Un promesse tenue d’Andry Rajoelina sur les parking des EPP

J’ai déniché cette publication …

EPP Misy Parking??

Mba fantaro ny filan’ny vahoaka ry mpitondra, fa EPP manana efitrano fianarana misy seza sy dabilio no ilain’ny zanaka Malagasy, fa tsy EPP misy parking, ary efi-trano fianarana no laharampahameha fa tsy kianja manara-penitra ! Ny mahasoa aloha zay vao ny mahafinaritra

 

 

 

 

 

Aty @ district ny MANAKARA,commune rural ny LOKOMBY, fokontany ny AMBODIMANGA gnahitana an’ity lakilasy EPP ity izay tena efa tranahina tanteraka mints. Mijaly ny mpianatra fa lakilasy 1 ny mba azo ianarana ankehitriny nf mpianatra an-jatony ny manovo fahalalana @ty sekoly ity. Lasa ts mavitrika n mpianatra satria atraminy seza ipetrahana efa ts mis koa. Mba mangataka fizahana sy fanampiana ho antsika mpitondra mahefa sy ny malala tanana hajaina fa mijaly ny mpianatra sy ny mpanabe ato. Misaotra tompoko

 

Avatar

Debile Profond 2.1.5 ™

Electron libre de service

Souscrire
Me notifier des
guest
Le formulaire de commentaire recueille votre nom, email et contenu pour nous permettre de garder une trace des commentaires placés sur le site. Veuillez lire et accepter les conditions d'utilisation et la politique de confidentialité de notre site Web pour publier un commentaire.
4 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
ranicks1

Bof, pour le DJ, c’est pas assez bling-bling, donc il n’en a rien à cirer ! par contre, faire des choses (même à 2 balles) devant les caméras, ça c’est plus intéressant pour notre filou mamim-bahoaka hajaina

Rainintsara

Raha izaho no ohatran’ilay fils de pub dia eo no manao selfie, ary amboariko ao anatin’ny fotoana fohy. Fandrosoana sa fahafatesana no tadiavina e?

rakotosambany

t@ mbola tsy tao anaty fitondrana i turbo dia isan’ny mpitabataba ny fanjakan-drajao ny amin’ny tokony hijerevana ny sekolim-panjakana. nisy sekoly any amin’ny faritry Mahajanga any mihitsy fandefany t@ TV, fa asa hoe izao izy anaty fitantanana ny firenena izao raha mbola manohy io fangatahany io

Okotar

Ceci explique pourquoi les écoles coraniques pullulent dans ce coin…

Do NOT follow this link or you will be banned from the site!