looza, izay mihitsy koa no tohiny tato antsaiko. serieux
Malagasy lambda
15/02/2021 08:53
Le proverbe « mieux vaut prevenir que guerir » prend tout son
sens. J’ai l’impression qu’ont en fini pas de payer les pots cassés se qui empeche de se projeter plus loin dans le développement.
Sa me fait penser a une maison en ruine ou une voiture bonne pour la casse qu’ont s’obstine a réparer. A un moment donner faudrai songer à tout « raser » pour pouvoir repartir sur des bases saines.
Taloha mitrongy vao omana. Tsy misy maharatsy izany satria tsy maintsy miasa izany vao mihinana. Mazava ho azy, izay no foto-piainana. Dia niova ny tantana, mitrosa vao homana,tsy ampy intsony ny mitrongy. Niova ny fitondrana ka tsy ampy izany ka dia tsy maintsy mitrongy sy mitrosa ary mitraotra vao homana. Tambinkarama, bourse… Eo indrindra isika izao. Tsy misy ho hanina ny vahoaka satria tsy misy atokona ny fitondrana. Ny tsy misy atokona lazaina eto dia ny fahaiza-manao, fahaiza-mitantana. Toa manao andevolahy mahita fotsimbary amin’ny fitondrana firenena. Efa nafarana ny ati-doha mba hisian’ny hoe izay tsy mahay sobika mahay fatrambary, kanefa toa akoso-bolamena, mena-ambanin’ny mena. Mamiratra jerena. Enga anie hitraotra ny vahoaka mba hiverenana farafaharatsiny any amin’ny mitrongy vao homana, level 1 hoy ny sasany eto.
snif!
Who’s bad ! 😛
io mihitsy koa no tao andohako,
Bientôt c’est « We are the world » 😛