J’aime bien ces gens qui s’insurgent contre l’inflation
Les prix ne se decretent pas hélas, ce sont les marchés qui fixent les prix.
Imaginons que j’achète un produit 10€, soit 30 000 ar en 2019 par exemple. Je le revend 40 000 ar.
Maintenant en 2021, j’achète toujours le même produit 10€, soit 45 000 ar. Il m’est impossible de le revendre 40 000 ar, je dois le revendre 55 000 ar.
Voila, première cause de l’inflation, ma monnaie de singe ne vaut plus grand chose.
Maintenant imaginons que de ce produit dépendent directement ou indirectement d’autres produits : automatiquement tous ces produits seront revus à la hausse.
Et que de chacun de ces produits dépendent encore d’autres produits …
Bienvenue dans la spirale inflationniste tompokolahy sy tompokovavy.
Même si on fait exprès d’ignorer les principes élémentaires en économie cela ne garantit pas la réalisation des « revingadra », hélas!
calme fa efa tonga ny vary tsinjo ary efa hanomboka (indray?) ny asa goavana.
efa ferana koa ny vidin’ny vary, vidin’ny solika, efa miasa ny fanjakana.
ah oui, les 24 millions de kapoaka.. 1 kapoaka par personne donc. Pour 1 journée.
tena vahoaka apondra very.
Et tout ca pour une station viva fermee en 2009?
VP
non, pas pour une journée mais pour une semaine!
Io fitontongany Ariary sy fiakaran’ny vidimpiainana io aloha dia tsy hitsahatra hihamafy eto Madagasikara raha mbola politika ekonomika miatehatra @ fihinanana fa tsy ny famokarana no arahin’ny mpitondra ka handaniana findramambola.
cqfd
Raha vao nanomboka PAS isika t@ 1984 dia nanomboka niala tamin’ny famokarana mivatana fanjakana ka namidy ireo orinasampanjakana.Nanomboka nindrana volabe tany amin’ny mpamatsy vola ihany koa isika hanaovana fotondrafitrasa kanefa ireny vola ireny dia lany hividiana fitaovana sy fiara ary karama mpiasa vahiny ka kely fiatraikany any vahoaka, ireo sehatrasa famokarana mivatana anefa dia tena zara raha misy tosika ataon’ny fanjakana (oh: fitaovana etina manjono,famokarana masomboly,fanomezana lahan’omby sy Race kisoa tsara) ary indostria fanodinana tsy misy politika famatsiambola mahomby hoan’ny fananganana azy.
raha nanao tsara ny tokony natao ny mpitondra nanomboka ny 1976 dia tsy nila nanao ny PAS isika, fa tsy mety afaka ato antsaiko mihitsy ingahy Rainidofa, mbola kolonely izy tamin’izany, nanao tatitra tao tsimbazaza niteny hoe nitontongana hatrany ny volan’ny roso fa tsy nasiany teny mihitsy hoe inona ny hataon’ny fanjakana hanarenana izany!
Ny fitantanana ratsy nataon’ireo Malagasy ny orinasampanjaka tokoa no nampitotongana ny toekarentsikantsika satria hoy Pr Willy Léonard tamin’izay vao nampianariny voalohany hoe ny vola hetra nalohan’ny ireo kompania goavana vahiny ( Marsaillaise, Lyonnaise….) lasa Roso, SICE sy tariny dia afaka nandoavana karaman’ny mpiasampajakana t@ izy minisitry ny vola, dikan’izany namokatra Madasikara taloha fa amin’izao fotoana dia mihinana fotsiny vola avy any ivelany manamporofo an’izany fa tany @ taona 1973 dia nahavita nanondrana Kafe 50 000 tonnes Madagasikara nefa amin’izao tsy mahatratra 20 000 tonnes.
Mahaiza mifidy amin’ny manaraka e. Izay ihany no azo ambara.
Vous avez voté Rajoelina en lui accordant toute votre confiance. Maintenant, assumez votre choix et pensez dès maintenant à faire le bon choix pour la prochaine élection. Ekena sa tsy ekena tompokolahy sy tompokovavy?