Fiainana tsotra milamina, mora kanefa ohatry ny nofy …

20210115_135728 Antananarivo.jpg

Ny zavatra ilaina eto amintsika dia zavatra tsotra kely, milaza foana eto hoe niveau 1 @ Pyramide de Maslow, angamban. Fa niverimberina tao antsaiko foana ny discours propagandy nataon’Itompokolahy Herizo Razafimahaleo t@ 1996 tany ho any angamba izy izay, mbola tsy afaka nifidy t@ izany ny tena fa mba mihaino programa. Ny lehibe koa mandefa vaovao @ tv dia mijery sy mihaino. Ny propagandy efa haintsika fa mandeha foana. Tsy aiko akory hoe ahoana fa dia tafaheno ilay « tantara kely aho »

Zavatra tsotra no nolazainy kanefa dia izay hoe fiainana tsotra sy milamina izay.

Raha fintiniko dia hoe fiainana fianakaviana kely iray, izay atao hoe mpivady miaraka @ ny zanany kely 1 na 2 izay mbola atao hoe zaza. Tantara fohy mikasika andro 1 eo @ fiainan’ireo fianakaviana ireo.

Mifoha maraina daholo miomana satria natory tsara ny alina ry zareo tsy nitaintaina. Izany hoe manana trano sy fandriana ara dalàna ka afaka  niala sasatra ny alina.
Misasa sy misolo akanjo ry zareo satria misy rano afaka hidiovana, misolo akanjo satria manana akanjo maromaro ary afaka nanasa lamba ihany koa @ rano mandeha foana.
Hande hiasa ny lehibe satria misy ny asa ary ny ankizy handeha hianatra satria afaka mampianatra ny zanaka ny RAR. Izany hoe manana anton’asa daholo ary misy trano fianarana izay misy mpampianatra ara-dalàna ihany koa. Voakarama tsara ny mpampianatra ary voaloa ihany koa ny saram-pianarana.
Mahandro sakafo koa madama satria afaka miantsena ry zareo fa ampy ny karama dia tsy voatery anio no mitady ny hohanina androany. Izany hoe mahazo karama tsara ry zareo ary manan tahiry kely aza na ambim-bava na koa hoe afaka manao « provision » na andro vitsy fotsiny aza. NY sakafon-dry zareo dia ara dalana tsara daholo ary samy mitondra ny sakafony ny atoandro.
Lasa daholo ry zareo miasa sy mianatra satria afaka maka fitanterambahoaka na manana ny azy, fa dia mirindra tsara tsy misy olana, ny bus sy taxibe milamina avokoa. . Izany hoe mizotra tsara ny fifamoivoizana andalambe, ny fitanterambahoaka dia tsy misy olana fa mety ny sarany ary azo antoka ny tolotra omena. Izany hoe tsara ny fiara fitanterana, tsara ny lalana, mirindra ny dia.
Mirava ry zareo ny hariva dia afaka miaraka daholo izy mianakavy kely ary mbola afaka mitsangatsangana kely, na ho maizina aza ny andro satria feno jiro eran’ny tanàna, mirehitra daholo ny jiro @ poteau, ary feno poteau ny arabe. NY mpivarotra koa mbola maro misokatra satria tsy misy atahorana ny fandriampahalemana, ny bus sy taxi be koa mbola maro no miasa tara ka tsy hatahorana ny fodian’ry zareo. Izany hoe mitohy ao aorinan’ny firavan’ny mpiasa ny fiainana ary tsy misy hatahorana ny resaka fandriampahalemana satria mazava ny tanàna, ny mpitandro ny filaminana maro, ny fivarotana mbola maro no misokatra ka dia mandeha ny varotra.

Resumé lava fohy ihany io fa hoe fiainana tsotra, milamina kanefa tena misy ezaka be vao tena tanteraka izany aty amintsika. Ohatry ny hoe tsotra be izany fa ny manatanteraka azy tena sarotra dia sarotra satria ireo tokoa marina no tena sahan’ireo ministera isan-karazany kanefa toa tsy misy mandeha daholo izy rehetra eto Madagasikara @ izao.

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
14 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
elman

J’aurai vraiment aimé tailler une bavette avec ce monsieur.. je me rappelle j’étais encore très jeune mais les activites de ce monsieur m’interpellaient déjà. En bien s’entend.

gerard

Leader Fanilo créé par ce monsieur est maintenant dirigé par Manassé Esoavelomandroso , un historien reconnu
des hommes dont la photographie ne s’étale pas sur des millions de tee shirts et qui sont
très éloignés du populisme ambient

elman

Manassé Esoavelomandroso

Oui on m’a souvent évoqué ce nom aussi mais désolé, je connais pas personnellement non plus.

gerard

auteur, entre autres, des documents historiques de l’unesco qui sont sur votre site

ramatoa

ndrii, ka ny vary ary zao efa 2 800 ar ny 1 kg !

angady

ny tena mampalahelo dia toa mihamanalavitra izany ny fiainan’ny ankabeazan’ny tokantrano malagasy izay folo taona farany niainantsika izay.




elman

zao zany ilay solution n°13…

Rafangy

tsy hoe toa fa tena mihamanalavitra haingana be mihitsy, ary tsy ho tafarina izao raha ao anatin’ny 5 taona raha tsy miasa mafy be sy maharitra mihitsy

elman

euh non désolé mais dans 5 ans ça va être pire. Riz, eau, électricité, insécurité… bon courage.

Rafangy

en parlant d’insecurité,il y a quelques jours,des bandits ont attaqué avec arme à feu une toute petite epicerie qui faisait tout au plus 300 000ar de chiffre journalier; donc soit les armes à feu se louent , s’achetent à des quelques centaines de milliers d’ar, soit, les bandits font feu avec tout bois

mpijery

S’il passait le premier tour en 96, il aurait battu Deba au second tour, et l’histoire de Madagascar aurait été complètement différente.
Je me souviens que c’était lui qui a initié le débat sur l’éthique politique, mais en même temps, le populisme ambiant a incité les gens à détester la politique et on en arrive aux ramassis d’opportunistes actuels

Rafangy

il ne peut pas passer le second tour avec ses promesses demagogiques comme de multiplier par 3 le prix de la vanille, mais j’ai quand meme participé à quelques unes de ses campagnes
oui c’etait bien lui qui a initié l’ethique politique ,mais curieusement, moins d’une année après ce debat, il a debauche un cadre d’un groupement pour le presenter en tant que candidat du leader aux municipales d’antananarivo;




bemaso

Ohatran’ny tsy mitombona lazainao satria fifidianana Ben’ny Tanana dia 1995 niakaran’i Razanamasy ary 1999 nahalany Ravalomanana.

elman

Je reviens sur ce personnage, qui réussit donc à faire parler de lui après sa mort, et en bien.

Les crevards qui ne sont là que pour l’intérêt supérieur de leur gamelle et que l’on oubliera sitôt qu’ils passeront de vie à trépas devraient en prendre de la graine.

ACTUTANA