MSC ESSENCE OF KANGAROO SPM EK MSC GIF essence aleoko misoroka.JPG

VOKATRA VOAJANAHARY TANTERAKA100%, TSY MITERAKA VOKA-DRATSY ANY AORIANA,
TSY MITERAKA FIANKINAN-DOHA

Ny Essence de Kangaroo dia ampiasaina ho an’ny:

1-Tsy fahatomombanan’ny filahiana: manampy ny filahiana malemy hatanjaka ka havita tsara ny asany fa tsy tonga dia lasa alohan’n’ny fotoana, mitsabo ny voka-dratsin’ny masturbation sy ny tsy fahampian’ny tsirinaina, misoroka ny fandehanan’ny ranon’aina amin’ny alina sy ny tsirinaina mandeha ho azy.

2- Misoroka ny fikorontanan’ny fitaovam-pananahana : tahaka ny filahiana fohy izany hoe manalava izy eo am-panaovana ny asany, tsy fahatomombanan’ny filahiana, voan-dehilahy mikaikona.

3-Voa reraka : ranjo sy valahana mavesatra, vizana sy tsy misy herijika, tsy ampy hery, fanina, aretin-doha lava, volo maina sy mihitsana, tsy fahitàna tory, fanadinodinoana, tsemboka amin’ny alina.

4-Miaro na koa mitsabo amin’ny aretin’ny prostaty: poritra lava sy te-hipipy matetika, tsy mahatàna pipy.

Ity vokatra ity dia tena voadio tanteraka(hautement purifié) sy mandry(concentré). Ny fiasany amin’ny vatan’olombelona dia maharitra 72 ora na telo andro.

Ny fikarohana koa dia nahitana fa ny Essence of Kangaroo dia tena mahery vaika tokoa satria izy dia ahitana tsiry mpanentana(hormones) voajanahary ambony, protéines, zinc sy fer be dia be, izay singa mampitombo ny herim-batana sy ny herin’ny fitaovam-pananahana.
Ny tombotsoa azo avy amin’ny Essence of Kangaroo
• Mampitombo ny herim-batanao
• Manatsara ny herin’ny fitaovam-pananahanao
• Manavao ny taova rehetra iankinan’ny fahavelomana
• Manala ny faharerahan’ireo ratsam-batana
• Misoroka sy manala ny aretin’ny prostate
Aorianan’ny fihinanana azy, dia hahatsapa hafanana malefaka ianao (toy ny hoe voan’ny tazo izay zavatra ara-dalàna io), ny fibotsinan’ny filahiana. Mba hanamaivanana na hanafoanana ireo dia mila misotro rano mafàna fotsiny ianao dia misinda io.
Ity vokatra ity dia miasa avy hatrany 30mn aorianan’ny nihinanao azy.
Ny ao anaty boaty dia : 20 isa

Ny fomba fihinanana azy:

1 na 2 isa isaky ny 3 na 5  andro arakaraka ny toe-batanao na koa ny vokatra andrasanao aminy.

Ampiasain’ireo lehilahy 18 taona sy mihoatra ihany.

CONTACT:034 66 615 14 / 032 61 826 36 E-Mail: aleokomisorokatoizaymitsabo@gmail.com partager aux autres

 

Le contenu des articles ainsi que les informations et les opinions exprimées dans cette rubrique sont ceux de leurs auteurs et ne reflètent pas nécessairement l’opinion de l’administrateur du site
Partager l'article
Avatar

Vente et distributeur produits naturel pour bien-être du corps et esprit etc....

48
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
elman
Admin
VIP

de mieux en mieux

Njaka
Invité
Njaka

asio échantillon gratuit e

mangableu
Membre

Za koa d’accord @io hevitrao io. Manandrana aloha dia mividy avy eo raha mahafa po ilay izy.

Njaka
Invité
Njaka

Donnez moi une pilule, si je bande toute la nuit, je prendrais une boîte que je partagerai volontier avec mangableu et sa femme côtière

elman
Admin
VIP

ça devient salace par ici..

Njaka
Invité
Njaka

non, pas ensemble. chacun avec sa femme à plus de 1000km




elman
Admin
VIP

et puis le lendemain matin on revient sur actutana, un sourire béat aux lèvres en demandant, « ça été » ?

Njaka
Invité
Njaka

je pourrais pas répondre, je dormirais encore, tellement fatigué. 🙂

elman
Admin
VIP

« chéri kosa lasa matanjaka be »… merci actutana 🙂

Njaka
Invité
Njaka

le plaisir de partager ses ébats?

elman
Admin
VIP

le plaisir de faire durer ses ébats plutôt, avec Kangaroo 🙂

Ralek
Membre
VIP

Akanga roa?
(on est dans a zoophilie là non? ) 😀




Njaka
Invité
Njaka

con gourou

Ralek
Membre
VIP

Ils ne font pas de livraison jusqu’en Inde.

Njaka
Invité
Njaka

j’enverrais par fedex

mangableu
Membre

Kay kay kay! mazoto be mihitsy! au lieu de ca, envoyez moi plutot des sedaap! 🙂

Njaka
Invité
Njaka

Mandoa vola ianao raha sedaap ka.

Ralek
Membre
VIP

Ce n’est pas interdit de faire de la pub dans les tribunes libres?




Njaka
Invité
Njaka

ça va servir de jurisprudence
je prépare déjà la mienne 😉

Ralek
Membre
VIP

Vous allez nous vendre quoi vous? Huile pour attirer les pepetes? … ça devient salace par ici

Njaka
Invité
Njaka

non, j’ai une secte 😉

Ralek
Membre
VIP

elman en gourou? 😀

elman
Admin
VIP

ah c’est sûr 2023 et 2028, va falloir la jouer un peu gourou pour attirer la plèbe 🙂

elman kangaroo, ça sonne bien ça

Njaka
Invité
Njaka

en un seul mot svp, en deux mots ça le fera pas




elman
Admin
VIP

bon on va garder elman alors 🙂

mangableu
Membre

mais franchement ces genres de pub sur actutana ca fait changer notre humeur quoi. Hihihi!

mangableu
Membre

Allez pour le plaisir de se marrer un peu. Je viens juste de voir ca sur ma page fb.
Ben ils ont bien choisi leur emplacement; soit tu vas de l’autre cote de la rue et payer tes factures, soit tu vas de l’autre et tu regles le probleme de delestage.
comment image

elman
Admin
VIP

une petite indépendance à 6 500 000 ar 🙂

mangableu
Membre

J’aimerai bien voir qui des deux entreprises font plus de recette par jour.

elman
Admin
VIP

Effectivement le premier réflexe était de cliquer sur supprimer puis ensuite je me suis dis « allez, c’est un bon prétexte pour se poiler un peu » 🙂




Do NOT follow this link or you will be banned from the site!