Tokony tsy miala any intsony monsieur le président
tsytiafoza
19/01/2021 14:27
Gné, dia nisy nitehaka ve hoe izay ilay velirano? Efa atsy ho atsy izao ilay hoe « mbola mangataka ni hilatsahanao hofidiana izahay fa holanianay mihoatra ny 100% ianao »
mahatsikaiky anie, ny any ihany no azo badoina nefa rehefa avy eo tsy mba misy n’inoninona atao amin’ny olona any!ao fort dauphin izao dia hoe kianja manarapenitra no hatsangana, ny fiainana anefa mihoampampana, mihoatra ny 1 000ar ny kapoaka(tsy homologué) ny vary
babakaty
19/01/2021 16:16
Raha marina izany maninona no ritra Ikopy ,maina ny tany ao Iarivo nefa lery ao Antananarivo no mipetraka ?Tsy mba nandatsaka orana na indray mitete aza …
Tokony tsy miala any intsony monsieur le président
Gné, dia nisy nitehaka ve hoe izay ilay velirano? Efa atsy ho atsy izao ilay hoe « mbola mangataka ni hilatsahanao hofidiana izahay fa holanianay mihoatra ny 100% ianao »
Ce matin : « Roa taona aho izay no Prezida »
Dia mitehaka daholo zalahy mdr