« Je déclare la saison de reboisement 2020 ouverte »

Affirmation présidentielle ce jour, qui va donc recouvrir Madagascar de millions de plants d’arbres.

Ah c’est formidable mais euh …

Oui mais, euh, les millions d’arbres qui ont été plantés jusqu’ici et depuis des décennies, ils sont passés où ?

En charbon et en doro-tanety ?

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

22
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
ilpensiero
Invité
ilpensiero

et les bois de roses aussi en passant

Rafangy
Membre
Rafangy

il fut une annee ou nous avons plante des milliers de jeunes plants sur le vohitra de vontovorona , avec l’assistance des techniciens du ministere de l’agriculture, les jeunes plants ont ete bien arroses apres leur mise en terre,les annees suivantes, d’autres associations et groupements ont encore mis en terre des milliers de jeunes plants, des annees plus tard, je suis revenu a vontovorona et quelle ne fut ma surprise en voyant le vohitra aussi denude que la tete d’un chauve! et quqnd j’ai demande aux riverains, ou sont passes les milliers de jeunes plants ? et la reponse fut simple et nette: nous ne savons pas

Ianona
Membre
VIP

On plante et il n’y aucun suivi après. On organise des reboisements juste pour la balade et le pique nique.

Rafangy
Membre
Rafangy

vous avez parfaitement raison! c’est ce qui se passe avec ces séances de reboisement

Ianona
Membre
VIP

Dans la majorité des cas ils sont déracinés le lendemain du reboisement même par les riverains qui croient que c’est un accaparement détourné de leurs terrains




tsytiafoza
Membre
tsytiafoza

De ma part, je conseille de planter des milliers et des milliers de BDR. Ainsi, plus tard, certains n’auront plus à mentir pour les exporter.

Lalabe
Invité
Lalabe

Ne parlons même pas de nos bois les plus précieux, le bois de rose. Et ils viennent en sauveur, quel culot

CLAUDE
Membre
CLAUDE

Charbon sy dorotanety satria tsy manambola ho anina ny olona,

kof
Membre

Le reboisement c’est comme tout le fric et toutes les aides accordés au pays endémique depuis 1972. Parti en fumée.

Rafangy
Membre
Rafangy

non, pas tout à fait en fumée, car il y en a qui se sont offerts des villa à Neuilly, des appart à des millions d’euros, etc, etc

Bloo
Membre
Certifié

La saison des picnics ministériels et associatifs quoi 🙂
« les millions d’arbres qui ont été plantés jusqu’ici et depuis des décennies » très bonne question




Rafangy
Membre
Rafangy

sans parler des defiles de modes des conjoints des ministres, comme l’autre fois à ambalavao en 2001

mangableu
Membre

Tsara tena tsara. Miverina any izaho afaka 1 volana, hazo 13 sisa no velona mitsipozipozy satria tsy nisy fanaraha-maso.

Rafangy
Membre
Rafangy

iray volana? raha hifanamby isika dia rahampitso talata maraina ihany dia efa tapitra tsy misy ao intsony ny nambolena! ary ten amahavarian aahy satria raha angalarin’ny manodidina ka hamboleny any ananona rehetra any, dia mahafaly, fa izay rehetra alehanao dia ngazana avokoa fa dia nankaiza ary ireny zanakazo ireny

mangableu
Membre

… na koa miverina any amin’ny pépinière ireo efa nambolena e!

no name
Membre

ireny no atao oe fitsangatsanganana manara-penitra
ny tany aminay zao no enrôlena daholo ny fokonolona fa misy ministra ho avy.
nandoha 5 000 ar izay tokantrano tsy mandefa solotena.
efa tafakatra teny @ilay toerana (à flanc de montagne) ny olona vao nolazaina fa adino ao am.tokotanin’ny commune ny zanak’hazo
rehefa lasa ny vahiny namboly hazo dia naloto ny tanàna

mpijery
Membre
Gold
mpijery

nandoha 5 000 ar izay tokantrano tsy mandefa solotena.

Lalàna avy aiza no ahafahany manao an’izany? dia raha tsy mety mandoa dia ataony ahoana?




Rafangy
Membre
Rafangy

dia avy eo gaga ny mpitondra raha aloan’ny olona eran’ny tany sy ny fanjakana!laàna avy amin’ny mpisolelaka izany , ary raha tsy mandoa ianao dia mety ho avy haka anao ao ny zandary

no name
Membre

@mpijery,
nampiasa hafetsena ny ben’ny tanàna e.
Isaky ny alahady fahatelo @volana dia misy asatanamaro. izay tsy mandray anjara mandoha io 5 000 ar io. dia nararaotiny t@ilay omaly oe mamboly hazo zany ny asatanamaro t@ity volana ity. tsy nahazo « kil » t@io izy raha tsy izay nefa ny paraître am.mosé le ministre ou faly mandray anjara ny vahoaka tsy maintsy natao. dia izay!

Rafangy
Membre
Rafangy

eny aminay koa dia hoe fanadiovana faobe isaky ny asabotsy fahatelo hoy ny filohan’ny fokotany, dia misy dina aloa ho an’izay tsy tonga, dia hoy aho hoe, izaho dia manadio ny manoloana ahy rehefa hitako hoe maloto fa tsy miandry izany asabotsy fatelo izany! tsy mbola nanatrika izany aho hatrizay heritaona izay fa tsy mbola nisy nampandoa dina ahy koa

no name
Membre

ny anay my maire vao2 be fietsiketsehana ko. ny mpisolelaka koa maro. variana fotsiny aho omaly fa hatramin’ny mpianatra tazako nitandahatra nanaraka ny mpamboly hazo

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!