Efa oe tsy hiasan’ny sainy izany oa izay hahazo ny 25 000 000 eto @ io aretin’io. Ils peuvent crever, ils n’en ont rien à f***tre. Na ireo mampiditra na ireo be saina miditra. Ry masera (misy masera eo @le sary) koa moa dia super exemple sady fetsy an. Mody manome toerana hanaovana eny andoharanofotsy dia ampodiana ny masera, je dis ça je dis rien…
Asaina mianatra ny mpianatra hi-véhiculer ny virus, ampidirina ny avy any ivelany dia mody manokatra CTC sy manafatra vaksiny. Atao inona CTC raha tsy efa hay fa mety mbola ho ratsy kokoa ny fandehan-javatra.
Quant à la démission, ni même le fait de faire sauter des fusibles. Je.. non rien (Elman dixit)
Rafangy
5 années il y a
mais tous ces passagers ont eu des motifs imperieux à venir! MBA va encore remplacer mamimbahoaka pour les explications
mangableu
5 années il y a
A ce rythme on va pouvoir rentrer aussi! Il faut juste trouver le motif imperieux: “Matahotra mafy ilay variant indien dia te hody zahay prezida!”
Equipage Air-Mad daholo hono ireny nalefa cargo ireny e, misy vazaha, misy giasy matavy be, misy Masera. Noheveriko hoe car iray koa nge no manatitra ny equipage rehefa tonga e, hay ve samy manana ny mpitsenany e. Za zany no tena donendrina kay.
Foronina daholo ity atsanga tsy aman’orana rehetra ity. Tena mahavita izy mamorona karazana justifications ka, ary tsy lany lainga mintsy. Normal be raha tsy hatory raha tsy @ firy alina na tsy matory mihintsy fa mila mamorona lainga isak’izay matsiaro
tsytiafoza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “quoi d’autres: pouvoir? 3V? On s’attend à tout de la part de nos compatriotes gougouens: la science, la politique, la…” 27/07/2026 à 15:07
tsytiafoza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Une hypothèse qui écarterait quand même la théorie du “sorona”: si jaurais besoin de sacrifier des êtres humains pour une…” 27/07/2026 à 10:24
Raza dans Oui tous les jours il y a…: “En France, il y a presque 1000 homicides par an et 10 000 disparitions (pour la plus grande majorité volontaires).” 27/07/2026 à 02:15
elman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “statistiques normales et on ferait un jour de deuil national ve ? https://www.facebook.com/share/196emUwq7z/” 24/07/2026 à 19:00
elman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Le colonel n’avait peut-être pas tort en disant qu’il faudrait s’inspirer du système reny malala “alerte enlèvement”” 24/07/2026 à 15:15
Raza dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Et si c’était seulement des statistiques « normales » ? C’est bien triste mais 6 homicides (on ne sait d’ailleurs pas si…” 24/07/2026 à 13:11
petakaman dans Kidnappings : reactualisons les possibilités: “Je ne pense pas que le DJ soit derrière tout ça même si l’on sait qu’il avait ramené la populasse…” 24/07/2026 à 12:29
Après ce vol, il n’y en aura plus, promis juré 🙂
Mettons-nous d’accord, a-t-il dit.
Des gamins à la manette qui changent d’avis toutes les secondes.
plus de vols, ni air à mad? ni à jirama? ni à la Cnaps …..
Efa oe tsy hiasan’ny sainy izany oa izay hahazo ny 25 000 000 eto @ io aretin’io. Ils peuvent crever, ils n’en ont rien à f***tre. Na ireo mampiditra na ireo be saina miditra. Ry masera (misy masera eo @le sary) koa moa dia super exemple sady fetsy an. Mody manome toerana hanaovana eny andoharanofotsy dia ampodiana ny masera, je dis ça je dis rien…
Asaina mianatra ny mpianatra hi-véhiculer ny virus, ampidirina ny avy any ivelany dia mody manokatra CTC sy manafatra vaksiny. Atao inona CTC raha tsy efa hay fa mety mbola ho ratsy kokoa ny fandehan-javatra.
Quant à la démission, ni même le fait de faire sauter des fusibles. Je.. non rien (Elman dixit)
mais tous ces passagers ont eu des motifs imperieux à venir! MBA va encore remplacer mamimbahoaka pour les explications
A ce rythme on va pouvoir rentrer aussi! Il faut juste trouver le motif imperieux: “Matahotra mafy ilay variant indien dia te hody zahay prezida!”
ka sao tena mitondra izany tokoa ianareo? tonga dia alefa any amn ctc
moa sa dtc.Nisafidy ny lohany ve dia atahotra ny masony e.
lool
non, non et non! restez ou vous etes car là, vous serez bien soignez!
Mety mbola nisy olona mapiodina ny toekarena gasy tao angamba
Ry masera!
Equipage Air-Mad daholo hono ireny nalefa cargo ireny e, misy vazaha, misy giasy matavy be, misy Masera. Noheveriko hoe car iray koa nge no manatitra ny equipage rehefa tonga e, hay ve samy manana ny mpitsenany e. Za zany no tena donendrina kay.
Foronina daholo ity atsanga tsy aman’orana rehetra ity. Tena mahavita izy mamorona karazana justifications ka, ary tsy lany lainga mintsy. Normal be raha tsy hatory raha tsy @ firy alina na tsy matory mihintsy fa mila mamorona lainga isak’izay matsiaro
Raha tsy diso aho dia 5 ny isan’ny sidina nifanarahana tamin’ny air france. 3 sisa dia vita e, mahareta kely. Hahaha!
E. Rabé ferait-il partie de ces passagers ?