Un ancien maire d’Andoharanofotsy jeté en prison

Accusé de détournement de deniers publics, cet ancien maire, son comptable et le régisseur ont écopé de 5 ans de prison.

Ouh la, faudra faire attention en 2023, un mandat de dépôt est si vite arrivé 🙂

elman

elman

Digital Native Allez on y croit !

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
17 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
erik13

attention au bel homme en tout cas, j’ai déjà vu certains journaux parler de détournements…

mpijery

Si les détournements sont avérés, tant pis pour lui

erik13

avérés ou pas vous savez aussi bien que moi qu’au pays endémique rien ne fonctionne normalement!
je veux dire que même les gros escrocs fatam-poko fatam-pirenena ne sont jamais inquiétés quand ce sont des akama! vo maika aza lasa minisitra, gouverneur, ambassadeur…
Fa ra vo adversaire nefa no ahitana irika kely fotsiny (avéré ou rumeur) d’efa miomàna zay…

kototsotra

eto amintsika mora kely ny manao montage dossier ho an’ny adversaire politique

ramatoa

ka izy no eo @ pouvoir dia azy ny fahefana,
( ny mpitondra io lazaiko io fa tsy voatery hoe ny mpitondra @ zao fotoana an!)

zainjafy

Za ndray aloha mino fa tsy dia mpanao an’izany ny ekipandRa8, fa raha tsy izany ve tsy efa nosamborina, ny hamoronana aza ko hatao




mpijery

Mety nisy nanao ihany fa nahay niova loko haingana! hihihi

mangableu

Tena sarotra ilay mandeha amin’ny lalana mahitsy indrindra raha vao misy resa-bola na dia kely monja aza!

ramatoa

tena tsy sarotra raha zatra manao ny marina ianao
misy saina manenjika foana ao
fa maro no efa mamono ny feon’ny fieritreretana ka dia ny vola, ny vola ihany, ny vola hatrany

mpijery

Je me demande si on dit voly dans le sud pour désigner le deuxième 😛

Labra

Tena tsy aiko hoe inona no maha sarotra ilay mandeha amin’ny lalàna mahitsy, mafy be ny éducation anay tany ampianarana tamin’ny mbola kely ka ny miteny ratsy aza dia natao hoe fahotana ary acquis ilay izy hatraty aoriana, ka tsy mba ho atao mihintsy izany hoe mangalatra na mamono olona izany. Fa tsy aiko hoe ny éducation de base ve no mareno ny an’ny sasany, le fanabeazana mbola fahazazana iny tena nipaika be tamin’ny fitondran-tena taty aoriana, na resaka hygiène de vie aza:fahadiovana, mibrosy nify, tsy fandraisana sigara sy toaka ary zava-mahadomelina,civisme. Hitako ny fanabeazana fototra no tena nanoro ny lalana mahintsy voalohany indrindra ka na aty aoriana aza dia tsy mba nivilivily.




Doraadm

Il s’est encore présenté à la dernière élection car le verdict n’est tombé qu’il y a quelques jours.
Et puis, à l’élection, il a perdu évidemment.

Malala

Za mbola miandry hoe : i ka ra na zao hono nosamborina dia notsaraina dia nigadra

Rakoto

Ny anao kosa dia efa tena nofy ririnina. Mba zavatra mety ho tanteraka nofisina 🙂

Malala

Marina ny anao fa nofy ihany zany raha mbola eto madagasikara. Fa aleo hanonofy ihany fa sao mba ho tanteraka koa 🙂

ramatoa

hahaha
dia iza le tianao ho gadraina voalohany?

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!