Jirama : on résume la situation

Au moment où nous parlons, il n’y a donc plus :

– De Ministre de l’eau, de l’énergie et des hydrocarbures (juste un intérimaire)

– De DG de la Jirama

– Plus de Directeurs de l’Exploitation

Et on espère quand même que ça marche ?

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
28 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
mpijery

Ils font sauter les fusibles là où il n’y a plus de courant 🙂

Lalabe

Le régime Rajoelina s’engouffre tout doucement vers les abysses sans qu’ils ne s’en rendent compte, Il ne suffit pas de débarquer les gens. Pire, Naina Andriatsitohaina avance encore qu’il est en mesure de résoudre les problèmes d’eau de de l’électricité s’il sera élu. Mais de qui se moque-t-on ?

mpijery

bah, si les électeurs l’avalent bien, pourquoi pas?

ilpensiero

Avant, on avait Delestage = miala Rajao, Fako = miala Tim, pourquoi maintenant Delestage = saute fusible? c’est quoi votre logique franchement? il y en a qui se prennent pour des saints ou quoi?

Lalabe

Où voulez vous en venir directement ?

ilpensiero

c’est fou ce qu’on peut changer qu’on on a le seza




RANDRIAMANANTENA

Tsy resaka seza kosa fa misy olona tiajola ao d nalana . Anisanizany ny directeur nu blabla mangalatra mambotry firenena kosa kah.. tsara zay. Za manokana d miteny oe so d ataonialahy oe katry lava ne ty fitondrana ty ka hi balgue aminao zara aza tsy voasazy any amy prison. Huu. Akory zay. Manaova ny tsara e. Hafa ny taloha zao efa tanora tonga saina ny eo.

sahia

des gens qui le croiront 🙂

ramatoa

roahy daholo e!

izay ve no tena vahaolana? sa ny mianatra tsy mangala-bolam-panjakana?

izay ve no vahaolana sa ny mianatra tsy mampiasa ny vola ao afa-tsy @ zay tokony hanaovana azy ihany?

izao no vokatry ny fakana ny vola tao hanaovana izay tiana : propangandy, filan’ny olom-panjakana vola . Nefa zavatra ohatrinona ny totalin’ny vola miditra halohanan’y olona @ factures?

maninona ireo tranom-panjakana ireny raha manefa ny volan’ny jirama koa : birao, trano fonenena (camps, cités)n hopitaly, firaisna, fivondronana, faritany, distrika, faritra

Izao manjo antsika izao dia vokatry ny fanodikodinam-bolam-panjakana fa tsy nampiasana ireo vola t@ fanamboarana, fanitarana, fanatsarana ny équipement ; ary koa ny resaka sous-traitance & achats mandeha @ tsy tokony ho izy miampy ny halatra etsy sy eroa ataon’ny mpiasa sy ny manjifa.

Efa voaharina io t@ andron’ny fitantanan’ilay vazaha natao DG ary nanana ambim-bava na dia teo aza ny nanaovana an’io ho fakan’ny olom-panjakana vola tany aloha. Nefa indrisy fa lavo indray!

blablabla no be dia be, zesta tekinika daholo ny fandroahana fa r’efa tsy hiova ny fanao @ fampiasana ny vola, ny fitaovana, miala @ kolikoly dia ho rava tanteraka io oron’asa io, ary na ho privatisée na ho potika tanteraka. Nefa ankohonana firy alina no velomin’io orin’asa io.

RANDRIAMANANTENA

Tena marina mpangalatra hatrany amy tsinay maintiny reny. Fay tsara zay…. za lou tena misy olona hananako alahelo perso dir ny blabla ao fa mpangalatra , ratsy fanahy fa mbola avoakao eto zay indray andro any… ndao moa… ratsy toetra nefa mba instruite ihany. Pffff

Rafangy

aza manao alahelo ampo lentika kosa e! ireo tale nesorina ireo anie ka akaman’ilay nitondra nandritra ny tatezamitatra izay saika naverina teo indray e

RANDRIAMANANTENA

Tsy ampo lentika fa iey no namosavy ahy ne e d lasa marary lay fo zao. Ka ny ahy dia tsy ahy ny famaliana fa an’Andriamanitra e. Fa hoy aho oe, an ana an. Aleo manao ny tsara fa misy farany raha jiaby e




Debile Profond 2.1.5 ™

Libérez José et Lilianne et le probleme de la jirama sera réglé ! 😛

ramatoa

hahaha,

ilpensiero

ils ont trouvé une idée de génie, a chaque fois que ça ne leurs plaisent pas ça ne marche pas, ils sautent les fusibles. Par contre pas besoin de renouveller la transfo ou autre chôse, c’est du jiramaty typique ça

Rafangy

je crois que ce n’est pas un problème d’hommes

kof

Autrement dit, la jirama est en roues libres, sans frein, sans direction 🙂

Rakoto

Sans moteur 🙂




ilpensiero

Avant, on avait Delestage = miala Rajao, Fako = miala Tim, pourquoi maintenant Delestage = saute fusible? c’est quoi votre logique franchement? il y en a qui se prennent pour des saints ou quoi?

chic_man

sao dia tsy misy courant intsony kosa fa fusible(s) sisa no misy ?

Randria

Ary maninona moa raha i Dadarabe no atao minisitra e! Manao « foa foa foa » izy dia miravina ny olana! Ny mpitantana ny Jirama rehetra ireo na impiry hosoloina aza, tsy hanao magie ka hoe rahampitso dia hilamina ny raharaha! Tsy hoe misy pejy folo ny CV’ny olona hasolo ny teo dia hahavita hampirehitra ny jiro sy tsy hahatapaka ny rano! Raha mbola ny fitaovana t@ andron’ny fanjanahantany no ampiasaina ka heverin’ny mpitondra fanjakana fa amboarina mba hampiravina ny olana, mbola ho ela vao hisy ny mazava sy hikoriana ny rano! Efa nanana 40M d’€ ambom-bava ny Jirama talohan’ny 2009 ary fantatry ireo @ fitondrana ireo izany saingy nanjavona izany vola izany ary samy mody maty tsy manisy resaka daholo, satria samy mahalala ny nalehan’ilay vola! Ohatran’ny volan’andramena sns ihany! Mbola eo koa ny volan’ny factures aloan’ny mpanjifa, dia mankaiza daholo? Henjehina ny babay sy lohavohitra rehetra izao nefa ny jiro sy rano ilain’ny olona andavanandro aza tsy misy tokotaniny, efa ho folo taona izao! Jeux de lumière sisa no vokarin’ny Jirama, dia ranon-kisoa, tsy fisotro, nefa dia tsy mampieritreritra an’izy mianakavy mitondra!

Rafangy

« …ka heverin’ny mpitondra fanjakana fa amboarina mba hampiravina ny olana, mbola ho ela vao hisy ny mazava sy hikoriana ny rano! « …
ny tena olana anie dia isika tsy mahay sy mahafantatra izany hoe fikojakojana izany fa rehefa mahazo vaovao dia alefa foana, jereo ny tranompanjakana ireny fotsiny, efa nanisy fanavaozana an’ireo fotodrafitrasa ireo tamin’ny andron’i deba(1985) nanoloana fantsona lehibe avy any mandroseza mandalo analakely isotry hatrany ambohimanarina fa tsy mbola nahita aho hoe nisy fikarakarana natao tamin’izany, ny momba ny jiro moa dia aleon’ny mpitantana ny jirama amin’izao mandany vola amin’ny fanoloana ny andrinjiro hazo ireny nefa mbola tsara amin’ny andrinjiro « beton » satria an’ny akama ny orinasa mpanamboatra an’ireny andrinjiro amin’ny béton ireny

ramatoa

ka izay ange le izy e!
aleo mamoaka vola hanohanana ny akamakama @ Appel d’Offre izay tsy hita izay ilana azy akory fa sitrany ahay kopaka hisasahana.
Fanampiny moa dia misy aza vola mivoaka ary lazaina fa niditra ny entana nefa ny entana ary tsy livré na hoviana na hoviana
Ankoatran’izay dia entana fa voalaza fa very tany ambilobe ohatra, dia misy milaza fa mila entana any betroka ohatra, dia ilay entana voalaza fa very tany ambilobe lasa naverin’ilay jirama novidiana t@ sté ranona ary dia livré any betroka. Izany hoe very vola impiry izany namelona ny akama mpiara misôsy rehetra?
Io no kisarisary ny halatra mety misy any rehetra any

RANDRIAMANANTENA

Ho! Ka zay efa oe mpangalatra atrany amy tsinaimaintiny oa!




The Man

Efa hatramin’ny mpisolovava niaro an’i Mam’zelle Lylison mihitsy no nomena seza anisan’ny hitantana ny Jirama, mbola tsy mahomby ihany fa na izany aza alefa foana Abdon ah.

RANDRIAMANANTENA

Mila miverina ny toetsaina fony faha ntaolo d mety io

sahia

tandremo oa mangetotra fa mahatonga delestage

ramatoa

MDR

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!