Madagasikara Tanindrazanay

Un petit coup de barre avant le long week-end ? 🙂

Alors je vous propose un petit coup de boost

https://youtu.be/FgJJ6WnueGg

Mitsangana ry tanora, Mitsangana f’aza manana ahihay !

Subscribe
Me notifier des
guest
11 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
mangableu
5 années plus tôt

Isika tanora tsy maintsy mitsangana raha te hisakafo ka!

rafangy
rafangy
En rĂ©ponse Ă   mangableu
5 années plus tôt

, mandohalika foana ary ehefa misakafo ! izany anie no nahatonga ny volanjaza hoe “indemnitĂ©s de genoux” e! hihihihihi!

Vohitsara
Vohitsara
5 années plus tôt

Tanora ankehitrio no tompon’ny taona 2000 ho ilay raikalahy taloha izay. Be dia be ny tanora tamin’izany no lasa chef de dahalo, mpisĂ´ma, tsy an’asa, dadan’ny 4’ami amin’izao androntsika izao. Indrisy. Raha tsy misy fiovana manara-penitra sy hentitra ho an’ireo tanora / ankizy amin’izao fotoana dia mbola ho toy izao isika afaka 20 taona, na mbola ho ratsy kokoa aza.

zainjafy
5 années plus tôt

Ahatsiarovako ny 2eme republique de Amiraly ity hira ity. Zahay mpianatry ny EPP, manao défilé isaky ny 26 juin, na journée des écoles. nisy izany SEREMA, MAREMA, sns
– arema vonona hampandroso firenena
– arema mitolona hahazo fandresena
– mamokatra mamokatra mamokatra hatrany
– baiko nomen’ny filoha Ratsiraka izany

tao koa ny :
– Ao anaty boky mena
– misy sori-dalana
– dia ny lalam-pandresena
– sy ny fahafahana

– andao ampio DedĂ© Ratsiraka mba
– hanatanteraka ilay
– teny mamy hoe
– Madagasikara hatrami ‘zay
– mijoro fa tsy mandohalika

Un deux, un deux, ….

Tena saika lasa Corée du nord raha tsy teo Zafy

Malala
Malala
5 années plus tôt

Misaotra betsaka oh!

Ianona
5 années plus tôt

Ilay sary moa mba ataovy ilay sarin’ankizy malagasy mba mahafatifaty ireny fa tsy itony paka lelo itony e! Manjary io ny imagen’ny zaza gasy kanefa ny zanatsika tsy tahakan’ireo Ă´?




mangableu
En rĂ©ponse Ă   elman
5 années plus tôt

, Ireo ve tsy zanaky Menabe na atsimo andrefana?

samouela
samouela
En rĂ©ponse Ă   Ianona
5 années plus tôt

, mahafatifaty kosa ireo na dia mpaka lelo aza hoy ianao. Toy izao ny zaza aty @ faritra.

ravoatabia
ravoatabia
En rĂ©ponse Ă   Ianona
5 années plus tôt

, Toa izao mihintsy ny ankamaroan’ny zaza malagasy amin’izao fotoana izao. Miaina ao anatin’ny loto sy ny fahantrana tanteraka ny vahoaka.

babakol
5 années plus tôt

Philibert Tsiranana le pere de l’independance avec sa politique du ventre (politika ny kibo) ,et sa politique sociale democrate (asa fa tsy kabary) est le seul (Ă  ce jour) Ă  avoir donnĂ© Ă  manger en suffisance Ă  son peuple ,c’est aussi le seul President Malgache Ă  etre accusĂ© devant un tribunal special pour etre finalement relaxĂ© (sans cour de justice en ce temps Ă  ce jour ) . Madagascar est-il un pays maudit apres 1972 ? OUI ou NON ? Et pourquoi ?

Fil info

Commentaires

Voir d'autres articles