Pfff, c’est toujours pas réglé cette histoire de Miss Madagascar ?

On pensait que depuis que tout le monde s’était fait bisou bisou chez la Ministre de la Com, la situation se serait tassée et réglée.

Que nenni. Les différents partis n’auront pas mis bien longtemps pour faire de nouvelles récriminations et caprices.

Du coup c’est bien parti pour un pas de Miss Madagascar à Miss Monde à Londres dans quelques jours.

Oh et puis finalement c’est mieux comme ça. Quand c’est aussi immature comme ça, aleo mipetraka tsara mijanona aty aloa.

Il y a une certaine catégorie de femmes qui sont comme ça : tsy maotina mihintsy, il faut que ça la ramène tout le temps, toujours à faire des esclandres et des scandales à tout bout de champ et on en passe.

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
43 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
mangableu

Fa miss inona e? 🙂

mangableu

Querelle entre meuf quoi! Hihihi
Blague à part, le problème n’était pas dû au fait que celle qui devait représenter Madagascar à miss monde devait etre miss tourisme (ou miss mada)?

tsytiafoza

Tantarao tsara rangah fa izahay tsy naharaka ny vaovao farany ah

Ralek

Nisy be fialonana ndray ngah fa tsy ny havany no handeha any Londres?




mangableu

Adaboy any rangaha a! Olona tsy vonona izany ve no handeha hisolo tena ny firenena! Efa fantatra am boalohany izany fa tsy aharesy akory ka inona no andeha handaniana vola any!

tsytiafoza

Hay ve e! Noheveriko hoe ilay minisitra no saika halefa tany. Alefa barea

Florent

kkkk !

ramatoa

hahaha,
ho lany miss ny tagnamaro izay fa aza mahotra !

ramatoa

hahaha
izy efa nahazo indray izany no nijanona nefa hoe izy no hiantoka ny tenany

Coolboy

Ka tsy misy akory ilay drala kou! vono vorona fotsiny fa tsy misy apoaka! hihihi




ramatoa

ka mba maty izany ny vorona e!
hihihi
ny lolo sisa no mila vonoina dia vita

ramatoa

MDR
tsy ny aty aloha izany ny an’ny aty r’efa teny nolazainy dia tsy maintsy tanterahana!
za matetika manao promesse @ zanako ary fantratry ny zanako foana fa r’efa miteny za dia tsy maintsy tanterahiko, na dia hoe mety ho taraiky aza vao vitako ilay izy satria nisy contrainte tampoka

Afist

Izay nolazaiko tsy maintsy tanterahako tompokolahy sy tompokovavy. Azafady, tsy ianao kay no mpiteny an’izany 😉

kof

J’ai jamais rien compris à l’histoire.

mangableu

Resaka bonjour mesdemoiselle e! Hihihi




ilpensiero

sans vouloir vexer la gente féminine, c’est caractéristique des filles ce genre de chose: « c’est vrai que j’ai promis mais, pas ce soir chéri, j’ai mal a la tête »

Coolboy

bien dit !

Rafangy

mais si vraiement , tu m’aimes, tu feras ce geste non?

Debile Profond 2.1.5 ™

comment image

ramatoa

taloha izany an!
ny vehivavy izao efa miasa, izany hoe afaka-mampidi-bola

mpijery

Safidy io, raha miasa daholo mantsy dia tsy maintsy misy tavela kely ny fikarakarana tokantrano sy ny fitaizana ny ankizy satria tsy ho araka na samy mandray anjara aza ny mpivady. Ny mpanampy dia vahaolana amin’ny ampahany ihany fa tsy mahasolo ny vady mpikarakara tokantrano taloha




ramatoa

tsy voatery mila mpanampy ka,
ireny any an-dafy ireny angaha mila mpanampy fa samy mba manao izay asa tandrify azy ny mpivady
ny asa koa ange tsy voatery mivoaka any ivelan’ny tokan-trano e, moa tsy voatery miasa en plein temps
Marina fa mety misy tsy vita isan’andro ny raharaha, fa dia atao ny planning.

fa raha io raisonnement anao io dia tsy tokony ho prblème izany ny vehivavy ka lazaina hoe mandany vola izy satria izy ary mahavita mikarakara vady aman-janaka sy ny ao an-trano rehetra

azafady fa za manokana aloha dia tena tsy tiako izaho tsy miasa izany e! tena misy zavatra be dia be ilaina ho hitan’ny vehivavy any ivelan’ny tokatrano ary mampivelatra azy na resaka relation humaine fotsiny aza.
Fa iny moa safidin’ny tsi-1-1.

nefa koa ilay fiainana @ zao sarotra dia tsy maintsy hifanampiana ny fidiram-bola, ny raharaha, ny fikarakarana ny ankizy sy ny fanaraha-maso azy ireo

mpijery

tsy tokony ho prblème izany ny vehivavy ka lazaina hoe mandany vola izy satria izy ary mahavita mikarakara vady aman-janaka sy ny ao an-trano rehetra

Tsy problème mihitsy ka, sady ny fikarakarana tokantrano sy ny fitaizana zaza koa anie asa e, sady io no asa tsara indrindra 🙂 Tsy midika koa anefa hoe mihidy aman-trano ao izy fa afaka manao activités hafa soamantsara

ramatoa

sady io no asa tsara indrindra
asa mafy indrindra an!

fa @ zao moa izany efa somary miadana ny vehivavy sasany fa tsy tahaka ny tany aloha satria efa tsy voatery handrehitra charbon, tsy voatery hanasa lamba @ tanana, tsy voatery hatsaka rano, tsy voatery hikosoka trano, tsy voatery hipasoka @ fer à charbon fa ireo tsinona no tena mafy izay tena tsapako t@ za mbola nitaiza kely. Soa fa @ zao mba efa mba hoe atsofoka fotsiny ny prise dia afaka masaka ny vary, ny laoka dia fotoana kely fotsiny koa ny preparation; tsydia mila andrasana sao may ao daholo ny hanina. Sauf hoe feu à gaz angaha!

misaotra ny sivilizasiona aloha na izany na tsy izany aza! ary misaotra an’i Dieu mba afaka t@ le raharaha be fa voasolon’ny zavatra hafa ilay herim-po be tsy maintsy laniana teo aloha (fandrahoan-tsakafo moerna, fatana moderna, machine à laver, robot, …)

mpijery

izay no tena mba ilàna famatsiana jiro sy rano milamina tsara

Coolboy

CQFD !

Lalabe

Je remercie déjà le bon Dieu d’avoir créé les femmes, elles sont si merveilleuses et méritent qu’on leur accorde plus d’attention. Si nous sommes là, c’est aussi grâce à elles, 9 mois ce n’est pas rien. Alors qu’on les respecte même si on s’achemine malheureusement vers la destructuration de la société, sans elles nous ne serions rien

comment image




ramatoa

misaotra e!
hihihi

ramatoa

tsy maotina mihintsy,

io izao mba tikao hazava,
fa nisy inona ?

Coolboy

tokony hoe tsy matotra mihitsy fa tsy hoe tsy maotina

ramatoa

hmmm

Lita Z.

Enième fandrebirebena e, pour détourner l’attention.

Njaka

Ento aty tester ko daholo aloha Dia izaho no milaza hoe Iza ni alefa hanao miss monde.




babakaty

Sady tsy dia ratsy ilay Miss a,ananany tarehy amam-bika fa ny indro kely dia izy tsy ampy solaitra na tsy misy mihitsy aza ,izay no tena antony tsy mahavonona azy ka nangatahany herintaona fanampiana hiofanany

ramatoa

ahoana koa izany lany miss tsy ampy solaitra izany ?
fa nagaha tsy misy idiran’ny solaitra ilay miss eto Mada @ zao fotoana ?

Rafangy

tsy iadina hevitra fa vitanao io! fa maninona moa raha atomboka amin’ilay nanelanelana e!ampiako whisky iray tavoahangy raha mampieriteritra anao !alefa njaka !

ramatoa

hahaha

Misarst

D’après les journaux d’aujourd’hui c’est réglé, pas de miss pour participer et le CMM dissout hahaha. Basta aux oubliettes lol

Le Maizina

Any @ FB any de misy milaza hoe « satria côtière » hono de tsy nalefa!




Do NOT follow this link or you will be banned from the site!