Oh il y a eu le feu à Iavoloha

Ah bah si les annexes présidentielles prennent feu, ça donne bien une idée de la vétusté des installations dans le reste du pays ?

Entretien, remplacement, changement, rénovation, évolution : ces mots existent pourtant dans le vocabulaire malgache ?

Sa hoe « mbola mety io e » ? Jusqu’à ce que « oay klé, tsy nety tsony lery, nirehitra » ?

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
12 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
Miserana

Il n’y a pas de victime je suppose.

ramatoa

MDR

mangableu

Y avait-il de l’eau au moins pour éteindre le feu?

Lalabe

Ce message me laisse dubitatif, salle de réunion des « marasily », euh, il n’y a pas de fumée sans feu

ramatoa

tsy azko tsara ,
iza no todi’ny nataony ny miaramila sa ilay maty sa iza, par rapport @ le brève ?




Tojo

Io boay kely io dia maty noho ny herisetra nataon’ny tafika nefa saika hiditra sekoly mpanamory fiaramanidina Tafika Malagasy ao Antsirabe. Salama tsara izy niditra tao, ary ny test OK daholo. Fa tratran’ny bizutage sy ny herisetra dia maty. Milaza ny tafika fa efa narary izy, lainga izany.
Feno diana rangers sy kapoka ny tenany.

ramatoa

efa voavakiko t@ le lien ire zavatra tantarainao ireo fa ny tsy azoko hoe iza no notodian’ny nataon’iza ?

Tojo

Ny tafika no notodiana. Jereo ny fanambarana ny tafika malagasy. Tsy nisy bizutage hono.

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=422234088653565&id=275466786663630#composerInput

Rafangy

tsy azoko tsara izany:maty noho ny bizutage izany ilay zalahy? ka raha izany kosa anie tsy misy idiran’ny tafika satria tsy maintys misy ny bizutage any fa matetika dia olona tys mahazaka bizutage no misika hiditra ao antsirabe, tsy gasy ihany io fa efa nisy afrikana koa dia maty tao

Tojo

,
Tsy maintsy misy ny bizutage fa maninona kosa no mandainga ny tafika hoe narary izy fa tsy resaka bizutage no nahafaty azy.
Ny épreuves rehetra vita daholo, resaka fahasalamana koa dia OK. Maninona no tsy hita aloa raha nisy olana ara-pahasalamana ilay bandikely?

Rakoto

Mahavariana mihitsy ity resaka ity, satria efa mpanamory hélico ilay olona no nikasa hiditra Acmil. Dia tsy ho hitan’ny visite medicale aéro ve raha hoe tena voan’ny Insuffisance renale aigue tokoa? Kanefa anie ireny mpanamory ireny no tena voaara-maso indrindra @ resaka fahasalamana e.




Do NOT follow this link or you will be banned from the site!