Résultats de la deuxieme session du bacc 2019

Avec toute cette actualité trépidante, on l’avait presque oublie cette deuxième session.

Alors alors ? Euh, 18,5% de succès pour Antananarivo.

C’est pas glorieux dites donc la génération FRAM.

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

21
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
ramatoa
Invité
ramatoa

efa génération fram ve izao no manala bacc @ zao? 12 ans passés efa nisy fram? ny fram manko toa eny @ EPP, sa eny @ CEG koa misy ?

Njaka
Invité
Njaka

S’ils sont en 2 ème session c’est que déjà ils étaient nuls, non?

Le résultat est normal à mon avis.

mitige
Invité
mitige

bien vu! au lieu de se ruer dans les brancards, il faudrait d’abord réfléchir à quoi correspond ces 18%? les candidats du 2eme cession sont les éliminés de la première cession. Les moins bons (pour ne pas dire nuls). Alors si on arrive à récupérer 18% d’eux, c’est une bonne chose. Perso, je m’attendais à 5%.

ramatoa
Invité
ramatoa

oui, c’est ça

Coolboy
Invité
Coolboy

C’est ce que j’allais dire

RAKOTONIAINA Lova
Invité
RAKOTONIAINA Lova

Ary le nahita sujet afaka 1er session ve tsy nuls. Félicitations ho an’izay afaka ô!




Rafangy
Membre
Rafangy

ao amin’ny lycee ampefiloha misy fram koa

ramatoa
Invité
ramatoa

hayy

mpijery
Membre
mpijery

Efa nisy ny mpampianatra FRAM na tamin’ny taona 80 aza an! Mety hoe vitsy fotsiny angamba ry zareo tamin’izany

rakotosambany
Invité

record izany taham-pahafahana baka t@ ity mitaha @ teo aloha rehetra raha sahabohabo 60% ny fitambaran’ny afaka baka 2019… Nitombo ny isan’ny mahay sa niamora ny fanadinana…

Banksybeat
Invité
Banksybeat

Tana : 51% raha atontaly ny effectifs premiere sy deuxieme sessions

Rafangy
Membre
Rafangy

ka efa hoe hanao izay tsy nisy nataon’ireo nitondra tao antin’ny 60 taona lasa(anatin’izany ve izay nitondra teo anelanelan’ny taona 2009-2014)




mangableu
Membre

Misy fram daholo ka. Ra any aorina any izaho ka lasa minisitry ny fampianarana (hihihi) dia io fram io no fohanako voalohany. Izay te ho mpampianatra dia tsy maintsy manao ENS daholo ary izay efa mpampianatra (na ex fram na tsia) dia tsy maintsy manao mise à niveau daholo raha mbola te hijanona ho mpiasam-panjakana. Ary farany dia ny mpianatra eny amin’ny oniversite izay nahavita licence (na maitrise) dia tsy maintsy midina eny ifotony (Epp, Ceg ary lycee) mandritry ny taom-pianarana iray manampy ireo corps enseignant.

ramatoa
Invité
ramatoa

io misy candidat azo atao minisitra 1 ry Elman an!

Lita Z.
Invité
Lita Z.

Dia ianao ao amin’ny Asa Vaventy an! 😉

ramatoa
Invité
ramatoa

aleo mba ry Senior ohatra
za tena tsy te hiditra @ le asa miankina ara-politika satria raha tsy eo intsony dia very asa koo

Rafangy
Membre
Rafangy

efa ela izy no niteny an’io kah! sady izy anie mpampianatra dia mahafantatra tsara ny ativilany e! anisany zavatra tsara tamin’ny andron’i deba ny fanompoampirenena ivelan’ny tafika ka ireo izay afaka bacc dia avy dia manampy mampianatra sy miasa, ary ireo izay nivoaka ny oniversite koa dia manampy, saingy manimba ny zanaky ny ngetroka izany dia nofoanana

ramatoa
Invité
ramatoa

ilay izy tsara , fa le ankizy very herintaona no tena olana, satria raha hanao concours avy eo hditra @ université dia efa lasa very kely ny haizana rehetra




Coolboy
Invité
Coolboy

marina ny anao.

Ony
Invité
Ony

Je m’attendais à moins de 10%! Ilay ankizy mintsy no tsy « AFAKA » koa nga mety. Amiko iny 2ème session iny dia chance ho an’ireo ankizy anisan’ny mahay tokony mba ho afaka nefa tsy afaka noho ny antony tsy niankina taminy, zay ngamba reo 18% reo. Felicitations!

RAKOTONIAINA Lova
Invité
RAKOTONIAINA Lova

Marina mihitsy zany. Félcitations ho an’izay afaka

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!