Banque en ligne ING Direct : gagnez 80€Pour toute ouverture d’un nouveau compte en banque en ligne chez ING Direct, gagnez 80€ et en prime votre Carte Gold Mastercard gratuitement !

La Banque en ligne vous permet d’effectuer rapidement les opérations bancaires les plus courantes depuis votre smartphone ou votre tablette. Cette offre de la Banque ING Direct est seulement valable jusqu’au 14 novembre 2017, un seul conseil, foncez !

42 réponses

  1. Efa ela be mihintsy no nisy offre tamin’io fa averimberindry zareo fa tsy mahazo olona firy ngamba,satria raha sendra misy problème dia tsy misy contact directe @ responsable! dia tandremo fa moramora amindry zareo koa ny mandaka anao an!

    1. Mitovy daholo re ny banky rehetra é. Rehefa misy-vola tsara ny compte nao dia lune de miel tsara mahafinaritra. Fa raha zéro na négatif tonga dia voyage en enfer 🙂

      1. ekeko, fa tsy misy tsara otran’ny miresaka mivantana @ tompon’andraikitra,mba afaka milaza ny olanao dia mitady marimaritra hiraisanan, fa ao @ io banque en ligne io tsy misy azo hifanarahana sy hiresahana fa tonga dia daka

        1. Ka nefany @ zao toentrandro hiainana zao les banques physiques vont disparaître petit à petit à cause du numérique. Fa jerena koa ny avantages e : moins de frais de gestion, services gratuits, etc.

          1. mbola tsy ato ato aloha ngamba zany! ny ahy mantsy sao sendra misy litige iny dia tsy hainao aiza no aleha ka aleoko aloha dia tsy miditra @ ilay banques en ligne zany

          2. ny any an-dafy no resahiko ka. Ny eto amtsika mbola lavitr’ezaka kanefany ho tonga amin’io ihany, jerevo ny mobile banking hoatra : zéro gestionnaire de compte 🙂

          3. ka za miresaka mihintsy lay andafy anie e :-), ny eto amintsika mbola any anatan’ny kibon’ny omby zany ngamba

          4. oui hi disparaitre ny agence , ary marina fa efa afaka mi consulter ny compte-nao sy manao virement entre compte @ net ianao, fa ny tiko lazaina zany dia lay hoe banque en ligne tsy misy agence , io banque en ligne ING Direct io tsy misy agence, dia raha misy problème ianao tsy afaka manao n’inona², tsy haiko raha azon’ elman ny tiko soratana, za koa ngamba tsy mahay manazava an’ilay izy 🙂

          5. ny banque misy agence, tsy miandry ela be otran’io, jereo fa mitaraina ny olona ao @ilay forum, y a trop de bla bla

          6. za aloha franchement raha mbola misy ny agence, tsy miditra mihintsy @ ireny banque en ligne otran’io ING direct io mihintsy

          1. Mety foana io e. Aty zao tsy misy anzany droit au découvert zany (ou très peu). Io ny vola azonao isam-bolana dia tsy maintsy atao izay mahampy azy ! Sinon ça signifie hoe “vivre au-dessus de ses moyens”. Sa ahoana ho izy ianao ? 🙂

          2. Tena marina zany ka… fa zao anie lay izy e, ohatra hoe :manana compte @ banque ianao, ataontsika hoe tsy nisy olana mihintsy satria ianao miasa, nefa @ zao fotoana zao, zany asa zany tsy assuré hoe à vie tsony, licencié aza ianao, tsy misy tsony ny karama na mihena, dia faly ianao satria omen’ny banque découvert, mba ahafahanao miodina kely mandrapà, (tsy ao dago aloha no hisy an’izay fa za miresaka ny andafy ihany an)

          3. Aza matahoatra fa azoko tsara e : manam-bola androany, latsaka na tsy misy mihintsy rahampitso.

            Fa dia zao e : tsy maintsy adaptenao foana ny fihainanao arakarakikiny fidirambolanao.

            Za zao rehefa manambola be tsy mikoty lasantsy, frigo feno foana, canal+ toute option, restaurants a gogo sns.

            Kanefa rehefa latsaka ve ny vola miditra mbola itahiry anio train de vie io ?

            Non, ajanona ny canal+, fixena hoe zao sisa ny budget essence ary rehefa lany dia mandeha bus, manao budget courses, mihena be ny loisirs sns

            Fa tsy andeha anao decouvert kosa mba hitazomana ny train de vie taloha.

            Fehiny : t@ mbola be vola be, tokony nanao “je mets de côté” kely mba itsinjovana ny kodiara-tsarety @ ty fihainana adaladala ty. Ary mba tsy hidirina amlé découvert 🙂

          4. ieny e, fa avant ianao manala ny fihainana adaladala, tsy maintsy aloha aloha ny efa laninao. Tsy ny olona rehetra koa no afaka manao de côté. Fa za manaiky ny hevitrao an!

          5. Izao indray ary e 🙂

            Maninona no voalohanao daholo ny facture nao, ny hofatranonao, ny abonnements nao.. en temps et en heure en plus 🙂

            Fa maninona no tenanao tsy vo payé nao mihintsy ?

            Ary ny tenanao no tokony paye nao volohany mihintsy, tsy logika ve zany ? 🙂

            Andramo angeha ty e : hoatra mandray 1000€ par mois ianao, paie toi d’abord 10%, soit 100€, et paie les autres avec ce qui reste, soit 900€.

            Raha mahalinanao io resaka io, andefaso mail aho e 🙂

          6. Tsy misy à l’abri ny olana hoy aho aminao, omeko exemple hafa ianao, marary tampoka ianao, misy imprévue zany, dokotera, fanafody sns… nefa io tsy ao anatin’ny budget nao, donc mety hi dépasse ny salaire -nao zany. Ianao anie tsy obligé ampiasa ilay découvert nomena anao e! fa au cas où no tiko soratana

          7. Ra novakianao tsara ilay commentaire teo azonao gerena tsara ny imprévus. Ra le chiffre na 100€ de côté par mois fotsiny dia efa lasa 1200€ par an.

  2. Franchement, moi je n’ai plus de banque, je me suis acheté une carte prepaid, je peux faire mes achats en toute tranquilité et surtout pas de frais bancaires. Le seul hic je ne pourrais pas demander un crédit, mais ça ne fait pas partie de mes habitudes donc je ne regrette rien.

        1. je vous ai déjà donné une piste pour devenir riche en m’envoyant un mail mais bon, si ça ne vous intéresse pas, je ne force pas 🙂

          1. Tena intéressant, fa mbola tsy voavaky hatramin’ny farany 229 pages! merci encore 🙂

          2. Bonne lecture ary e. Mais le plus dur c’est pas la lecture. C’est de suivre à la lettre ce qu’il raconte. Mais j’ai essayé, ça marche 🙂

          3. Oui chef ! fa tena tsara mihintsy lay conseil ka! dia tena misaotra betsaka indrindra oh!

          4. Re-mahavitaha soa zany. Dia any aoriana any, rehefa itanao fa nety taminao dia zarao @ olona mahafinaritra anao 🙂

          5. elman , orange koa hono zao manao banque en ligne gratuit e :-), pas d’agence , je me méfie tout ce qui est gratuit

Répondre à Malala Annuler la réponse

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *