tandremo fa efa chevrolet ireo fa tsy daewoo. enjana be ny pièce. io banky io aza mitaraina @ réparation Répondre
tamin’izy daewoo damas no tiko satria tena mandeha ilay fiara an, ary maivana nefa mahazaka charge be! Répondre
J’aime bien les damas moi!
tandremo fa efa chevrolet ireo fa tsy daewoo. enjana be ny pièce. io banky io aza mitaraina @ réparation
aza miala am-Peugeot ? 🙂
tamin’izy daewoo damas no tiko satria tena mandeha ilay fiara an, ary maivana nefa mahazaka charge be!