dans une auberge , on mange à sa faim , ici on attend la fin !
RMC
2 années il y a
oay, tahaky inona mihintsy !? mbola tsy tonga eo ambonin’ilay seza volamena aza izy io, efa mahita fa efa mipaka isan-tokantrano ny fanatsarana ny fiainan’ny Malagasy, mainka fa hoe tafapetraka eo amboniny eo ?
izay mbola tsy hita tao anatin’ny 5 taona indray no ho hataony ao anatin’ny 3-4 volana… he he
petakaman dans Les pluies tombent, les eaux montent, les maisons tombent: “Le Grand Andrianampoinimerina a dit “Ny Betsimitatatra dia toerana ambolena faha tsy ipetrahana sy hanorenana fonenana”. Aussi moyen âgeux qu’ils…” 14/12/2025 à 09:16
Quel auberge? On est au fond du trou hein
dans une auberge , on mange à sa faim , ici on attend la fin !
oay, tahaky inona mihintsy !? mbola tsy tonga eo ambonin’ilay seza volamena aza izy io, efa mahita fa efa mipaka isan-tokantrano ny fanatsarana ny fiainan’ny Malagasy, mainka fa hoe tafapetraka eo amboniny eo ?
izay mbola tsy hita tao anatin’ny 5 taona indray no ho hataony ao anatin’ny 3-4 volana… he he
Ary ohatran’ireny vôtavo @ halloween ireny ny lohan’ilay io; angamba natao hampitahotra ny olona no nametrahan’azy teo…
andray kosa, may vava tenisany 😯
mba ataovy fijery tsy miangatra kosa anie e :

