« Iangaviana ny nandeha taxibrousse numéro XXXX »

Oui ?

Non, j’espère simplement que ce genre d’annonce ne sera pas diffusée d’ici 2-3 semaines 🙂

Bref…

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
19 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
Lolo

Olona marobe tao Gare Maki androany. Tsy nisy fanajana ny elanelana ary tsy nanao ny masque koa ny olona. Sao hanaparitaka coronavirus any amin’ny faritra izany.

tsiky

Vao maika hihanaka ty hotrik’aretina ty!

Rafangy

nandresy ny tolona izany!

Rafangy

ka mila enjehina izany ilay isa hoe 2 tapitrisa

Rakotoson Velo

Maninona moa ireo haka avion no atao anlay test rapide alohan’ny embarquement ? Ka maninona ireo haka taxibrousse ts hataonareo anizany ?

Rasendra

Mahantra loatra ireo e. Efa vita ny asany nifidy an’i Joel pour un t-shirt. Sanatria azo atao hoe « mahazo maty amin’izay ». Je ne rigole presque pas en disant ça. C’est vraiment l’horreur.




Rafangy

ka izay mihitsy no mahatsikaiky ahy amin’ilay dijaka e: niteny izy tamin’ny alahady hoe sarobidy amiko ny ainareo, fa tsy notohizany hoe amin’izao fotoanan’ny corona izao ihany fa ny ankbanandro dia aleo ianareo hihinana ny iem-ko any

Rafangy

selon que vous etes riches ou pauvre…

Rakotomangamijoro

Ohatran’ny efa nahita aho tany @ FB tany a. Asa fotsiny ny fahamarinany.

libertad

bref, Elman maniry loza hoy ny prezida, virus be eto amin’ny firenena, dia sahinao ve ny maniry loza hoe misy olona marary mandeha taxi-brousse manaparitaka aretina? 😀

Ianona

Peut-être qu’ils trouvent qu’ils n’ont pas assez de problèmes comme ça ou bien il faut au moins légitimer l’utilisation des dons de l’oms, on ne sait jamais.




Coolboy

Ianao ve mba mahatadidy ny num taxi na taxi-brousse na jonobotry nadehananao.

Rafangy

taxibrousse nandehanako aloha dia tadidiko foana e, ny jonobotry indray dia mahazatra ahy ny mijery ny laharany alohan’ny hidirako ao, izaho koa tsy tia an’ireny misisika be ireny

mangableu

Fa efa maro koa izao ny olona mandeha scooter miala an i Tana an! Na dia jog aza tena mahavita lalana alavitra be mihitsy!

Le Maizina

Rehefa avy eo, vakiana ohatran’ny voka-pifidianana ny antso « Iangaviana izay nadeha… » pahariva ny andro!

kof

mdr! Certains arrivent à garder leur sens de l’humour. C’est bien.




Le Maizina

« Mandehàna, ary dia ataovy… voan’ny valan’aretina daholo ny malagasy rehetra!… » 😮 . Quel sordide objectif!

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!