Ils ont dit …

Dépêche
Madagascar

Loading

“Misaotra ny mpifaninana amiko, Atoa Marc Ravalomanana aho, izay niarahaba ahy tao amin’ny HCC rehefa vita ny fanambarana ny voka-pifidianana”. Andry Rajoelina

Les membres de la CENI et de la HCC sont des hontes de la République” – Serge Zafimahova

Je vous adresse mes plus chaleureuses félicitations, et forme les voeux pour que vous puissiez mener à bien la destinée de notre pays, en tant que Président réconciliateur, et soucieux du bien commun” – Rivo Rakotovao PRM pi

Miarahaba ny Filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina. Isaorana ny HCC sy ny CENI nikarakara ny fifidianana. Isaorana indrindra ny vahoaka malagasy naneho ny safidiny sy nampiseho teo imason’izao tontolo izao fa firenena mandala sy miaina ny demokrasia ny Malagasy” – Paul Rabary Candidat à l’élection présidentielle

 

C’est joli tout ça mais … Marc Ravalomanana, il dit rien ?

S’abonner
Notification pour
guest
45 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
ramatoa
ramatoa
5 années il y a

Ka malahelo aho, tena malahelo aho
fa tsy hoe faly aaho, tena faly aho, ohatran’ny taloha intsony tsinona koa

Inona tokoa moa no tokony ho lazaina, efa tsy nisy nihaino tsinona koa

Vzmb
Vzmb
5 années il y a

ils ont dit aussi “bien venu en enfer” “inan’IEM amin’izay isika” … aza dia manozona taranaka re azafady indrindra, miasà mafy fa aza mino fotsiny iany izany, fa tsy misy anome anao eo akory, na 4L kely na frigo isa-tokantrano

Ikelimalaza
Ikelimalaza
5 années il y a

Miarahaba ny Ray aman-dreny Andry Nirina Rajoleina amin’izao fandresena miezinezina izao. Deraina manokana ireo mpikambana ao amin’ny CENI sy ny HCC namoaka ny tena fahamarinana, ianareo no tena tompon’andraikitra voalohany amin’ny fandrosoan’i Madagascar amin’ireo 10 (folo) taona manaraka. Tsy ho adinonay Malagasy ny anaranareo sy ny fijoronareo tamin’ny fahamarinana tsy voavidim-bola.

Manomboka eto dia higoka, hinana ary hankafy ny tena fandrosoana haingana (vitesse TGV) ny vahoaka malgache.
Betsaka ary tsy voatanisa ireo tetik’asa sy velirano ao anatin’ny IEM. Hiova endrika taneraka ny firenena malgache manomboka eto ary zary ho nofy ratsy sisa izany fahantrana izany.
Arak’izany dia arahabaina sahady ny malgache satria nandresy ny FITIAVANA. Vita hatreo ny fifankahalana, tantara sisa izany Marc Ravalomanana izany, izay nampahory antsika loatra nanomboka 2002 ka hatramin’ny 2009.
Niangarana mihitsy ny vahoaka malgache nahita mpitondra hendry, tanora, mpanankarena, bôgôsy ary catholique kristianina.
Hahita maso izany atao hoe building manarapenitra izany izy ireo, hahafantatra ny atao hoe tramway, hiaina ao anatin’ireo Tanàna mandroso sy moderne tsy mena mitaha amin’i Miami, New York, Costa Brava, Tokyo, Paris. Ny tsy fahandriam-pahalemana dia ho tantara sisa fa efa mati-paika ireo tetika hamonoana sy handripahana ireo dahalo fanetriben’ny firenena.
Ho ela velona anie ny ray aman-dreny Andry Nirina Rajolenina. Ianao tokoa ilay mesia antenain’ireo tambanivohitra any Belo sur Tsiribihina, Betioky, Daraina, Midongy Atsimo, Kandreho, Tsaratanàna, Namoroka, Faratsiho, Besalampy, Vavantenina, Tanandava, Maroantsetra sns sns sns

Vive La Madagascar tsy mandohalika mandrakizay !

mangableu
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

On verra.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

on verra tous ça après 05 ans, pour le moment ce n’est que des blabla d’abord le résultat des actions et réalisations sera à juger après 5 ans

Ny Mpandinika
Ny Mpandinika
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

Kkkkkk.

no name
no name
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

Vive La Madagascar tsy mandohalika mandrakizay !
tsy mandohalika tokoa moa fa dia efa mandady sady mandavaka miha lalina ihany koa

Ikelimalaza
Ikelimalaza
Répondre à  no name
5 années il y a

isaorana ny avo fa tonga tsy nantsoina ny ray ama-dreny Andry Nirina Rajolenina hanavotra ny malgache. Ho avy tsy ho ela ny tena fandrosoana marina.

R.V.Rado
R.V.Rado
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

Tsara ny mananana fanantenana r’ise fa dia ho hitantsika eo.
Tena nigoaka ny IEM tokoa ise zany 🙂
Miverena matetika eto @ actutana.
Tandremo ihany anefa ny filazana diso toy ny hoe “nampahory ny malagasy Ravalomanana nanomboka 2002 ka hatramin’ny 2009”.

Dia ny tantara no hitsara fa mirary soa hoan’ny filoha vaovao.

Jojo
Jojo
5 années il y a

J’attends avec impatience le tramway à Tana! Ce n’est plus possible de circuler dans cette ville

zana
Répondre à  Jojo
5 années il y a

Le tramway ne pourra circuler que dans les zones basses dont les pentes doivent être inférieures à 5%. Peut être qu’il a plutôt voulu dire métro.
QUoiqu’il en soit, cela nécessite la création d’une infrastructure à savoir l’élargissement de la chaussée de circulation ce qui va impliquer la suppression des vendeurs sur les trottoirs. Il faut aussi mettre en place des feux de signalisation sur les axes du tramways. Il faut surtout éduquer les chauffeurs et les scooters que la priorité est toujours au tramway. Il faut refaire les réseaux d’assainissement de la capitale pour éviter les inondations en temps de pluies. Et enfin, le plus important c’est l’énergie qui fera circuler le tramway car le délestage n’est pas compatible avec ce genre de transport.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  zana
5 années il y a

hihih, il faut apprendre aux gens de ne pas scier les fer, metal pour les vendre à Isotry

no name
no name
Répondre à  zana
5 années il y a

la suppression des vendeurs sur les trottoirs. + ceux qui sont en plein dans la chaussée
j’ai hâte de voir comment il va s’y prendre

ramatoa
ramatoa
Répondre à  no name
5 années il y a

avec les madinika qui ont voté pour lui pour qu’il ne les chasse pas

no name
no name
Répondre à  ramatoa
5 années il y a

justement

Ikelimalaza
Ikelimalaza
Répondre à  zana
5 années il y a

et bla bla bla, vous êtes pitoyables avec vos pessimismes sans limite. L’IEM a déjà tout prévu et ny ray aman-dreny Andry Nirina Rajolenina réalise tout ce qu’il avait dit et réalizera tout ce qu’il a promis lors de ses inombrables velirano

no name
no name
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

c’est moi qui ne sait pas lire ou vous écorchez (deux fois dans vos commentaires) le nom de votre ray amandreny kely

zana
zana
Répondre à  Ikelimalaza
5 années il y a

Ikelimalaza, je sais comment se construit un tramway car je vis à Paris depuis 30 ans. Je suis réaliste mais pas pessimiste. Je n’ai même pas parlé du prix des tarifs pour les malagasy car à Paris le prix d’un billet est de 1.90 euros. Est ce qu’un malagasy quelconque aura les moyens de payer un tel prix?

Jean
Jean
Répondre à  zana
5 années il y a

Azafady ry buldozera aiza amin’izay ilay tram way
Ilay tsena be misy quatres étages
Sy miady aminy emboutaillage

Dixit Rossy en 2000. On semble oublier que le fameux tramway a déjà été un cheval de bataille lors des municipales de 1999. Si en 10 ans ça s’est pas fait, en 5 ans …

rakotosambany
5 années il y a

apparemment on les a interdit de faire des annonces/déclarations/interview a la sortie de la salle

qwertguy
qwertguy
5 années il y a

Ravalomanana a besoin de temps pour écrire un discours (mais il va surement le faire) et je le comprends. Il doit non seulement féliciter ANR mais aussi dicter la marche à suivre pour la suite: quelle opposition va-t-il mettre en place? va-t-il conduire les législatives? continuera-t-il à rechercher et réclamer cette vérité des urnes, même avec un nouveau président en place? Et surtout: est-ce qu’il va prendre sa retraite politique ou pas? Directement ou indirectement: l’avenir du pays aussi en dépend

Ny Mpandinika
Ny Mpandinika
Répondre à  qwertguy
5 années il y a

Il doit ne rien dire. Il a déjà félicité ANR. Le “silence est d’or” est pour lui convenable.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Ny Mpandinika
5 années il y a

je suis de cet avis

ramims
ramims
5 années il y a

le peuple a choisi barabas, sans parler des doutes sur des fraudes, que voulez vous même Rajao a été élu en son temps

Sendra
Répondre à  ramims
5 années il y a

Vous l’avez bien dit: “le peuple a choisi Barabas”.

Rama
Rama
5 années il y a

Avec un taux de participation de moins de 50% et près de 50% des votants dans l’opposition, comment fera-t-il? abstraction faite des fraudes. Les programmes n’auront pas l’adhésion de la population.
La HCC aurait pu déclarer les élections à refaire; ç’aurait été une révolution à Mada.

no name
no name
5 années il y a

j’aime bien son sourire (à ra8) sur la photo, un brin narquois comme d’habitude

metisse
metisse
5 années il y a

ehh, tena malaelo kosa aloha ny tenako e.
Kanefa atao ahona.
Dada “olo-tokana”, mahereza fa Jesoa tokoa aza anie ka victime an’io démocratie io e.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  metisse
5 années il y a

ka malahelo daholo ange fa izay ilay démocratie e
samy mankahery tena ary samy mihavo-tena satria tsy mbola ho hay izay tena hafitsony

rodlay
rodlay
Répondre à  metisse
5 années il y a

Araka ny baiboly dia Atra hono no manendry ny olona hitondra firenena, dia Atra moa ve izany no nanendry an’ity filoha voafidy ity hitondra antsika? Tena mahagaga ihany izy ity aloha ka.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rodlay
5 années il y a

misy antony ny zavatra rehetra raha resaka ara-baiboly
Mila mandinika izany isika y compris izy
Be menomenona loatra ve isika hany ka nomena olona sahaza antsika . Be menomenona r’efa tsy mahazo mivarotra amoron-dalana, be menomenona r’efa tsy mahazo manorina trano eny @ tsy azo anorenana, be menomenona r’efa ampiharana lalana, be menomenona r’efa tojo mpitondra entitra sy mampiatra lalana. Dia mety izay angamba, angamba hoy aho, no nahatonga Azy nanome io mba ho fantatsika hoe hajaina izay mpitondra eo fa tsy hahongana izaky ny izazy tsy mahafaly . Mba miandry mandat vita dia mifidy izay tiana r’efa tsy tiana ny natoan’ilay filoha voafidy.
Izy koa mety (R8) mety tiana hampianarina fanetren-tena, (angamba hoy aho) za tsy Dieu

Fa dia samia mahery e!
Samia maka lesona
Samia miezaka manao ny marina dia handroso ny firenena ary mampianatra ny taranaka hanao ny marina

Izy Dieu irery ihany no mahalala ny anton’ny zavatra rehetra

rodlay
rodlay
Répondre à  ramatoa
5 années il y a

Izaho manokana aloha dia tsy mpino fa mba fanontaniana kely mba nanitikitika ahy iny satria nisy resaka Jesosy teo ambony.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rodlay
5 années il y a

hihihi
tsy olana ka

Rakoto
Rakoto
Répondre à  ramatoa
5 années il y a

Za dia mino fa misy antony ny zava-drehetra. Io aloha no lany teo na t@ fomba inona na inona dia hajaiko. Tena malahelo mafy ny tenako mahatsiaro ho nangalarana sy voan’ny atody miady amam-bato @ izao valim-pifidianana izao. Saingy matoky aho fa misy ny fandaharana ao ambony ao, ary ny vavaka no tena manampy ahy tsy handrora ireo tsy nitovy hevitra tamiko.
Mety tena ilaina izao mba samy hiezaka isika rehetra @fanarenam-pirenena fa tsy niandry fotsiny izay hoe hoentin-dra8. Ny hany iriko mafy dia hitondra antsika @ Fandrosoana sy Fandriampahalemana i Andry, na dia hoe ny mifanohatra tanteraka t@ izany aza no nentiny nandritra ny tetezamita.
Mandroso hatrany fa tsy kivy ela e!

Roger
Roger
Répondre à  Rakoto
5 années il y a

Aleo koa izy namotika sy nadrodana (2009-2018) no hanarina e…

metisse
metisse
Répondre à  rodlay
5 années il y a

Ny hoe sitrapon’Andriamanitra aloha dia tena izay izany matoa io no eo e.
Fa samia mivavaka mba tsy hoe sitrapo ho famaizana na ho fitsapana mahamay.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  metisse
5 années il y a

zay izao no tokony hatao. Fa tsy ho io anie no famaizana antsika

rodlay
rodlay
Répondre à  ramatoa
5 années il y a

Misy tantara kely mba lazaiko anareo momba izany hoe mivavaka izany. Izaho, nilaza foana fa raha ny fivavahana no nampandroso firenena, dia i Madagasikara no anisan’ny tena nandroso be indrindra raha ny ankabetsahan’ny olona mivavaka no jerena.
Dia ity ary ilay tantara : Rehefa nandeha tany Allemagne ny pasteur Malagasy iray dia tafaresaka t@ mponina tao @ ilay tanàna, dia nilaza ilay tompon-tanàna hoe ny aty aminay sahabo ho 5% ihany ny tena mivavaka fa anefa aty aminay tena milamina ary tena mandry fahalemana. Raha namaly kosa ilay pasteur dia hoy izy ity hoe any aminay efa ho 70% ny olona mivavaka kanefa tena tsy milamina ary tena atahorana.
Mampieritreritra anie izany.

bopa
bopa
Répondre à  metisse
5 années il y a

Sitrapon’ny vola sy ny demagogie!

Roger
Roger
Répondre à  metisse
5 années il y a

Mahereza sakaiza. Izay aloha ny lahatra hatreto ka dia mihatrika isika. Mbola misy fandaharana hafa tsaratsara koakoa mihandry an’i dada sy zanak’i dada.
Za indray aloha dia zanak’i dada foana e. Merci dada. Best wishes

Soso
Soso
5 années il y a

Un petit mot pour nous remercier d’avoir accordé notre confiance en lui quand même, voire une félicitation formelle au DJ pour vraiment sortir grand et par la grande porte.

Dans tous les cas, chapeau Dada pour le respect des paroles données et merci pour tout!

Roger
Roger
5 années il y a

et Marc Ravalomanana a dit “…. Ka hoy aho hoe manantena aho ary mino aho, fa raha mbola misy koa ny farany, tsy ho foana akory ny fanantenana …” L’espoir fait vivre et la vie continue. Ekena Andriamatoa Filoha. Mirary soa anao koa. Zanak’i dada hatrany.

A la Une

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

45
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x