Mbola ho ela vao handroso!

Variana aho mamaky an’ity matoan-dahatsoratra ity: http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2019/07/26/4-x-4-de-larmee-detournes-en-voitures-de-fonction/

Samy manao izay danin’ny kibony daholo satria hoe manamboninahitra ambony ao @ Tafika, hatramin’ny vadin’ny sasany! Mba rahoviana ihany vao hiova ny toetsaina e? Toa tsy misy afa-tsy fitiavan-tena, filam-boninahitra, fitiavan-tseza sns fa tsy misy ka hoe mba mieritreritra ny Tanindrazana sy ny vahoaka Malagasy 25M tapitrisa! Mampalahelo!

Le contenu des articles ainsi que les informations et les opinions exprimées dans cette rubrique sont ceux de leurs auteurs et ne reflètent pas nécessairement l’opinion de l’administrateur du site
Partager l'article

9
Poster un Commentaire

avatar
  Subscribe  
Me notifier des
mangableu
Membre

.. et ne vous demandez plus pourquoi les taxi be sont …. car leurs proprio sont des …..

Debile Profond 2.1.5 ™
Membre
VIP

Tiens on l’attend la réaction d’ANR, c’est quand même grâce a l’armée qu’il a réussi sont coup d’état en 2009 alors que va t’il faire sur ce coup ci, prendra t’il le risque de se faire lui aussi putscher par quelques généraux d’opérette revanchard si il leur reprend les 4*4 du style Baomba calife a la place du calife ?

Le cheval gagne la course mais c’est le cavalier qui reçoit les médailles , les honneurs et le butin …

Rainintsara
Invité

Tout le monde veux avoir le privilège de vivre sur une île, tout frais payés.

sahia
Invité
sahia

fa iza no niteny hoe handroso???

elman
Admin
VIP

si si on avance de 2 pas ka.
… pour ensuite en reculer de 3

sarah
Membre
sarah

lasa adala manary lamba mihitsy vao oe 4X4 ny resaka, hahaha




ramatoa
Invité
ramatoa

eshy ee!
dia hahazo 4×4 koa ny depiote, ary hahazo koa ny vadin’ny depiote izany koo! hahahah

le vahoaka no mampalahelo, lazaina ve hoe mijinjna ny nafafiny! Tsia an ! fa tsy ny vahoaka no nitaiza sy nanabe ireo tafika ireo . Olona tia tena ireo fa izy ireo no manana toe-tsaina lò morina tsy mihevitra ny hampandroso ny tanidrazana na dia hoa ho an’ny tanidrazana aza ny tarigetran’ireo tafika . Izao ve no hoe tandroka miaro ny vozona?
Mba mahalalà menatra re ry olona an! nadia hoe tsy mena-maso olona aza ny atao hoe tafika! na dia natao hoe hery famoretana aza no nanaovan’ny fitondrana anareo!

sarah
Membre
sarah

Tokony hasiana fanovana goavana ny miaramila eto amintsika. Misy firenena tsy manana miaramila koa nefa milamina tsara sy mandroso. Ny manamboninahitra ambony efa omena villa be (sady toa midongy be tsy mety miala tao na retraités aza) nefa ny ankamaroany tsy miasa afa-tsy manao jery atrika indray2 fotsiny. Ny cout de fonctionnement an’ireny ACMIL ireny ve zao nefa tsy lafo be? sao tokony hatao toerana fanofanana maître FRAM? na asaina mampianatra ny miaramila, na miasa tany, na manadio ?

CLAUDE
Membre
CLAUDE

Entièrement d »accord !

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!