Jean-Marc Koumba chargé de la sécurité de la famille Naina Andriantsitohaina

Le gérant d’Antsaha, suite au kidnapping de Nathan dans la famille Andriantsitohaina en décembre dernier, prend en charge la sécurité de cette famille.

Bon vent l’ami et bonne chance dans cette nouvelle mission qui ne s’annonce pas de tout repos.

 

elman

Digital Native Allez on y croit !

46
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
Inglewood
Membre

Un chic type pour une famille chique !

Debile Profond 2.1.5 ™
Membre

d’hollywood ?

Rafangy
Membre
Rafangy

comme la famille Andriatsitohaina est proche de la présidence, il n’aura aucun tracas le JMK, comme en 2013 et 2014!bonne chance JMK

D. Oliprane
Membre

Je ne sais pas mais par les temps qui courent, c’est une activité à haut risque et à faible espérance de vie, face à des gens motivés.

Appelez moi Diego
Invité
Appelez moi Diego

On va donc laisser les mauvais s’en prendre aux gentils, sans broncher!
Pas étonnant qu’avec ce genre de courage,on ne prenne des GDC étrangers

Rakotosambany
Invité

C’est normal kosa knou, ilay karana nisy nibata teo Antanimena anie To hoe nisy polisy en tenue civile (hono) niray fiara taminy e!




Raleva
Membre
Raleva

« raha maty aho, matesa rahavana, matesa ny omby, matesa izao rehetra izao ». aiza ianao ahita gasy hamono tena hiaro olon-kafa izany. raha mitranga izany dia accident. mandehana maka rosiana sy tchétchène.

Rafangy
Membre
Rafangy

nisy mpiambina an’i deba maty tany Adis Abeba indray taona izay,nandritra ny fivoriambe antampony ny firaisambe afrikana, noho ny resaka polisario izay i deba no mitarika ny firenena afrikana hanaky an’io, ary i Maroka kosa mitsipaka satria hono sombitaniny io, dia efa ivelan’ny efitra fivoriana dia mbola mifanao taimbava ihany i deba sy Hassan II dia ny mpiambina azy roa lahy no nifandramatra, fa na di akely vatana mihoatra amin’ilay arabo azy ilay gasy dia tsy nihemotra fa dia nifampitolona tokoa saingy mahay sy goavambe ilay maraokana ka dia niafara tamin’ny fahafatesan’ilay gasy izany, soa fa nalaky nanasaraka ny ethiopianina fa asa izay mety niafarany tao! tamin’izay ilay naharomotra be an’i deba satria hoy i hassan II: occupez vous plutot de votre peuple affamé!

Raleva
Membre
Raleva

version 1.0 izay. version 2.0: ny mpiambina filoha dia tsy mahazo miditra ny efitra fivoriana miaraka amin’ny fitaovam-piadiana. ny mpiambina an’i deba anefa dia olona atokisany avy amin’ny foko misy azy, ary tsy voatery mahay teny vahiny. tsy azony ny fanazavana ka dia najedaky ny mpiambina ny toeram-pivoriana ilay mpiambina satria te hiditra hanaraka an’i deba miaraka amin’ny basiny. dia voatery nanatitra azy tany toamasina aloha vao namonjy an’ivato, hamaly ny fanontaniana efa voahomana avy amin’i zilibera. soa fa mbola eo i deba hanazava.

Rafangy
Membre
Rafangy

izay mihitsy, mbola nakany Toamasina nametraka ilay razana ny b737 sambirano vao nitodidoha teto Ivato ary maimaika fotsiny aza ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety!
fa tamin’ny andron’i foza koa anie nisy nitovy tamin’izay fa tsy nisy faty olona e fa saika efa nahita raharaha be!tany Afrika atsimo no niseho nandritra ny fetin’ny anc angamba izy izay!

razafi
Membre
razafi

Je pense qu’en faisant de la com, il donne déjà le message aux autres. C’est déjà un début.

namana2
Invité
namana2

odryyy,, angaha afaka indray rehefa olon-kafa no ambenana? tsy izany moa no nanenkehana azy rehefa niarak tam lalao ravalo izy ?….maha variana ity fanjakana ity




Raleva
Membre
Raleva

ny lalàna dia ampiarina araka izay itiavana azy. satria i Naina manohana an’i tgv, dia tokony efa miomana i jmk fa ho avy indray ny tsy mety. efa miketrika i njatobe.

Rafangy
Membre
Rafangy

sady efa nanmpiomna i Njatobe fa hahery tanana kokoa noho i Flo izy an!

The Man
Membre
The Man

Sauf que les « mpaka takalon’aina » ne s’en prennent pas au même otage, deux fois! Du moins, ce que j’ai cru constater.

Rafangy
Membre
Rafangy

non, le consul de la republique de corée,et patron d’entreprise à andraharo été kidnappé plus de 2 fois

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!