Aza adino fa “événementiel” anie ny spécialité-nay eh. Rehafa rerakin’ny mikosoka kapila dia mba manao fampisehona an-tsehatra kely (tragi-comédie). Izay dia vita. Miesona daholo ny fa afa-po.
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Zaran’i Radomelina aza misy an’zao tondra-drano zao dia mba tsy misy miresaka loatra ny lundi noir !
par contre le 7 février atao mipaopaoka tsara ve ?
voilàààà ! asiana ranomaso kely mintsy aza
Aza adino fa “événementiel” anie ny spécialité-nay eh. Rehafa rerakin’ny mikosoka kapila dia mba manao fampisehona an-tsehatra kely (tragi-comédie). Izay dia vita. Miesona daholo ny fa afa-po.
Toa ny zaza manetsika heloka ?
ilay solon’ny vavan’ny vahoaka eny @ 5ème arr omaly tsy nanadino ka ! l’affreux Marco himself ihany hono no nampanao an’ireny black monday ireny. tsy henoko hatr@ farany ilay izy fa lasa indray ilay jiro (dia hoy fotsiny aho hoe : ndriii, any izay i andry eee)
‘Batsiray ve de mba ho aiza? Ok ry sakaiza…’ chantonneront les 13% (en l’absence des 18,3).
Des vents de 240 km/h déjà ? 😯
Trajectoire encore aléatoire
Bien sûr! vatsy tsinjo, tosika fameno, hegergement au stade avec couverture et nourriture! Que demande le peuple!
Justement TOUT le peuple aimerait bien en profiter aussi mdr