elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
35 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
ramatoa

tsy ratsy an
mety raha hovaina an’izay ny eny @ esplanade sy ny pavillons, ka na atao à étage aza ny tsena tsy olana

Ianona

na ny ao am pochard koa mety tsr mihitsy.

ramatoa

nga moa i pochard tsy hoe misy tompony fa ireo mpivarotra no mibodo tsy mety miala. Raha ny fahatsiarovako dia natao tsena provisoire io, izany no nifanarahana t@ tompony t@ zany r’efa hanala ny mpivaritra entre le pavillons eny analakely sy ny teny @ hotel de ville

mangableu

Ataovy manara penitra tsara fotsiny ny resaka evacuation d’eau raha tsy izay dia feno rano maloto ny fiara mivoaka avy eo.

razafi

La voiture avant les hommes lol




Randria

Dia ataovy tsara koa ny fiambenana ny parking mba tsy ho lasa famanian’ny lehilahy sy vehivavy pori-dava sy fangeren’ny zanaka 4’mi ohatran’ny eny anoloan’ny Hotel de Ville @ andro antoandro be nanahary! (azafady fa tena nataoko @ tena malagasy tsy miolaka!) Isika gasy mantsy vao mahita toerana somary takona dia fotoana fohy dia feno maloto daholo ary na ny hametrahana ny tongotra aza mila tsy hisy!

Afist

Tsy misy tsiny fa tena gasy madio izsany

ramims

a anosibe peut-être, vous savez sur cette route qui a été construit au temps de Ravalo; ah non, puisqu’en bas il y a un parking, c’est pas gagné

ramatoa

raha ny plan de toiture maintso @ sary aloha dia mitovy @ concéption ny titure ny tsenan’anosibe @ zao e

kof

#LePlan




Laza Nandrianina

Tsena vaovao eny Ambohimaquette

Laza Nandrianina

Ka tsy araka intsony hono fa maika loatra ilay IEM (Inaugurations Excessives des Maquettes)

Laza Nandrianina

Ka tsy araka intsony angamba fa maika loatra ilay IEM (Inaugurations Excessives des Maquettes)

ramatoa

hahaha,
aiza indray e !




ramatoa

hahaha

Lalabe

Je veux croire à tout ça mais lorsqu’il s’agit de Rajoelina et de sa troupe, le doute m’habite. Et forcément lorsque l’on parle de projets ou bien de « revirevy », on se pose la question sur le financement.

Lalabe

Oh, vous n’êtes pas facile Elman.

Malgré le ramdam de l’Ird dont certains disent bizarrement Irk, allez savoir pourquoi, bref, Naina Andriatsitohaina fait la même démarche que son mentor. Etaler les maquettes ici et là pour épater la galerie puis faute de financement, il ne restera plus que le « nofy« . Sauf qu’à ce moment là « efa vita ny fifidianana, lany izy« , vous connaissez la suite. Ce sera finalement un marché sans dessus-dessous

RAININGORY

C’est comme qui dirait : je viens à confesse Mon Père car Satan ……m’habite




Rafangy

henjana izy izany rangahy!
lalina izy izany ramatoa!

Lolo

Mora fitahina ny malagasy. Na ny jiro sy rano ary ny hanin-kohanina aza tsy misy nefa mampanantena hanao ireo projets farfelues ireo. Tena mampalahelo isika ee. Na ny gasy monina any ivelany aza mba voafitaka.

babakaty

Aza matahotsa fa efa ho avy ny Magro ,SPM manko e.

ramatoa

inona idray izany no fanalavana ny SPM io babakaty?

Lita Z.

Azafady Babakaty raha mandray tsy raisina toy ny tsipolitra a. SPM : State Procurement of Madagascar (jereo ilay gazety mpivoaka isan’andro 08.11.2019). Toa hoe orinasa (an’ny fanjakana sa tsy miankina?) hanafatra sy haninjara solika sy PPN ity izy. Ka ny tanjony dia ny hanena ny vidim-piainana e.

sillymanafo

Eny Anosibe ve?

Tsy haiko ianareo raha mba efa nisy nandeha teny fa dia bordel tanteraka, anarany fotsiny ny hoe misy pavillons ho an’ny mpivarotra fa dia ny allés rehetra ao anatiny dia feno mpivarotra manokona etsy sy eroa, tsy milamina, ny loto @ izany tsy hay lazaina intsony.
Ny parking natao ho ann’y mpiantsena moa dia 30mn lany hidirana ao dia mety mihioatra an’izay ny mivoaka ao anefa dia misy agents be dia be mandamina ny fivoahana sy fidirana ao.
Ny embouteillage aterany ety ivelany moa di atsy hay lazaina intsony, ireo camions sy sarety miantsona eo ivelany @ parking côté mankany andavamamba iny dia korontana tanteraka ka dia miteraka ny embouteillage eo Anosibe.
Ilay piste cyclable moa dia tsy hita tarangana intsony fa dia ireo mpivarotra no mi-squatter azy tanteraka

Mampalahaelo, mbola ho ela dia ho ela ra Malagasy vao handroso




ramatoa

ie, za mpiantsena eny fa efa ho 1 taona angamba za izay no tsy teny inosny fa lasa voretra be surtout r’efa misy petsapetsa

Cupidonb25

Et vous croyez vraiment que ça va convenir aux commerçants ? Cela montre la totale ignorance des dirigeants, pourquoi d’après vous les commerçants préfèrent les trottoirs aux marchés dédiés ?

Olivier

Bah, j’aurais mis des barrières pour éviter que les enfants ne tombent du marché sur le parking…
Ça me rappelle les quelques 3D que je me suis amusé à faire en copiant et collant les pauvres modules que j’avais mis une matinée à faire…
Purée, il va jusqu’à l’horizon ce marché !
Très pauvre ces 3D en comparaison de ce qui se fait ailleurs…

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!