Heureusement que la France est là…

Dépêche

Voir : Validation officielle des nouveaux référentiels de formation du secteur hôtellerie-restauration.

Au lieu de s’exciter sur vos CEPE et autres BEPC, optez plutôt pour le CAP, ce sera un bon début. Un excellent début.

Subscribe
Me notifier des
guest
7 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
Malala
Malala
2 mois plus tôt

Inona moa no tsy nataon’ny Frantsay mba ampisondrotra ny malagasy fa isika mihintsy no efa tsy manjary ngamba 🙂

gerard
2 mois plus tôt

a t on besoin des étrangers pour former quelques loufiats ? non, bien sûr .
mais , si ces étrangers ont 5 millions d euros dont ils ne savent quoi faire ……

Modifié 2 mois plus tôt par gerard
Malala
Malala
En réponse à  gerard
2 mois plus tôt

Amiko tena mila mihintsy ka , efa hoe ny malagasy kamo be tenda , mila tolorana foana fa tsy mahavita tena

RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina
En réponse à  Malala
2 mois plus tôt

Ny Malagasy anie tsy iray re Tompoko. Ao ny Aostronezianina, ao ny afrikanina, ao ny arabo. Tsy kamo be tenda daholo kosa aloha izy rehetra ireo eh. Misy ny toy izany, fa misy koa ny tena olona tia miasa. Raha mitsidika vohitra sasa-tsasany eto IMerina ianao dia ahita izany tokoa re Tompoko. Ohatra hoe iny Manandriana avaradrano iny, iny Manjaka Ilafy iny, iny Fiaferana iny, Ambohimiadana Andramasina, Betafo dia ahita ianao fa tena miasa ny olona, ary mifofotra mihintsy. Na resaka fahadiovana sy filaminana aza, tsy dia hoe voretra daholo akory ny Malagasy. Misy tanàna tena madio sy milamina ihany. Ohatra iny Andohalo Ambatomasina iny, Faravohitra, Antsahabe, madio ny tanana, ary tsy hoe ambony fari-piainana akory ny olona ao, fa efa notaizana tamin’ny fahadiovana sy filaminana. Fa misy koa ny voretra, ka na dia manadio isa-maraina aza ianao, afaka ora iray dia efa lotoin’ny sasany.

Malala
Malala
En réponse à  RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina
2 mois plus tôt

Marina ny soratanao , fa ny ankamaroany aloha dia zay nolazaiko zay ! matoa isika tsy mety tafavoaka dia ao raha

Rakotovelo
Rakotovelo
2 mois plus tôt

Il me semble qu’au mois de mai 2022, j’ai pu assister à la cérémonie officielle (hôtel Colbert) de clôture et de la remise des livrets des référentiels dans trois domaines dont le tourisme et l’hôtellerie … et il n’y avait pas que les Français.

Il y avait même trois ministres présents. Maintenant c’est comme les routes, on “inaugure” autant qu’on veut, ou je me trompe ?

A la une

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

7
0
Je suis curieux de lire votre avis sur le sujet :)x