« On porte plainte car la poussière a abîmé notre frigo »

Soamandrakizay, suite : les marchands portent plainte car leurs frigos ont donc été endommagés dimanche dernier à Soamandrakizay.

Donc matériel endommagé, très peu de ventes voire aucune, et tout ça pour la modique somme de 600 000 ar.

Les bons plans endémiques lol

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

33
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
ramims
Invité
ramims

je connais les phrases classiques du genre « tsy nisy nanery an zareo nankany, zareo no te hankany etc » , autant de blabla pour ne pas salir les organisateurs. Disons que c’est la faute aux marchands parce qu’ils n’ont pas fait l’état des lieux, n’ont ils pas vu toute cette poussière? mais la question que les fanatiques ne se posent jamais: « il a promis quoi l’organisateur? il a promis (velirano) l’eau et l’électricité », ça fait partie des états des lieux ça? bref, la médiocrité et l’amateurisme ça commence vraiment a taper fort sur le système

Soso
Invité
Soso

Dans le pays comme le nôtre, une promesse n’a pas de sens. Il faut toujours une clause écrite et prévoir tout. Et même avec une clause, rien n’est gagné.

ramims
Invité
ramims

personne n’est au dessus de la loi, ou plutôt, ce sont les faibles, les opprimés et les opposants qui sont sous la loi

ramatoa
Invité
ramatoa

je le confirme
Vous seriez fatigués de blablater si vous n’enregistrez pas dans une clause

Lalabe
Invité
Lalabe

Pour le moment, le résultat n’est pas flamboyant, « mampalahelo »

comment image

ramatoa
Invité
ramatoa

kay!

Ianona
Membre
Gold

Je trouve cette histoire scandaleuse. La moindre des choses aurait été de mettre à leur disposition des infrastructures dignes de ce nom, des stands propres, de l’eau, l’électricité et non pas leur donner un stand médiocre monté sur la terre rouge et leur balancer démerdez-vous, vous avez déjà payé 600 000 ar.

ramatoa
Invité
ramatoa

ary raha tsara ny andro ka nahazo volabe dia ahoana? Iza no notorina.
Marina fa tsy misy mieritreritra ny ho fantiantoka r’efa hanao zavatra, fa maro ny paramètres izay tsy heritreretin’ny olona mana zavatra eto amintsika ka mahatonga ny prestation eto mbola mora. Ary io karazana études maro isan-karazany miaraka @ resaka assurances no mahalafo ny prestation avo lenta
ka raha hoe hofanà stand à 600 000 ar , asa hoe mety ho inona daholo no couvert ao antin’izany ?

Rakoto
Membre
Rakoto

Ny tenako moa tsy any an-toerana. Fa raha ny hitako aty amin’ny tany mandroso aty dia mba mifanaraka amin’ny vola aloa ny prestations mifanaraka aminy. Tena mampalahelo raha 600 000 – 800 000 ar no sandan’ny toeram-pivarotana kanefa tsy misy herin’aratra, tsy misy aro vovoka …
Marina fa fivavahana no naleha teny Soamandrakizay, saingy tsy rariny ve raha mba nisy sakafo namidy ho an’ireo niari-tory nandritra ny alina, ireo nijoro nandritra ny ora maro ny alahady? Koa nahoana no teny eso no vesaran’ireto mpivarotra sahirana kely rehefa tojo tora-bovoka sy tsy fahalafosana? Tokony mahay mifanampy isika Malagasy anatin’ny sarotra e, sa ahoana?




ramatoa
Invité
ramatoa

ny herin’aratra aloha dia ny fanjakana no manao izay hahatonga ny herin’aratra eny raha ny fahafantarako
fa ny aro vovoka , stand ve no nifanarahana sa place ? raha place manko izany dia ianao mpivarotra izany no miantoka ny arombovokao, trano vy, chapiteau, bâche ; fa raha stand dia izay no mety hidiran’ny mpikarakara . Asa aloha izay prestation tafiditra t@ izany fanofana izany. Raha ny fandehan’ireny expo ireny ohatra dia samy miantoka ny stande fa ny place no hofaina ohatra hoe : Habitat, foire, eny @ zone forello ireny.
Ity moa en plein air ka asa izay fandehany t@ fifanarahana, ny rivotra sy ny vovoka manko naturel. Fa raha iny toe-trandro nagatsiaka be iny asa raha nisy sakofo nasiso izany ; fa ny tsy lany mety bestaka satria votkatry ny vovoka @ sakafo, moa ny oloçna koa efa samy nivimbina ny sakafony ny akamaroany

kof
Membre
VIP

On sait que Jésus n’aime pas les marchands du temple. Il a donc envoyé la poussière pour les punir! Voilà! 🙂




Lalabe
Invité
Lalabe

Et vous n’avez pas tort parce que là, c’est une grosse honte

zainjafy
Invité

C’est vrai

ramatoa
Invité
ramatoa

ohatrany hoe tsy hivavaka tokoa ange le hatao fa hanao pique nique e? ary hivarotra sy hividy ohatryny ny eny antsena
misy fahamarinana io teninao io an, satria ho lasa variana @ fisakafoanana ny olona fa tsy @ fifantohana @ fivavahana

Rakoto
Membre
Gold
Rakoto

Ramatoa, Tsy azoko kosa e, f’angaha raha hoe Fivavahana dia tsy tokony hisy fivarotana mihitsy? Olona niari-tory nandritra ny alina, sy nijoro nandritra ny lamesa alahady anie no teny e! Na taty @tany mandroso be aty aza dia nisy fivarotana zava-pisotro sy sakafo t@fandalovan’ny Papa. Na ao Vatican koa aza dia feno mpivarotra toy izany (aty ivelan’ny place St-Pierre) .
Fa ilay fifandaminana mihitsy no tsy tafavoaka. Mbola tsy matihanina isika Malagasy teo @ fikarakaràna ny stand sakafo.




ramatoa
Invité
ramatoa

samy manana ny fombany ny mpivavaka, fa raha sady hivoaka hividy sakafo nefa ny fivavahana mandeha , amiko tsy mampifantoka izany.
Fa ho an’izay niari-tory, lazaiko aminao fa betsaka ny olona henoko hoe nitondra sakafo.
Ary ny sasany izay tany ny alahady, dia henoko koa hoe nitondra sakafo
fa ny zavatra lazaiko tsy voatery hoe mety ho an’ny rehetra fa mety amiko, satria amiko ny fivavahana dia fifantohana
@ lazain’i Francis turbo hoe maro ny olona tsy nifantoka nandrity ny sorona masina, fa ny caméra mandalo zareo mi-salués, nefa hoy izy @ iny fanamasinana mofo sy divay iny no tena maha sorona masina ny sorona masin’ny katôlika. Noho izany amiko, mila fifantohana ny atao hoe mandeha mivavaka, sakafo azo atao après na avant.

Rakoto
Membre
Gold
Rakoto

Marina daholo ireo lazainao ireo. Fa fotsiny hoe tsy voatery eo ampovoan’ny lamesa anie no handeha hividy sakafo e.
Maro tokoa no afaka nitondra sakafo, fa maro ihany koa ny avy lavitra, tsy afaka nivimbina fa voatery eo an-toerana no mividy.
Mba tsy aritro fa zaraiko: rehefa mandalo antanindrazana aho dia mamonjy lamesa @6ora sy sasany maraina ny alahady. Tena mba tiako ery mirava avy eo, misy sakafo maraina eo antokontanim-piangonana (mofo, mangahazo, vary, katsaka … ) dia miara-mihinana eo daholo ny mpiangona. Tena fianakaviana iray. Izany tsy nampihen-danja ny fivavahana velively.

Maminiaina
Invité
Maminiaina

ilay jiro tapaka sy tsy nisy rano, OK, fa ilay ventes tsy nandeha, tsy azoko tsara hoe: izany ve no hitoriana? Risques du métier. Izaho aza mihevitra hoe privilégiés ireo mpivarotra afaka nandeha teny , ka raha tsy nandeha tsara ny tsena, dommage @ faty antoka, fa tsy azoko ilay plainte.Tsy arako tsara .Mihidy poketra ny olona izao, c’était prévisible ilay chiffres.

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!