Itaosy : le cambrioleur rentre dans la villa

Euh oui, et  ?

Bah réveillé, le proprio prend son fusil de chasse et lui tire dessus.

Zay, vita.

Sa mbola tsy vita, on va de nouveau polémiquer en 150 commentaires ? 🙂

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

68
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
kof
Membre
VIP

Vous voyez? L’inspecteur Callahan n’est pas à Tsiafahy mais bel et bien chez lui. 🙂

mangableu
Membre

Quand vous avez une arme chez vous, ne jamais hésiter à tirer car en 1 seconde vous donnez l’avantage aux cambrioleurs.

dadazaka
Invité
dadazaka

Justice équitable

kof
Membre
VIP

Et si le cambrioleur n’avait qu’un couteau? Ah ha! Couteau contre fusil, vous trouvez ça équitable? 🙂

dadazaka
Invité
dadazaka

il n’avait qu’à rester à Saoamandrakizay




ramatoa
Invité
ramatoa

hiandry azy hanatsatoka antsy ve vao hanana réaction nefa izy zavatra ho sans pitié. Mety hanagorobaka ny tsinain’ny raim-pianakaviana na hi-violer ny renim-pianakaviana na ny zanak’ireo vavy

kof
Membre
VIP

Non mais io koa anie tsy inona fa ironie e! 🙂 Dia izaho kosa ve dia hanohana an’i inspecteur Callahan nefa hanome tsiny an’ity tompon-trano ity.

ramatoa
Invité
ramatoa

non, za tsy mandiso na iza na iza, fa juste te hanazava fotsiny ilay hevitro satria ny cambrioleur aty manko tsy fantatrao intsony hoe mitondra basy sa sabatra sa inona, ary tsy fantatra izay tena heviny ao an-dohany ao

kof
Membre
VIP

Fantatro izany ka. Raha manana basy dia aza misalasala mihitsy mitifitra raha misy mamaky ny tranonao. Question de vie ou de mort.




Tabraka
Invité
Tabraka

hi-violer ny renim-pianakaviana na ny zanak’ireo vavy

sy lahy

ramatoa
Invité
ramatoa

ny lahy aloha tsy dia mbola naheno ny tenako e! sarotra ny mandainga

babakaty
Membre
babakaty

Taty Antsirabe nisy cas anankiray niseho.indray taona,notafihin’ireo jiolahy ny villa anankiray teny Vatofotsy ,tsy tao ny tompontrano fa ny zanany roa vavy no tao,rehefa tsy nahazo n’inon’inona ry zalahy dia naolany ireto vavy kely ,16 sy 15 taona eo ho eo,indrisy fa tonga fotoana (menstruation) ny iray ,nataon’ireo tsy mataho-tody ihany anefa ny filan-dratsiny ka tany amin’ny lavaka fivoahan’ny maloto no nasiny…

chic_man
Membre
Actif
chic_man

dia miaraka amin’ny « couteau et sa b***  » izy izany miditra ny trano




ramatoa
Invité
ramatoa

dia hisy hiteny indray hoe naninona no notifirina, sa ve hoe hofonjaina indray ilay famille braquée ?

mangableu
Membre

Raha te hi electrifier barreaux aza ianao tsy maintsy mangataka alalana amin’ny fanjakana raha tsy izany mivadika aminao io raha mahafaty olona.
Fa hitako ny fika amizao: raha any Mada, ny mahazatra antsika dia ny mametaka barreaux ivelan’ny varavarakely, aty Inde, avy aty anatiny no misy azy, ka ny varavarakely no ivelany.
Noho izany mila manokatra aloha ny mpangalatra izay vao mifanojo amin’ny barreaux vy electrifié. 🙂

mpijery
Membre
mpijery

Tandremo ary sao ianao ao anatiny indray no tratra

mangableu
Membre

J’y ai déjà pensé: varavarakely ivelany, barreaux vy anelanelany, varavarakely anatiny. 🙂

mangableu
Membre

Sinon, on sait déjà que les cambrioleurs malagasy sont experts à déverrouiller votre porte qui était fermée à clef: optez pour le verrouillage à electro-aimant.

ramims
Invité
ramims

au moins ça c’est un cas claire et net: défense légitime, rien a voir avec les executions sommaires de certains




Ralek
Membre
VIP

Vous ne comparez quand même pas ça à l’exécution d’un homme à terre en lieu public devant des enfants?
Il s’agit de contexte. Déjà, le cambrioleur est en plein flagrant délit, chez quelqu’un. Rien que pour ça, c’est une très grande différence.

veritas
Membre
veritas

bon débarras!

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!