Des rotaka à cause de la pénurie d’eau ?
Vu la fureur sur les réseaux sociaux, la tension et la colère sont à son comble. Et d’ailleurs, comme d’habitude, ça commence à s’agiter à Ankatso.
Une année 2021 palpitante disions nous ? Qui démarre sur les chapeaux de roue en tout cas.
Ma douche chaude était merveilleuse tout à l’heure, il suffit vraiment de pas grand chose pour être heureux dans la vie.
Et le week-end se profile à l’horizon, synonyme de bichonnage de mon avion de chasse, dont le module Android ne devrait d’ailleurs plus tarder 🙂
Fiainana tsotra, milamina, mirindra. Ça finira bien par rentrer dans les esprits d’ici 2028 🙂
Ça va être bientôt rotaka à cause des factures jirama nouveaux tarifs
La Jirama, plus on paie, et moins on a.
Nisy rangahy iray niteny tamin’ny télé rehefa mamaha robinet izy dia rivotra no mivaoka ( saika iomehy aho) nefa ny compteur ny rano mi-tourne ihany. Mahazendana.
excusez moi mais « hoay le*le*na » mdr
rossy,es tu là?
izay mihitsy ka!ary izay no mahatonga , taloha hoe rehefa avy tapaka ny rano dia aza mbola sokafana aloha fa aleo miandry elaela fa ilay rivotra ao manodinany compteru mafibe mihitsy, taloha izany e, talohan’ny 2009
tahaka ny jiro ihany hoe raha vao tapaka, dia esory daholo izay mitsatoka fa tafakatra any amin’ny 400v mahery any io iny vao miverina iny!
Dans mon quartier, j’avais de la chance d’avoir de l’eau de 20h00 a 07h00, donc je n’avais pas trop a me plaindre, sauf que ca fait deux jours qu’il n’y a plus une goutte. et apparemment ce n’est pas pret de revenir… meme mon puit est a sec, c’est dire…
Mon gardien fait maintenant partie de la caste des privilégiés.
C’est dramatique cet asséchement de la nappe phréatique. On va finir par acheter les Olympiko et autres Eau-vive pour se laver avec 🙁
pas seulement, le réseau est très vétuste et il y a beaucoup de perte.
aucune maintenance, aucune réparation, aucun remplacement .. « mbola mety io eeee »
kinanjo un jour tsy nety intsony. C’est pas pour rien que j’ai envoyé ma petite hdi à la casse.
eh oui! souvenez vous du lancement des travaux de rénovation des tuyauteries à amabaniala itaosy: il y avait le deputé les deba de la jirama qui ont tous déclaré que dans un mois(le lancement de stravaux a ete le 9 oct) c’est à dire après le 9 novembre 2020les habitants ne souffriront plus de ces cauchemars de penuries de l’eau, nous sommes maintenant le 15 janvier et tout est comme avant le 9 oct , pire même
Mampatsiahy ny discours propagandy nataon’Itompkolahy Herizo Razafimahaleo t@ 1996 tany ho any angamba izy izay, mbola tsy afaka nifidy t@ izany fa mba mihaino programa moa ny lehibe koa mandefa vaovao @ tv dia mijery sy mihaino.
Zavatra tsotra no nolazainy kanefa dia izay hoe fiainana tsotra sy milamina izay.
Raha fintiniko dia hoe fiainana fianakaviana kely iray.
Mifoha maraina daholo miomana satria natory tsara ny alina ry zareo tsy nitaintaina. Hande hiasa ny lehibe satria misy ny asa ary ny ankizy handeha hianatra satria afaka mampianatra ny zanaka ny RAR. Mahandro sakafo koa madama satria afaka miantsena ry zareo fa ampy ny karama dia tsy voatery anio no mitady ny hohanina androany.
Lasa daholo ry zareo miasa sy mianatra satria afaka maka fitanterambahoaka na manana ny azy, fa dia mirindra tsara tsy misy olana, ny bus sy taxibe milamina avokoa. NY sakafo an ry zareo dia ara dalana tsara daholo.
Mirava ry zareo ny hariva dia afaka miaraka daholo izy mianakavy kely ary mbola afaka mitsangatsangana kely, na ho maizina aza ny andro satria feno jiro eran’ny tanàna, mirehitra daholo ny jiro @ poteau, ary feno poteau ny arabe. NY mpivarotra koa mbola maro misokatra satria tsy misy atahorana ny fandriampahalemana, ny bus sy taxi be koa mbola maro no miasa tara ka tsy hatahorana ny fodian’ry zareo.
Resumé lava fohy ihany io fa hoe fiainana tsotra, milamina kanefa tena misy ezaka be vao tena tanteraka izany aty amintsika
Tena maha-tonga saina, zavatra tsotra sy milamina daholo ireo voatanisa ireo, kanefa tsy misy aty amintsika intsony na dia iray aza. Ankoatran’ny hoe ‘handeha hiasa ny lehibe, ary ny ankizy handeha hianatra’ 🙁
Raha samy miafy sy miaritra kely ny mpitondra sy ny entina dia tokony hoentina. Raha mba misy sôsy kely dia ny tsotra aloha izay hinanàn’ny, hianaran’ny hitsaboany …retraretra fa tsy atao Epp iray, hôpitaly iray manarapenitra nefa tsy mi-tourne akory no arentirenty.
Ça mérite une Tribune des lecteurs à lui tout seul ce commentaire
Andraso fa ho ataoko ary e. Merci Elman
hANAFina ny pénurie d’eau koa tompokolahy sy tompokovavy ny ANAF. Vous comprendrez plus tard.