Sympa cet akoor digue

Dépêche
Madagascar

Loading

Multi-restaurants, sushis .. et wifi gratuit !

Et très bon accueil en plus, je like 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
20 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Malala
Malala
6 années il y a

Rahoviana ny an’ny malagasy? 🙂

Malala
Malala
Répondre à  elman
6 années il y a

Marina mihintsy zany, fa rahoviana isika no mba hiezaka hanao an’izay ? fa tsy miandry ny vahiny hanao zavatra eto amintsika foana 🙂

rafangy
rafangy
Répondre à  Malala
6 années il y a

manahirana be satria atao hoe kamo isika misy ny miasa be tsy mahalala reraka mihitsy, raha tsy hijery afatsy ireo mpiasa tany vao maraina tsy mijanona raha tsy milentika ny masoandro, atao hoe miasabe isika, nahoana no tsy mahavelontena?sa dia ilay hoe fandio iray tandroka tsy hahaleo fandoto iray sinibe?

Malala
Malala
Répondre à  rafangy
6 années il y a

Inona lay “fandio iray tandroka tsy hahaleo fandoto iray sinibe?” fa tsy haiko azafady 🙂

rafangy
rafangy
Répondre à  Malala
6 années il y a

raha makeny Analakely ianao dia hahita antokon’olona miasa, miasa mafy mihitsy, na io mivarotra na zavatra hafa, dia hahita koa ianao olona marobe, efa atao hoe impolon’iretsy miasa , tsy manao afatsy miloka sy miandry mahazo fotsiny! ilay fandio izany dia ireo mpiasa vitsy, ary ny fandoto dia ireo kamo mameno tanana

Malala
Malala
Répondre à  rafangy
6 années il y a

Mazava fa misaotra betsaka rafangy 🙂

rafangy
rafangy
Répondre à  elman
6 années il y a

eh oui, la nature a horreur du vide, et moi aussi, j’encourage et salue ces initiatives même timides de certains gasy

Malala
Malala
Répondre à  rafangy
6 années il y a

Dia tena zay tokoa angamba o?

rafangy
rafangy
Répondre à  Malala
6 années il y a

indray andro ianao nanontany hoe rahoviana ny malagasy no mba hanana tahaka ny score sy leader price ka mba ho an’ny malagasy rehetra? efa nisy anie ny soloprix teo andravoahangy e, izay gasy madiodio ny tompony, saingy nandalo ny revolisiona sosialista dia nihapotika tahaka ny zavadrehetra teto koa ilay izy, isika rahateo ory havamanana sy be fialonana dia izay

Malala
Malala
Répondre à  rafangy
6 années il y a

Dia tena tsy hiova toetsaina mihintsy zany raha isika an! mitanitanina zay ataony vahiny fotsiny?

rafangy
rafangy
Répondre à  Malala
6 années il y a

mampalahelo mihitsy fa dia nandritra ny 60taona mahery isika nozanahana fa tsy nisy notazonintsika ny tsara rehetra nentin’ireo mpanjanaka fa dia ny ratsy rehetra no noraisintsika dia mainka aza nohamafisintsika

Malala
Malala
6 années il y a

Tandremo fa tsy dia tsara ho an’ny tena hono ny fihinanana be loatra ny trondro manta an

Vazaha be
Répondre à  elman
6 années il y a

J’avais juste envie de me poser quelque part aujourd’hui…sans Ardine.

Vazaha be
6 années il y a

Sur le set de table, il est écrit ” un bisous & un cadeau ” : quand est-ce que les publicitaires écriront sans faire de fautes d’orthographe ?
J’ai l’impression de lire les gros titres de BFMTV ou LCI ( chaînes d’information ) bourrées de fautes d’orthographes alors que c’est lus par des milliers de jeunes !

Vazaha be
Répondre à  Vazaha be
6 années il y a

Bon cela nous arrive à tous mais une relecture ne ferait pas de mal.

ramatoa
ramatoa
6 années il y a

fa le pizza lehibe an’ny big pizza kosa aloha dia tena big tokoa ka

A la Une

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

20
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x