Meurtres et kidnappings sont le lot quotidien des Indo-pakistanais à Madagascar.
Le Collectif des Français d’Origine Indienne de Madagascar tirent la sonnette d’alarme suite à l’enlèvement de Firoze Nourbhay, un adolescent de 16 ans kidnappé ce mardi 16 avril au matin alors qu’il allait prendre son bus scolaire vers le Lycée Français.
Un kidnapping au lendemain du meurtre, à Toamasina cette fois, d’un ressortissant karana toujours.
Nihitatra ny sain’ny sasany @ tsy fananam-bola sy ny fahantrana dia nitady ny fomba ahazoana vola haingana! Dia izao no fiafarany!
Taiza taloha no nisy fakana an-keriny olona teto amintsika. Izao saika isaky ny mamaky gazety ny tena dia mahita matetika! Dia ireo sokajin’olona heverina fa manam-bola no lasa lasibatra! Tsy misy intsony ny mpitondra fanjakana mahasakana ny fandehany ary maka ny fepetra hentitra rehetra hamongorana an’izany.