Rinah efa, na mitapy, na lany henatra. Mampalahelo anakahy !
The Man
2 années il y a
I dadan’i Brian atsy ambadika atsy mikonainaina be, efa andalam-pahasemporana mihitsy. Mety ho tapaka lalan-drà raha mahita fa misy anie lapam-pitsaràna ka miloko volomboasary mihitsy eh.
petakaman dans Les pluies tombent, les eaux montent, les maisons tombent: “Le Grand Andrianampoinimerina a dit “Ny Betsimitatatra dia toerana ambolena faha tsy ipetrahana sy hanorenana fonenana”. Aussi moyen âgeux qu’ils…” 14/12/2025 à 09:16
En plus il semble que c’était déjà la couleur originale?
avant ou après la création de Telma lol
Et l’autre ”akoho vavy à vava trondro” là, avec son solelakisme habituel qui n’a pas raté l’occasion pour caqueter un peu partout…