Il est quand même incroyable Marc Ravalomanana

Dépêche

L’ancien Président de la République a l’art et la manière de se mettre en scène. Et en plus il n’a même pas besoin de se forcer, c’est naturel chez lui. Photos FB Guy Rivo Randrianarisoa.

Marc Ravalomanana dans le bus
Marc Ravalomanana dans le bus
Marc Ravalomanana à la pêche
Marc Ravalomanana à la pêche
Marc Ravalomanana tire un pousse pousse
Marc Ravalomanana tire un pousse pousse
Marc Ravalomanana mange des brochettes
Marc Ravalomanana mange des brochettes
Marc Ravalomanana joue à la pétanque
Marc Ravalomanana joue à la pétanque

Subscribe
Me notifier des
guest
15 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
rafangy
rafangy
5 années plus tôt

j’ai beau scruter, je ne vois pas de thb , donc admin n’était pas là

Lita Z.
Lita Z.
5 années plus tôt

Première photo : dans le bus ou dans un avion kosa?

Lita Z.
Lita Z.
En réponse à  elman
5 années plus tôt

Bah, pas étonnant ! Efa niasa mafy.

Lita Z.
Lita Z.
5 années plus tôt

Mais pour en revenir au sujet, il est vraiment incroyable! Il a la pêche!

zainjafy
5 années plus tôt

Mahafinaritra izao. Izao ilay hoe manakaiky ny vahoaka.
Tokony miroso @ lalindalina kokoa: mandeha any ambanivohitra, miaina miaraka @ndry zareo @ afo kitay sy ny parasy, sns. Mba tena hahafantarany ny tena fiainan dramalagasy.




Lita Z.
Lita Z.
En réponse à  zainjafy
5 années plus tôt

Sao efa niainany kosa izany fahiny ary fantany tsara?

zainjafy
En réponse à  Lita Z.
5 années plus tôt

Raha izay vao maika tsara

Vohitsara
Vohitsara
5 années plus tôt

Tena tsy mety reraka io rangahy io ka. Anisan’ny nahakamo ireo minisitra sasany niara-niasa taminy hono ilay antsoin’Ingahirainy misasakalina rehefa misy hevitra tonga izay ao a-ndohany. “Tongava ialahy aty izao dia izao na amin’ny pyjama aza tsy maninona.” hihihi. Un vrai WORKAHOLIC.

babakaty
babakaty
En réponse à  Vohitsara
5 années plus tôt

,dia nisy razoky izay nantsoiny dia tsy hay na nihinana viagra na ahoana fa mbola niridiridy be ny fandehany

Lita Z.
Lita Z.
En réponse à  babakaty
5 années plus tôt

Niridiridy 🙂 Henjana izany teny malagasy izany an !

rafangy
rafangy
En réponse à  Vohitsara
5 années plus tôt

font tao amin’ny tiko aza izy dia tsy azo pihina mihitys hono ny finday n’aiz n’aiza misy anao, raha any amin’nytoerana tsy tratra antso dia milaza mialoha, nisy oloa izay tao Antsirabe nalahelo nahita an’ilay talen’ny tiko tao(tsy tadidiko ny anrany fa tay aorina izy las atale jeneraly ilay fotsy volo be iny dia nilan’ny foza antsojay iny mba hamoaka ny vola, Razafimahefa no anrany) andro fandraisan, teo ampnadraisan mihitys hono no naneno ny finday niantso azy fa nisy omby narary, dia nohanina ny mofo , nosotroina ny kapoaka dia lasa nivoaka nandeha naomnjy ilay omby fa tsy niandry ilay famaranana ny fandraisan akory




babakaty
babakaty
En réponse à  rafangy
5 années plus tôt

lasa secretaire general ny commune cua izy amin’izao,homme de confiance des ravalomanana depuis des années,izy no nitantana ny dian’i josoa tao amin’ny alma raha vao niverina avy nianatra tany allemagne ity zanaka lahimatoa an-dravalo,izy koa no niantsoroka ny fanampy (alaotra) sy mana ( toamasina ) raha toa ka lalao no tao amin’ny top…efa cst tamin’ny quota an-dravalo koa iny tamin’ny tetezamita

rafangy
rafangy
En réponse à  babakaty
5 années plus tôt

olona mahatoky kosa iny, ary nizaka ny mafy taorinan’ny fanonganmpanjakna iny,

no name
5 années plus tôt

“Razoky tsy maka lagy”.. il prend le temps de vivre.

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires