Iavoloha : réaction de la député Hanitra Razafimanantsoa

Dépêche
Madagascar

Loading

Ireny kabarinao ireny vao maika mandrangitra sy mihantsy ary tsy hampitony mihitsy atoa vadin i 1ere dame hors sujet.mbola minia mikipy sy manampitsofina ve? tsy misy resaka ny fototry ny olana dia ny lalampifidianana nolaniana t@ kolikoly.tsinontsiniavina foana ireto depiote 73. Tsisy fotony ny ain’ireo maty 5 fa lazaina fa 1 monja sy ireo naratra.

Tsy henonao ny antsoantso ny vahoaka.mbola mandrangaranga fepetra hentitra ihany ka hanohy ny fampiasana herisetra amin ny vahoaka @ alalan ny mpitandro filaminana zana-bahoaka ataonao heripamoretana? mbola tianao hampiana izany ireo maty sy maratra? Marary anay na dia ratra farak izay kely aza. Fa marary anay koa ny fanosihosena ny maha olombelona mananjo fototra rehetra.

Iza no tena mpanakorontana ? Iza no mpamono olona? iza no mihosondra ? Ny maneho hevitra ve tsy maintsy midika fanonganam-panjakanà ?

Tsy mendrika atao hoe kabary na filoha ireny. Very tanteraka ny soatoavin ny maha ray amandreny anao sao tokony hanao don-dresaka fa izay no sahaza ny teny natao.

Rehefa tsy norahirahiana izahay tao @ antenimierampirenena, rehefa tsy nohenoina nandritry fotoana maro,tsy navela haneho hevitra tao @ tvm sy rnm, tsy avela hanao tatitra @ vahoaka, rehefa hitsakitsahina ny zo sy lalàna fototra rehetra, rehefa ny kolikoly sy fitadiavana tombotsoa manokana no manjaka fa ny vahoaka repotry ny fahantrana tanteraka, ny mpiasampanjakana ampahoriana, tsy henoina sy tsy valiana ny fitarainan ireo syndicats maro, potika ny hoavin ireo tanora, tsy misy asa voaforona sns……

Mitsangana izahay depiote 73 hoan ny fiovana miaraka @ aminareo vahoaka.

Tena masina ny tanindrazana masina ny vahoaka.

S’abonner
Notification pour
guest
9 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Mavo
Mavo
5 années il y a

Et l’avis de jaona elite? de roberthine 🙂 ? On veut tous les sons de cloche.

Raoul
Raoul
Répondre à  Mavo
5 années il y a

raha nampoizina ho may ny trano efa navoaka mialoha ny entana,hoy ny fahendrena malagasy de oziz za oe est ce que l’inverse est vrais? zan oe efa nampoizina ho may ny trano mato efa navoaka mialoha ny entana; sao everinla fa techno ary ny gasy ka vidinla am kilao any chine???tsy ho lasa lavitra amin’io “politique” io zan ela fa ndana miova taranja!!! lay vrais sens du mot politique no resaka eto fa tsy lay oe ” zay tsy manangana tanana anakiroa dia démi-pension no azony”

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Raoul
5 années il y a

hihihi, marina izany!

Yogi67
Yogi67
5 années il y a

Merci madame. J’aurais aimé vous entendre parler de la sorte du temps des massacres sous Ra8…

ranicks13
ranicks13
Répondre à  Yogi67
5 années il y a

Au fait, avez-vous la preuve que c’est bien ra8 qui a ordonné le massacre du 7 février 2009 ou est-ce que vous vous référez au semblant de procès qui s’est tenu pendant la Transition? Parce que, si je ne me trompe pas, ra8 réclame depuis des lustres qu’on rouvre ce procès pour que la lumière soit faite sur la responsabilité des uns et des autres.

rafangy
rafangy
Répondre à  ranicks13
5 années il y a

le general commandant du regiment de la garde presidentielle n’ a jamais ete entendu,il a meme eu une promotion avec le foza, alors qu il ets le premier responsable de la securite, un autre general, un commissaire de police et des autres aussi, n’ayant rien a voir avec la securite , et qui etaient a ambohitsorohitra ce jour la etaient condamnes par le foza;
il ne faut pas oublier qu’ambohitsorohitra est a la fois un palais presidentiel et un camp militaire, tout comma iavoloha(mahazoarivo est un palais d’etat, le camp militaire du bsp est situe a l’ecart

Raleva
Répondre à  ranicks13
5 années il y a

resaka rolly mercia io.

rafangy
rafangy
Répondre à  Raleva
5 années il y a

na dia efa antitra aza ve dia mbola misarigaigy ihany e?

Yogi67
Yogi67
Répondre à  ranicks13
5 années il y a

Bien sûr que non ; je suis même certain que Ra8 n’a jamais donné pareil ordre (il faudrait qu’il soit fou) Ceci posé il a une part de responsabilité, étant le chef suprême des forces armées. De même Rajoelina a une part de responsabilité, lui qui a envoyé tous ces pauvres bougres au casse pipe, avant de s’éclipser très courageusement.

A la Une

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

9
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x