Tetika sy politikan-jiolahy izao misy izao satria rehefa tsy misy apoaka sy tsy mahay afa-tsy mandrava dia atao aloha izay hampimenomenona ny vahoaka (jiro sy rano, vary sy solika,…) dia avy eo izy tonga miaraka @ izay lazainy ho vahaolana mba hilazana fa mihaino sy miasa ho an’ny vahoaka; nefa ilay tranga taloha tsy tokony hisy akory fa nataon-dry zalahy fotsiny (manipulation de masse) mba handemena hatrany ny vahoaka hahazahoan-dry zalahy manjaka maharitra.
ramims
16/09/2019 10:31
a quoi bon demander le programme vu que l’on connaît par coeur le programme? c’est cours de coupe et de coupure tous les jours
pff.. t as pas le programme pour les coupures d’eau egalement? — IEM manara penitra daholo zao e
partie anjohy iny izao efa ho herinandro mijaly rano maraina mandra-pahariva ny andr