C’est pas jojo hein ?
C’est sale, c’est crade, ça pue … Et démographie galopante aidant, ça n’ira malheureusement pas en s’améliorant.
Bref, donnez-moi une seule bonne raison de quitter mon eco-quartier propre, joli, avec un système d’évacuation sophistiqué et de collecte triée des ordures
… pour cette chose ?
Aucune chance.
Beurk!
C’est un problème de mentalité. Et de tout le monde, je veux dire (du plus haut au plus bas de l’échelle).
Surtout un problème d’éducation.
ici à gougou, dès qu’il y a un trou, hop, on y jette ses ordures! quel que soit le trou : pour les poteaux de la jiramaty, ou pour un panneau publicitaire, etc, etc
En construisant un eco-tanamasoandro, c’est jouable non ? MDR 🙂
Alors là ce n’est plus Betongolo mais plutôt Befako ou Betavoahangy!
eh! à itaosy, il y a un quartier appelé betavoahangy, mais c’est propre hein!
Ah mince, desole alors. Hihihi!
Tsy hoe tany mahantra dia tsy maintsy maloto sy voretra
tamin’ny taona 1990, rehefa tonga teto ny afrikana tatsimo dia tena nanohina ahy mihitys ny teniny hoe” any aminay koa be mahantra fa tsy maloto be ohatran’izao! fa maninona ry zareo no maloto be? “
Ka ny saintsika mihintsy no efa maloto
Izaho moa zany de tsy miteny intsony , olona efa ho lasa korazana no tratrako manary fako de valiny “fa maninona hono ny hafa no tsy teneninao” nefa izy irery no eo.
voila, en être réduit au silence à Madagougou, devoir cohabiter avec des gueux voretra et une mentalité toute aussi voretra. Frustrant.. voire rageant. Le fiainana tsotra, milamina et mirindra est impossible dans ces conditions. L’enfer c’est les autres disait le Centre culturel…
madinka, nivellement par le bas
ka ny tiany lazaina dia hoe nahoana no izy irery no teneninao nefa ny hafa(izay tsy eo tamin’io) dia samy manary fakao ao daholo! mahonena ilay toetsaina e!tena tsy nisy fanabeazana mihitsy intsony nanomboka ny taona 1972
Bye bye 2028 zany ve?
J’ai remarqué qu’à Mada on n’aime pas ce qui est beau . Par contre le bling bling !
tonga amlé hoe mihaingo eo ambonin’ny tsokoko ?
tsy Betongolo ihany a.. n’aiza n’aiza io.
Fa ny tena marikoriko dia vao miala eo ny mpanadio dia avy ny voret*y manipy. Ny tena moa tsy ampy gabarit sady kely anaka ka tsy afaka hifamaly @olona gaigy
ny ahy ry zalahy sahy milatsaka torse nu mandrio ny canal Andriantany eo @ CENAM tena mampiaiky ahy. Tokony tsy misy olombelona manao asa toy izany. Ny gendarme fluvial sur la Seine aza efa bien equipé nefa mbola hitako hoe miantoka ainga be rehefa manao secours ao.
Mety foana io rams a! Aza maka lagy izany fa io mihitsy aza no mapatanjaka anay kou!
sady efa mihinana ny tady kirarony no mbola manao tsikarokaliaka ao anaty t*y ?
Tokony ataon’ i Kiala Borgia reportage koa
y a une … ZP à Betongolo je crois
Lé olona manasa lamba ao no tena navariana ana tany.