voret*y mintsy ny mponina sasany eto ka
ny mpivarotra anaty lalana sy mpandalo tsy ampy solaitra sy fanabeazana ihany koa izay tsy mponina eny @ilay toerana hivarotany dia tsy miasa saina fa refa dalle, tatatra dia anipazana ny fako
ny gasy rehetra mihitsy no tia lavaka e: raha vao misy na mahiata lavaka dia maika ny hanary ny maloto rehetra ao, teny aminay nisy lavaka nataon’ny jirama hametrahana andrinjiro, fa ela koa ry zalahy vao nametaka ilay andrinjiro fa ny harivan’ny nahavitana ilay lavaka , dia efa nisy nanary fako tao, roa andro taty aoriana dia feno fako ilay lavaka!
moa ny toetsaina navelan’ny revolisiona sosialista koa moa nanome hery ny tsy firarahiana fa fiara raitra be no nijanona teo amin’ny pergola dia rehefa lasa izy dia fakona letchis fotsiny ny manodidina, ny olona mpanary fonojavatra eraky ny arabe tsy lazaina intsony
Mety anisan’ny antony tsy dia namely loatra ny covid 19 ny fofona sy ny loto vokatr’izao an (immunité naturelle liée à l’environnement). Mahafaty covid 19 ve ny loto sy ny fofona avy ao @ tatatra any madagougou? Tokony hanao fikarohana mikasika izany ny institut Pasteur…
Numerobis dans Dès fois je ne comprends pas: “Pareil, pour moi trop critiquer la refondation à cette étape risque de donner de la crédibilité à l’autre en télétravail…” 28/02/2026 à 21:07
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Numerobis dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Je pense que quand on achète ce genre de jouet, on ne doit pas se soucier de combien ça consomme.…” 26/02/2026 à 09:02
Haja dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Le président n’a ni le droit ni assez de pouvoir pour donner son avis sur l’Ukraine, si on veut demander…” 25/02/2026 à 10:45
Miserana dans Que veulent les Malgaches ?: “S’ils avaient un marteau, une cloche et une chanson, ça aurait marcher peut être ? Et bien sûr qu’ils prennent…” 25/02/2026 à 10:42
remarquez, les riverains possedent des vehicules et pas n’importe quoi!
zay zany ilay hoe miaingo eo amboniny tsikoko ?
La ruralisation de l’espace urbain
Mbola azo henoina ve itony hira itony @ izao fotoana izao ?
Zanak’I drema zanak’I drema
Zaza kamboty navelan’I drema
Teraka latsaka teny an-tsena
Zanak’I drema zanak’I drema
Zanaka andevo tsy maha te ho tia
Zaza maditra tsy vita sonia
Izy izy izy no zanam-bahoaka
Na zanaka jomaka aza izy e
Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahorana
Zanak’I drema zanak’I drema tsy misy vola hividianana vary
mangaro paosy dia mamaky trano
jomaka jomaka jomaka
Zanak’I drema zanak’I drema
Tsy misy dada tsy misy neny
Ny arabe no ray aman’dreny
Izy izy izy no zanam-bahoaka
Efa ela ihany izay.
Mbola ao tsara mihintsy ka.. asiana Queen’s sy Saint Claude, miainga tsara
voret*y mintsy ny mponina sasany eto ka
ny mpivarotra anaty lalana sy mpandalo tsy ampy solaitra sy fanabeazana ihany koa izay tsy mponina eny @ilay toerana hivarotany dia tsy miasa saina fa refa dalle, tatatra dia anipazana ny fako
ordures, pipi, caca, crachats.. gasy ka manja ?
ny gasy rehetra mihitsy no tia lavaka e: raha vao misy na mahiata lavaka dia maika ny hanary ny maloto rehetra ao, teny aminay nisy lavaka nataon’ny jirama hametrahana andrinjiro, fa ela koa ry zalahy vao nametaka ilay andrinjiro fa ny harivan’ny nahavitana ilay lavaka , dia efa nisy nanary fako tao, roa andro taty aoriana dia feno fako ilay lavaka!
moa ny toetsaina navelan’ny revolisiona sosialista koa moa nanome hery ny tsy firarahiana fa fiara raitra be no nijanona teo amin’ny pergola dia rehefa lasa izy dia fakona letchis fotsiny ny manodidina, ny olona mpanary fonojavatra eraky ny arabe tsy lazaina intsony
Ralavaka lol
Et où sommes-nous?
ambany tanana?
Mba vonjeo zahay prezida aaaaa! Tsy olona eto aminay anie no mandoto fa olona avy any ivelany no manafika eto e! 🙂
Mety anisan’ny antony tsy dia namely loatra ny covid 19 ny fofona sy ny loto vokatr’izao an (immunité naturelle liée à l’environnement). Mahafaty covid 19 ve ny loto sy ny fofona avy ao @ tatatra any madagougou? Tokony hanao fikarohana mikasika izany ny institut Pasteur…
La ville des milles immondices