninarenina satria feno olona n’aiza n aiza, mihira, mandihy, misioka, mihorakoraka, na lehibe na ankizy na lahy na vavy…maro be ireo izay hita fa pataloha Pyjama daholo mivoaka eny an-dalana
maro be ireo izay hita fa pataloha Pyjama daholo mivoaka eny an-dalana
slip, caleçon, string ? 🙂
Membre
CLAUDE
Le problème d’urinoirs est dramatique à Mada ,un peu moins à Maurice (‘triolet,terre rouge…. )
Le principal soucis c’est l’envie pressante X le nombre de personnes présentes ( qui progresse de manière exponentielle).
Il faut absolument mettre suffisamment d’urinoirs partout à Mada !
Le caractère spontané de la liesse donne encore plus d’importance à l’engouement. Profitons-en, au rythme où les affaires nationales vont, ça va se faire rare ce genre de chose.
C’etait magnifaique, voir des sourires partout, des hurlements de joies partout, des accolades spontanées sans arrière-pensée, les drapeaux qui flottent par fierté… Merci les barea
Ca va rester dans l’histoire de Madagascar; et les malagasy diront: « ie, tadidiko io, tamin’isika nandresy tamin’ny can 2019 tany egypte. Barea no anaran’ny ekipantsika tamin’izany fotoana izany »
Club M, Scorpions de Madagascar … et les Barea ! Fiers letsy e !
Quand on racontera cette épopée plus tard, on se rappellera où nous étions, avec qui nous étions et surtout comment nous étions fiers de notre équipe et cette communion sans précédent.
C’est fantastique !
C’était hier ça? Après la défaite?
euh non non, photo d’archive, désolé.
mbola vahoaka an, satria ny olona betsaka no namojy fan zone ( filatex ankadimbahoaka, Radio, Analakely …)
Za aloha tsy nivoaka fa ny horakoraka na dia tsy nitovy t@ fandresena aza ny hakony dia ela² ihany vao tapitra. Nisy bal be tao an-tanana
Tsunami d’urine à Analakely au lendemain de la qualification des Barea au quart de finale (Expressmada)