Grèves jeudi 5 : ça commence ce soir

A partir de 19:00, sur les lignes E et P notamment.

Le festival galère commence !

Allez, vive le télétravail.

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

6
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
sahia
Invité
sahia

fa ny mba misy mihaino…

mangableu
Membre

Hiasa mafy indray izany ny emmoreg kou! 🙂

ramatoa
Invité
ramatoa

ampy tsara ve ny baomba mpandatsa-dranomaso lakrimozena ?

Rakoto
Membre
Rakoto

Ny olona sahy mitaky ny zo-ny e. Ny aty amintsika ihany no mandrimandry manan’aretina, miandry fahagagana.
Ohatran’ny manantena daholo isika rehetra hoe hiova i Dj, ho lasa filoha mitsinjo ny vahoaka sy ny tanindrazany.

Rafangy
Membre
Rafangy

mahagaga ny aty amindry elman an! mihetsika ny olona, tsy naheno ny mpitondra aho-izay mpomba ny fitondrana no tsy fantatro- niteny hoe misy ambadika politika, ny mpanohitra no ao ambadik’io!
fa aty Gasikara, mangetotra antsena fotsiny ianao dia efa tamy ny emmoreg fa manakorotana, manozongozona fanjakana, misy mpanao politika ao amabdika, sns, sns

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!