Je mange bio :)

On peut manger bon .. et sainement 🙂

Je vous montre plein de choses sur actutana, de bons plats, matsiro, du KFC, etc. Mais ne vous fiez pas aux apparences, en fait, depuis plus d’un mois, ardine me convertit de plus en plus au bio et aux bons plats bien équilibrés, suivez le guide 🙂

Voila, petit aperçu de ce que l’ardine concocte amoureusement a l’elman et merci a elle pour tous ces bons petits plats c’est cool. Mais bien entendu, cela n’empêche pas de faire des petits écarts de temps en temps, n’en déplaise aux ayatollahs de la « lutte anti malbouffe », faut pas être sectaire comme ça, faut aussi savoir se faire plaisir de temps en temps 🙂

Partager l'article
elman

Digital Native Allez on y croit !

28
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
mpijery
Membre
mpijery

Le titre du bouquin: sans viande 😯
ça ne passe pas pour un mangeur de viande fondamentaliste comme moi 😆

Rafangy
Membre
Rafangy

ma grand mère maternelle était une adepte de viande et elle est morte plus que centenaire, sans etre paralysée ni sourde ni aveugle, par contre le père d’un de mes copains, très porté sur la viande aussi , est parti à 48 ans(il ne buvait pas, ni ne fumait non plus)

mpijery
Membre
mpijery

Oui, chaque cas est unique, il faut bien connaître son corps.
Je ne suis pas spécialiste en nutrition mais on dirait que le corps n’aime pas le changement brusque d’alimentation, si vous suivez une certaine routine, tout ira bien, sans excès bien entendu

ramatoa
Invité
ramatoa

mais on dirait que le corps n’aime pas le changement brusque d’alimentation, si vous suivez une certaine routine, tout ira bien, sans excès bien entendu
aza izay fahamarinany fa za koa ohatrany miheritreritra an’izany
satria ilay resaka faharariana vokatry ny sakafo manko dia matetika ilay olona t@ fiainanany teo aloha tsy dia nihinana matsiro, na hena dia r’efa mba nitombo ny vola niditra dia niova @ zay ilay fahazaram-pihinanana ary tonga dia niakatra daholo vetivety ny taux ny zavatra rehetra , ary nitmbo be koa ny habe ary ny farany dia lasa aretina ilay izy. Fa ny bebeako izao efa 86 ans mbola matanjaka tsara nefa dia mihinakena isan’andro efa hatr’izay




Rafangy
Membre
Rafangy

sao dia mba fantatro koa izany bebenao 86 taona izany fa izaho koa mahafantatra ohatr’izany? hihihihi!

ramatoa
Invité
ramatoa

MDR,
zany ve?
mijaly izany ianao raha ilazan’ny dco hoe tsy tokony hihinana hena

mpijery
Membre
mpijery

Tena mijaly an, enga anie ka tsy ho tratran’izay! hihihi!

ramatoa
Invité
ramatoa

wow,
Tena mahay mahandro i Ardine ka!
Ny cuisine koa izany raha tsy passion tena mahakamo be le mijanona elabe eo @ le préparation
araka ny lazain’ny namako izay hoe : sakafo andaniana tapa-kando ny mikarakara azy nefa raha be indrindra dia 1h no ihinanan azy, hahaha

Fa za aloha d’accord hoe ilay sakafo atao ao an-trano dia mahafa-po kokoa raha ohatra resaka ara-pahasalamana no tadiavina.
Za moa izany taona vitsivitsy izay vao nanana goût @ le fikarakarana sakafo fa tany aloha tany tena aleoko mandeha miasa toy izay mijanona ao an-trano manao raharaha surtout le fandrahoan-kanina, hihihi ; satria mihodina ianao fa he he he , tsy mety vita ihany ilay famohasanana / fitetehana / fandrahoana / fanendasana

Rakoto
Membre
Gold
Rakoto

Za indray dia tena tia mahandro. Saingy fanamanirana avy any amintsika ihany no haiko ampiasaina (tongolo, sakamalaho, poivres..) Raha vao vidiana aty amin’ny tanim-bazaha aty dia ohatran’ny matsatso be foana.




mpijery
Membre
mpijery

fanamanirana

Tena mbola tsy fahenoko indray izay fiteny izay, fa mazava ny dikany ka 🙂

ramatoa
Invité
ramatoa

na za koa aza an,
fa hanitra hono no dikany ao anaty rakibolana malagasy
misaotra an-dRakoto aloha nanoratra an’io

Ardine
Admin

Tsy tena oe mahay b fa manaraka recette Tonga taty vo tena mazoto sy finaritra mahandro

razafi
Membre
razafi

L’idée ce n’est pas mangé que Bio mais mangé sain avec le moin de viande possible. Je suis exactement le même régime que vous. hier c’était thon, oeuf, avocat et pain.

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!